Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
noeline ( 31/03/2009 13:41)
serasera
manaona ny ianareo aoaminy serasera misaotra ny hery ny serasera fa voaray ilahy solonanarana sy ny tenimiafina dia misaotra be dia be a... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:08
penguin ( 31/03/2009 13:39)
Fitantanan'ny tanora ty hoy ny TGVendrana
Ireo tokoa fa miseho ny goaika tanora ary tsy nahafehy ny andry tgvendrana ka tsy ny tanora mirijarija entin'ny olona @'ny sangany sahala azy no mpikambana @'ty HAT. Miarahaba ireto olo-manga ary tair... tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:16
noeline ( 31/03/2009 13:35)
aza avela
mangataka ny hira ny y zit hoe aza avela hoy noeline... tohiny
novalian'i YASHN ny 04/04/2009 06:23
essera ( 31/03/2009 12:59)
Fomba tsotra ahazoana manara-dalàna
Ny tena nahazoan'i Ravalomanana an'ilay diplaoma mlay be tany Chine ange raha tsy fantatrareo dia noho ny fahaizany manafina ny tsy ara-dalàna amin'ny ara-dalàna. Ianao ihany no asainy miasa mafy... tohiny
novalian'i KALACK ny 31/03/2009 13:26
xxx ( 31/03/2009 12:40)
SADC
Fa inona moa ry reto ny tena tombotsoa azontsika amin'ny maha-membre antsika amin'ity SADC ity??? [u][i]Raha sakafo ny pb:[/i][/u] maninona raha ny antsika no hatsaraina. [u][i]Raha ny ankanjo:[/i]... tohiny
novalian'i gasmlay ny 31/03/2009 14:38
Pilato ( 31/03/2009 10:50)
Madagasikara : Tantely afa-drakotra 2
Miala tsiny aho ! Averiko indray, miala tsiny, miala salohy fito ! Tadidin'ireo efa hari-saina tamin'izany ilay filazan'andrimatoa José ANDRIANOELISON [i](José kely, ilay nahavita nanivaiva filo... tohiny
novalian'i milamm ny 01/04/2009 03:47
xxx ( 31/03/2009 10:37)
TGV mahalasa saina
Mba fantatrareo ve fa manana nationalité française anie io olona milaza azy ho filoha io e! ny maha gasy azy aza efa nolaviny!!! ... tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2009 22:06
xxx ( 31/03/2009 09:40)
Menaka!!! nandalo fitilina ve?
Ny sakafo miditra eto M/car de tokony hanadalo fitilina aloa vao azo haparitaka eny an-tsena; Miseho sahady ny tsy fanarahan-dalana! Sa io le menaka 160T nalaina an-keriny tany @ tiko indray, toy ny f... tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:21
yvaj ( 31/03/2009 09:17)
Les 41 membres de la HAT
Rabetafika Norovelo Robertine Ramaroson Alain Rakotoniaina Ialy Ranaivoarisoa Henri Voninahitsy Penelope Arianne Randriazanakolona Yvan William (Sareraka) Andrianantenaina Pierre Ranjivason Jean... tohiny
dafa ( 31/03/2009 09:06)
omeo toky aho-Vola sy Noro
Mba mila an'io tononkira io aho raha azo atao... tohiny
TEGEVE ( 31/03/2009 09:01)
FOMBA AZAHOANA VOLA MAIKA
anaka isany , hitanareo avokoa eny rehetra eny fa tsy nisy firenena ,tsy nisy flkambanana internasionaly (ONU ,USA,UE,UA, na ny afrika austral sns ...),ny bailleurs FMI ,BM tsy ho voatanisako anareo ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 31/03/2009 14:28
milamm ( 31/03/2009 08:50)
fa maninn no migidra otrany valala ankarona isika...
samy nanao ny tsy mety izay mitsamm donky ,ratsy aby nefany Ravalo no lanimbahoaka tsisy nandany i Andry fa nampiasa herimbotay,sa raha tsy henika ny toy farihy difotry ny rà-ny tsy manantsiny tsy az... tohiny
novalian'i Hinagasy ny 02/04/2009 02:53
essera ( 31/03/2009 08:42)
Ho an'ny mpanara-dalàna !!!
Misaotra anareo manara-dalàna, mba porofoy aminay hatramin'ny farany izany satria efa nifidy an'izay lalana izay ianareo. Izao mantsy, mba nojereko ihany izay hetsika teny Ambohijatovo, nijoro oha... tohiny
novalian'i xxx ny 01/04/2009 11:42
essera ( 31/03/2009 08:25)
Ho an'ny mpanara-dalàna !!!
Misaotra anareo manara-dalàna, mba porofoy aminay hatramin'ny farany izany satria efa nifidy an'izay lalana izay ianareo. Izao mantsy, mba nojereko ihany izay hetsika teny Ambohijatovo, nijoro oha... tohiny
novalian'i fanou14 ny 01/04/2009 07:01
merenoel ( 31/03/2009 08:19)
Sakafo, akanjo sy ny sisa ho an'ny zazakely
inona avy ry reto no sakafo azo omena ny zaza 6 mois, difersifier ono nefa ny zavatra omen'ny pediatre de ray iany, hany ka efa leo le zanako de tsy de mety minana tsony, ny akanjo ndray aiza nareo ... tohiny
novalian'i merenoel ny 17/06/2009 08:55
Noue ( 31/03/2009 07:54)
Mémoire courte ou faire semblant d’oublier sa fanahiniana ??
[URL=http://img19.imageshack.us/my.php?image=organese23ad.jpg][IMG]http://img19.imageshack.us/img19/3995/organese23ad.jpg[/IMG][/URL] io sary io zao dia t@ nangalana ankeriny ny ministera, ka mba ... tohiny
karavasy ( 31/03/2009 06:48)
Ho an'olo-tokana ka tsy ilaina ny SADC hoy TGVendrana
Natao ho an'ny fampandrosoana ny orin'asan'olo-tokana ny SADC ary tsy misy tombon-tsoa ara-toe-karena ho an'i Madagasikara hoy andry tggvevdrana omaly. Hiala amin'io i M/kara hoy izy ary mazava fa ny ... tohiny
novalian'i Oay ny 31/03/2009 14:13
xxx ( 31/03/2009 06:42)
URGENT BE
Salut doholy nareo. Za ky ry zareo tena misy olana be an! Zao ry zareo no problem kwa! za zany beboka 2 Mois nefa le bandy nitsoka moa ko zay 2 tsy navela hiaraka te zao ny vokany ! ka ba mangataka fa... tohiny
novalian'i Ratoa ny 03/05/2009 00:28
HeryLo ( 31/03/2009 06:24)
Fivoriana nataony SADC omaly
Les dirigeants d’Afrique australe ont décidé lundi d’exclure Madagascar de leur organisation « jusqu’au retour de l’ordre constitutionnel », en signe de protestation contre le coup d’Eta... tohiny
novalian'i locl ny 01/04/2009 19:41
penguin ( 31/03/2009 06:09)
Pastora vonoy fa ny GADRA no reharehan'i Madagasikara
Vao naverin'ny TVPlus ny sary nanaovan'ny CAPSAT ny lehiben'ny FJKM teny Antanimena. Nandà ilay miaramila CAPSAT hoe tsy nisy nampisotro amany ny Pastora nefa tratra teo amin'ny sary izy tenany nandr... tohiny
novalian'i fanou14 ny 01/04/2009 07:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6581