Ny tena nahazoan'i Ravalomanana an'ilay diplaoma mlay be tany Chine ange raha tsy fantatrareo dia noho ny fahaizany manafina ny tsy ara-dalàna amin'ny ara-dalàna.
Ianao ihany no asainy miasa mafy, miasa tsara, miasa miaraka eo.
tohizo ihany ilay manaraka baikom-pitolomana fa efa plagiat nataon'ny tam Ratsiraka ange io e.
Ireto izany mba misy dikan-teny tsara ho fantatra famerin'ny ancien régime :
miasa mafy = OÉ OÉ ...... OÉÉÉÉÉÉÉÉÉÉÉÉ
miasa tsara = OÉ OÉ ...... OÉÉÉÉÉÉÉÉÉÉÉÉ
miasa miaraka = OÉ OÉ ...... OÉÉÉÉÉÉÉÉÉÉÉÉ
Minoa fotsiny ihany = Madagasikara tsy mandohalika.
Tena hiasa tena hiasa amin'izay isika = Efa hivoaka ny tonelina isika.