Les 41 membres de la HAT

1. yvaj ( 31/03/2009 09:17)
Rabetafika Norovelo Robertine Ramaroson Alain
Rakotoniaina Ialy Ranaivoarisoa Henri
Voninahitsy Penelope Arianne Randriazanakolona Yvan William (Sareraka)
Andrianantenaina Pierre Ranjivason Jean Théodore
Betiana Bruno Rasamoelina Hary Naivo
Jaozandry Philippe Rasolofo Andrianandrintsaina Norolaza
Lahiniriko Jean Rasolofo René
Marson Evariste Rasolosoa Dolin
Mounibou Patrick Norbert Lala Ratsirahonana
Prezaly Jonah Parfait Rolland Ratsiraka
Rabenirina Jean Jacques Ravelonjato Bernard Anselme
Radolazasy Alexandre Razafimahefa Herimanana
Rajonson Bruno Razafinily Constance
Rakotoarimanana Patrice Reboza Julien
Rakotomamonjy Jean Max Rémi
Rakotovonomenjanahary Tsiandopy Jacky
Ramaherijaona Hajanirina Lanto Tsimiondra Thomasy
Ramaholimaso Pierre Houlder Tsiranana Pierre
Ramakavelo Désiré Philippe Vaovao Benjamin
Ramanantsoa Benjamina Joseph Yollande
Ramaromisa Daniel
2. Mandefitra ( 31/03/2009 09:51)
Ny mamba noana rehetra zany.
Raha tsy roa taona marina tsy mahavoky an'ireo ka. Mbola ampian ny capsat.

3. yvaj ( 31/03/2009 09:56)
miala tsiny fa nisy diso ny copie e

Rabetafika Norovelo Robertine
Ramaroson Alain
Rakotoniaina Ialy
Ranaivoarisoa Henri
Voninahitsy Penelope Arianne
Randriazanakolona Yvan William (Sareraka)
Andrianantenaina Pierre
Ranjivason Jean Théodore
Betiana Bruno
Rasamoelina Hary Naivo
Jaozandry Philippe
Rasolofo Andrianandrintsaina Norolaza
Lahiniriko Jean
Rasolofo René
Marson Evariste
Rasolosoa Dolin
Mounibou Patrick
Norbert Lala Ratsirahonana
Prezaly Jonah Parfait
Rolland Ratsiraka
Rabenirina Jean Jacques
Ravelonjato Bernard Anselme
Radolazasy Alexandre
Razafimahefa Herimanana
Rajonson Bruno
Razafinily Constance
Rakotoarimanana Patrice
Reboza Julien
Rakotomamonjy Jean
Max Rémi
Rakotovonomenjanahary
Tsiandopy Jacky
Ramaherijaona Hajanirina Lanto
Tsimiondra Thomasy
Ramaholimaso Pierre Houlder
Tsiranana Pierre
Ramakavelo Désiré Philippe
Vaovao Benjamin
Ramanantsoa Benjamina
Joseph Yollande
Ramaromisa Daniel
4. Noue ( 31/03/2009 09:58)
mampalahelo M/car, inona moa fa tsy ny tarika ratsiraka daholo no naverina ???
5. xxx ( 31/03/2009 09:58)
tena tafaraka ao jiaby zany "ny kisoa sy ny vorona" ! :-P
raha efa nahazo amnistie zany ry zalahy retsy avy d ry lerony no teo fa tsy ny vadiny(Ialy,Penelopes)
Arahabaina manokana eto i Sareraka fa ela ny ela fa nahazo toerana ihany
tafa amizay zany ah ary nisy nahatsara an lah ihany ny niala MFM kou
6. xxx ( 31/03/2009 10:12)
Voici la règle de la démocratie qui règne ici :
1-Descente dans la rue
2-Pillages des biens publics
3-Pillages des biens présidentiels
4-Pillages des opérateurs économiques
5-Doublage de la Radio et TV nationales
6-Création du gouvernement de rue
7-Des moins gradés au commandement des Hauts gradés
8-Braquage des Ministères avec des pinces et Barre à mine
9-Attaque du Palais Présidentiel avec des Blindés
10-Insulte, agression et kidnapping des Chefs religieux
11-Insultes et agression des Hauts Gradés militaires et les forcés de faire des déclarations avec des fusils à la tête
12-Ménace de la Haute Cour Constitutionnelle
13-Insultes et menaces des diplomates
14-Menaces et brûlages des stations Audio visuels qui disent la vérité
15-Intrusions des mercenaires et Légionnaires sur le territoire national
16-Trafic d’armement pour les mutins
17-Exorcisme
18-Non patriote
Un Pays colonisateur appuie cette règle de la démocratie nouvelle.
OÙ EST LA VRAI DEMOCRATIE !

Mitaraina mitsy le namako nandefa io t@ mail . Dia hoy za hoe zao no democratie: maneho hvtr doly hatr@ gadra mivoaka fa ny olona tsotra tsy mahazo fa tsenaina @ lacrimogene e.
7. kartoll ( 31/03/2009 10:42)
zaho alo mahita fa tena foza orana io fiondrana tetezamita io eh!
satria vao mangotraka de mivadika orange
8. Pilato ( 31/03/2009 10:45)
Miala tsiny aho !
Averiko indray, miala tsiny, miala salohy fito !

Tadidin'ireo efa harisaina tamin'izany ilay filazan'andrimatoa José ANDRIANOELISON (José kely, ilay nahavita nanivaiva filoha amperin'asa ho Président Con, ka nahatonga io président io amperin'asa tamin'izany nefa resy teny amin'ny fitsarana) !
Hoy izy tamin'izay : Madagasikara : Tantely afa-drakotra.
Izao dia miverina indray !
Efa TANTELY AFA-DRAKOTRA II.

Fa na iza faly, na iza tezitra dia averiko eto izay voasoratra ao amin'ny baibolin'ny Jiosy, ka nadika mba ho voavakin'ny malagasy !

Tsy ho asiako fanamarihana "NO COMMENT" Fa ze manan-tsofina aoka hihaino, izay mana-maso aoka hamaky, izay manan-tsaina aoka handinika.
Ny ankoatr'izay : ny ts'isy saina : aza miraharaha, ny be marenina : mamonoa sofina, ny tsy te hahahala : aza mijery !

Hoy ny Ohabolana 30 : 21 - 23

21 Izao fitondrana telo izao no tsy mampandry ny tany, Eny, zavatra efatra aza no tsy zakany;
22 Raha ny andevo no tonga mpanjaka, Raha ny adala no voky hanina,
23 Raha ny vehivavy lany zara no ampakarina, Ary raha ny ankizivavy no mandova ny tompovaviny.

Pilato madio tanana !

9. xxx ( 31/03/2009 11:04)
oadray!!!! ireto mamba noana daholo ary tsy misy madio tanana na iray aza!!!!,dia tena vendrana mihitsy ve ny gasy,????????? ka ireo izay efa hita fa tsy namely mihitsy,dia mbola ho eo foanafoanafoana!!!!,mazava ho azy amin'izao fa ireo fa mivandravandra toa kary an'efitra ireo gasy tena fahavalon'ny gasy mpamotika sy mpandrava laka eto amin'ny tanàna!!!!mba menatra ianareo ireo fa latsaka anatin'ny aizina tanteraka i Madagasikara,ireo olona ireo vé no mba lazain'izao fitondrana nangalarina izao hoe"ahavita azy",mmmmm!!!!!!!! izah koa mba noana!!!!!
10. Oay ( 31/03/2009 11:25)
xxx:

oadray!!!! ireto mamba noana daholo ary tsy misy madio tanana na iray aza!!!!mmmmm!!!!!!!! izah koa mba noana!!!!!



Ohatrany hoe ilay mpanetsika sy mpanentana t@ 2002 ihany izy ireto izany fa nihova loko fotsiny an!
11. xxx ( 31/03/2009 11:30)
toy izao ihany no niaingan i ravalo fa nihodinany reefa tafara ka asa i rajoelina andrinirina raha ho afaka tanteraka amin izy reto !
fa mba aiza ny vadin'ny sasany tamin ireo gadra politika sa ahona ny fomba nifidianana azy ireo.
Aza gaga raha tsy ho ela dia ny vadin 'iray amin dry zalahy ireny no lasa chef de région na lehiben'ny district !
manahirana ihany izy ty
ary mba aiza ingahy zafy albert e !
tena tonga amin'i ratsiraka marina ireto saingy ny azy nampiany
''raha hifidy iahy ouz aleo mamba voky toy izay mamba noana,satria ny voky efa tsy mihinana tsony fa ireto noana ireto vao mahazo toerana dia efa mipelika ery zato rambony faly hihinana".
Hiverina hatavikely indray lé pety kely kle
vita hatreo kosa ny chq 100 provision ry voniherbe ah
12. bozyboleta ( 31/03/2009 11:32)
Izay no maha- Haingo Ambony Tsikoko an'io fitondrana io.
Olona maloto sy voretra daholo no ao anatiny. Tsisy azo raisina na iray aza.
13. ndenn ( 31/03/2009 11:32)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :?: :?: :idea:
14. Oay ( 31/03/2009 11:37)
Ka ry zareo ireo hono no misafidy hoe iza no apaetraka d hoe efa napetraka teo ny be ronono fa arakarakin'ny nihinanany no tsy nahanety voky anazy fa hoe mihinana ihany satria ny "Harena toa ny misotro ranotsira ka arakarakin'ny hisotroana vao maika mampangetaheta" ka rehefa manana force oanina d avy eo ndray mila manana force to_koa.
15. xxx ( 31/03/2009 12:11)
tena tsy ampoizina ny fiainana

tsy voatery hitovy saina tokoa na dia samy fianakaviana aza

vao saika hanontany mihintsy aho izao hoe lasa aiza i daniel ramaromisa

16. yuka ( 31/03/2009 12:32)
Izao ve no fandresena nitolomana :(
mampalahelo :( :( :(
Izao marina ilay hoe zarazarao hanjakana :D
Mampalahelo ianareo vahoaka madinika fa dia higoka ireo mamba noana ireo :( ny madinika aloha tambazana vary sy menaka halatra,dia rehefa lany ny tahiry dia mbola ankamantatra indray ny tohiny :D
17. KALACK ( 31/03/2009 12:43)
Ary toa tsy tafiditr ao i IVO HASINA ry Yuka ? eee , nampalahelo be i Yuka nanatena be azy ho lasa ministra tao
18. xxx ( 31/03/2009 12:49)
ny zavatra tsikaritra aloha izany dia ny olona manambola ihany no nalaina

mba misyamin'ireo ve hoe olona manana fianana simple , fonctionnaire mpampianatra ohatra
19. nancy ( 31/03/2009 13:06)
Aleo dia averina indray fa mediocre sy incompetent ilay TGV.

xxx:

ny zavatra tsikaritra aloha izany dia ny olona manambola ihany no nalaina

mba misyamin'ireo ve hoe olona manana fianana simple , fonctionnaire mpampianatra ohatra



20. Oay ( 31/03/2009 13:25)
yuka:

Izao ve no fandresena nitolomana :(
mampalahelo :( :( :(
Izao marina ilay hoe zarazarao hanjakana :D
Mampalahelo ianareo vahoaka madinika fa dia higoka ireo mamba noana ireo :( ny madinika aloha tambazana vary sy menaka halatra,dia rehefa lany ny tahiry dia mbola ankamantatra indray ny tohiny :D


Ô ry yuka a! ka ilay vahoaka mandinika ndrandrainao anie ka tsy mahita izay lazaina eto @ anterineto é!
D momba ilay menaka halatra, d araka ny resaka mandeha ndray d hoe vola nangalarina t@ vahoaka hono ny ampahany t@ nividianana an'ireny menaka ireny satria nanao hosoka ilay mpanafatra mba tsy handoavana hetra d izay no nahatonga ny fangalarana anazy @ izao fotoana izao ka amidy mora @ ireo vahoaka izay nagalarana an'ilay hetra tsy naloa ilay izy!
Gaigy be izy ty ry yuka fa ny mpangalatra voalatra d miverina any @ vahoaka ny halatra knou! Tsy mba ohatrizany aloha ny anareo any jap's any an!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0607