Les 41 membres de la HAT
21. soanja
(
31/03/2009 13:26)
Misaotra nizara an'io ry Yvaj.
Mampalahelo tokoa ny zavamisy. Olona efa lany andro daholo zany! Fa angaha dia tena tsy misy afitsoka mihitsy ny Gasy no dia mamba noana tokoa no apetraka eo?
Izao no atao hoe mahita maizina indroa toy ny tain'omby nantsetsina andavambary!
Mitomany ho anao aho ry Fireneko isaky ny mieritreritra anao!

22. penguin
(
31/03/2009 13:30)
Hampandroso an'i Madagasikara ireo ary ho avy hianatra aty izao tontolo izao atsy ho atsy satria ny tena olo-manga no hitantana ny fanatsarana ny sehatra rehetra na ny lalàm-pifidianana, na ny fampidinana ny vidim-piainana, na ny lalàm-panorenana vaovao. Mila mangiana ny kely hery sy tsy mampandroso.
23. ifiona
(
31/03/2009 13:52)
euh
za ve no tsy naharaka sa nilaza ny andraikitr'izy ireo 41 ireo i tgv? sa omena fahatany fotsiny aloha ireo anarana dia ho hita eo avy eo :lol:
iza no minisitry ny inona? sns

24. xxx
(
31/03/2009 13:54)
Rabetafika Norovelo Robertine: vadiny jeneraly Rabetafika ve io? sa mba olombaovao ? Inconnue au bataillon
Ramaroson Alain: nanampy betsaka t@ nahatonga an'i Ravalomanana ho president autoproclamé t@2002, dia izao indray misy train vaovao azo ijapiana dia lasa izao raha tsy mibolisatra ;asa raha rahoviana vao ho ringana itony Jodasy itony
Rakotoniaina Ialy: Inconnu au Bataillon
Ranaivoarisoa Henri:Inconnu au Bataillon
Voninahitsy Penelope Arianne:havany Voninahitsy ; Voninahitsy voan'ny tsindry hazo lena t@ fitondrana Ravalomanana dia nivadika lobaka sy palitao haingana
Randriazanakolona Yvan William (Sareraka):itony koa nanampy be t@ Naha President autoproclamé an'i Ravalomanana t@ 2002, dia manao Jodasy
Andrianantenaina Pierre: tsy misy tsy mahalala azy: t@ androny Zafy Albert ministra , dia izao indray misy hirika idirana dia lasa izao é; asa toa nijapijapy t@ tolona 2002 koa angamba izy io fa voailika
Ranjivason Jean Théodore: inconditionnel de Ravalomanana , saingy tratry ny tsindry hazo lena tao ka leomboanana , tsy te hierika zavaboribory, dia nijapy TGV
Betiana Bruno: ekipany ry Pierre Andrianantenaina sy Zafy itony
Rasamoelina Hary Naivo:tsy dia fantatra loatra ny parcours, fa ny anarany tsy vaovao
Jaozandry Philippe: Taranaky ry zalahy Tsiranana ve itony?
Rasolofo Andrianandrintsaina Norolaza:Ary itony mba iza?
Lahiniriko Jean: aaaaaaa mahavariana ny toetra Jodasy Iskariota an'itony
Rasolofo René: inconnu au Bataillon
Marson Evariste: eeeee taranaky ry Piso
Rasolosoa Dolin: nody ventiny ny rano natsakaina tetsy ambotsirohitra
Mounibou Patrick: zanaky Jeneraly Manibou ve itony?
Norbert Lala Ratsirahonana: Tsy ho ampy ny pejy ilazana azy , fa dia MPILELAKA foana foana itony ; t@ 2002, tadidinareo ve ilay nilelaka be an'i Ravalomanana ? nefa efa teo koa t@ andron-Ratsiraka sy ny sns sns...
Prezaly Jonah Parfait: Inconnu au Bataillon
Rolland Ratsiraka: çà y est les Ratsiraka sont de nouveaux au Pouvoir , au moins lui il a été fidèle à sa conviction anti-ravalomanana
Rabenirina Jean Jacques: ex Ministre du temps de qui déjà?
Ravelonjato Bernard Anselme: Inconnu au Bataillon
Radolazasy Alexandre:Inconnu au Bataillon
Razafimahefa Herimanana:Inconnu au Bataillon
Rajonson Bruno: ilay Jeneraly nijaly tany ampigadrana moa io?
Razafinily Constance: Très connu fa toa efa goaika antitra koa itony an!!
Rakotoarimanana Patrice: itony toa zazavao ?
Reboza Julien:manampahaizana @ itarndrahana vato .........
Rakotomamonjy Jean:Inconnu au Bataillon
Max Rémi:Inconnu au Bataillon
Rakotovonomenjanahary:Inconnu au Bataillon
Tsiandopy Jacky: Tiens un nom qui me dit quelques choses!
Ramaherijaona Hajanirina Lanto:Inconnu au Bataillon
Tsimiondra Thomasy:Inconnu au Bataillon
Ramaholimaso Pierre Houlder:Tongasoa ny Radio Tsioka Vao
Tsiranana Pierre: Tonga soa koa ny Miaou Miaou
Ramakavelo Désiré Philippe: Tiens!! Tiens , c'est lui qui a convaicu Ravalomanana de s'autoproclamer Président , un beau jour de 2002, en disant "Tairo, tairo " , ce dernier s'est laissé convaincre facilement ; mais pourquoi par la suite , Ravalomanana l'a écarté de son chemin???
Vaovao Benjamin: Welcome Arema
Ramanantsoa Benjamina: Nom connu dans le milieu des affaires angamba raha tsy diso aho!!
Joseph Yollande:Inconnu au Bataillon
Ramaromisa Daniel : AAAAAAAAAAAAA Vous êtes FORMIDABLE

25. xxx
(
31/03/2009 14:00)
penguin:
Hampandroso an'i Madagasikara ireo ary ho avy hianatra aty izao tontolo izao atsy ho atsy satria ny tena olo-manga no hitantana ny fanatsarana ny sehatra rehetra na ny lalàm-pifidianana, na ny fampidinana ny vidim-piainana, na ny lalàm-panorenana vaovao. Mila mangiana ny kely hery sy tsy mampandroso.
Donc le reste de la population à part alors ?
Fa inona ary ity resaka androvo ity ry zareo à ! Resaka fanovàna radicalement no tena nandrandraina dia toa resaky ny adala sy ny mpianin-kazo no feno eto ? dia tena manao ny sasany ho tsinontsinona mihintsy ve ireo politiciens tranainy sy goaika antitra ireo no dia tsy mba nandray adidy t@ fampitàna ny lova politika ho an' i Mada ?
Raha izao no mitohy dia omena safidy ny vahoaka malagasy 22 millions et qlq @ izay nationalité tiany ho azo fa izany malagasy izany dia ho foana sy ho dindon'ny tantara sisa afaka 20 taona raha ho ela indrindra .Ho voavidy tanteraka ny firenena atao hoe Madagasikara ; lasa Midégàsokiro sisa no ho hita ao!! mampalahelo sy mankarary fo !!!
:oops: :oops:
26. xxx
(
31/03/2009 14:06)
tena hampandroso ireo ,ka ny tenany aloha tsy maintsy manenjika ny fotoana very rehetra ao anatin'ny fotoana fohy (figadrana ,tsy fahazahoan-toerana fionganana fa tsy namely sns....),tena marina izany fa tsy honohona an!!!!! fa dia manàna faharetana sy finoana sy fahatokiana an'izireo ry gasy "Tena Gasy Vendrana"angamba hain-tsika mianakavy ilay hiran'ny SARERAKA ilay misy hoe"Tena Gasy Vendrana ka tsy mahalala aferafera karamako SIVY HETSY NAHAZAHOAKO HELIKOPTERA" mbola tsy hamoaka izy izao fa efa hitaingina rahefa hanao fitsidiha-paritany any AMBOSITRA any an!!!!!!!!!!!!!!!!!
27. Oay
(
31/03/2009 14:19)
XXX ny mampalahelo ry zalahy d izao a:
_Rehefa mba mihestika ny tanora lazaina fa vendrana, ny tsara hofantatra anefa d raha tsy manao anie tsy mahay é!
_Ny zanaka amabadin'ireo efa teo ihany no miverina eo satria tsy sahy ny sasany.
Za zao mba velompanantenana raha mba midina aty @ Tanana ilay si niady hevitra tao @ france24 iny ka tena mba sahy marina, ny tahotra anefa toa ohatrany tsy hahay teny gasy kalakely klé!
Mila mihetsika isika fa reo goaka antitra ireo efa miverintsaina é!

28. Samoana
(
31/03/2009 15:06)
Ireo 41 mianadahy ngetroka ireo ihany no hividy ambongadiny ny vary sy menaka ary lasantsy mody nasiana fihenam-bidy. Aoriana kely averiny amidy amintsika avo folo heny :-D .
29. Oay
(
31/03/2009 15:54)
Samoana:
Ireo 41 mianadahy ngetroka ireo ihany no hividy ambongadiny ny vary sy menaka ary lasantsy mody nasiana fihenam-bidy. Aoriana kely averiny amidy amintsika avo folo heny :-D .
Aza marary fo amin'izany Samoana fa teo ary olona 1 (iray) no nividy ambongadiny ny vary sy ny menaka d avy eo namidiny tamintsika avo folo heny araka ny filazanao.
Efa mahatanty saoka ny valala be miandry é! hihihi...
30. milamm
(
31/03/2009 18:28)
efa voapetraka ny mitana andraikitra kosa aloha fa ireo zany no
hi-déleguer-na ny asa sasany ,mpitaty ràn-kena e fa ny lohandohany dia
https://www.cia.gov/library/publications/world-leaders-1/world-leaders-m/madagascar.html

32. Havantsika
(
13/04/2009 18:05)
Salama daholo,
Misaotra izay naneho hevitra ankalalahana mikasika ny fijeriny ireo mambra vaovao ny HAT. Ireto mba misy fanamarihana sy toro-hevitra kely.
1-Aza atao safobe mantsina rehefa miteny olona tsy fantatra fa mba hadihadio marina ny mikasika azy vao miresaka ny aminy.
Misy tokoa ny mamba noana araka ny voalazan'ny sasany kanefa moa misy vola hokirakiraina sy hotovozim-potsiny ve ao ka azo halaina ambongadiny sy hahodikodina, tahaka ny nataon'ny ny teo aloha. Tsy hanova no tanjona raha izay no izy.
2- Misy olona tsara sitrapo, tia tanindrazana, mbola madio amin'ireo ka aleo ny asany sy ny hoavy no hitsara. moa tsy afaka hiara maniry ve ny vary sy ny tsiparifary ? hiseho foana ny olona tsara sy mendrika hitondra ity firenena ity amin'ny rariny sy ny hitsiny.
3- Tsy misy olona tsara na iray aza na dia izay tia manaratsy ny hafa koa ka miezaka hamingavinga ny hafa kanefa, misy ny azo antenaina rehefa manana fo vaovao nomen'i Jesoa Kristy. Fantaro fa tsy hanova izay anjaranao ny hevidratsin'ny hafa fa matokia an'Andriamanitra fa aza matoky ny olona mora miova.
Tsara tokoa ny mamantatra ny toetran'ny olona maniry hitondra ity firenena ity fa izay nataony sy mbola hataony ihany no haveriny rehetra mitondra izy raha tsy nandray ny fiovam-po marina avy amin'Andriamanitra.
Mandram-pihaoana indray