Ho an'olo-tokana ka tsy ilaina ny SADC hoy TGVendrana

1. karavasy ( 31/03/2009 06:48)
Natao ho an'ny fampandrosoana ny orin'asan'olo-tokana ny SADC ary tsy misy tombon-tsoa ara-toe-karena ho an'i Madagasikara hoy andry tggvevdrana omaly. Hiala amin'io i M/kara hoy izy ary mazava fa ny ex-SGn'ny SADC no lasa lehiben'ny EDBM sady miaraka @'i Ra8 koa tsy mahagaga. Mahay ny TGVendrana ary mahavelona an'i Madagasikara ny orin'asa Malagasy koa mendrika ny fialana amin'izany. Izao izaho manoratra izao dia mbola milaza ny Radio VIVA fa tsisy tombon-tsoa ho antsiaka gasy hoy ilay vehivavy ity SADC ity.
novalian'i Oay ny 31/03/2009 14:13
2. yuka ( 31/03/2009 07:21)
Aleo re izy hanao izay tiny eo ho jerena a!
3. Oay ( 31/03/2009 07:43)
Hoy i Karavasy: tggvevdrana omaly..... Mahay ny TGVendrana

Ary mafy mihintsy ny kapoka karavasy nataon'i dada anareo izany an!
Aiza ka ny anareo eto @ serasera aza tsy voafehinareo kanefa d sahinareo ny manavendran'olona kanefa ny an'ilay olona d firenana izao no feheziny!
Matetika ny olona d mihevitra fa mitovy @ ny olona hitany.Misy ohabolana moa manamafy an'izany "Ny fatrampiahiahy mpamosavy ary ny fatrampanidy trano fangalarana"
Azavaiko:
>>> ny olona mahatoky tena d mahatoky olona.
>>> NY mpangalatra d manamafy ny idintranony satria everiny fa mpangalatra toa azy daholo ny manodidina anazy.
>>> NY mpamosavy d tsy mahatoky olona satria heveriny fa hamosavy anazy daholo ny manodidina anazy.
D izao izany é: ny vendrana d mihevitra fa vendrana toa azy ny olona.


4. yuka ( 31/03/2009 07:57)
Oay zay mintsyzany no nahavoa an'i dadanay satria izy natoky tena be sady tibean-dry Sylla sy ny tariny :^) :^) :^)
5. Oay ( 31/03/2009 08:05)
Ny nahavoa an'i dadanareo d ilay hoe "Fatrampiahiahy mpamosavy" ka!
Azavaiko: i Marc Ravalomanana d olona tsy azo atorohevitra au moins anakiroa t@ ireo mpanolotsaina ny filou Marc Ravalomanana no efa niresaka nivantana tamiko, fa izy ireo d samy nilaza fa mafy loha tsy azo atoro i Marc Ravalomanana ary tsy mahatoky olona!
D ry Sylla ndray d izao mpanararaotra sady tia toerana, d na tsy nety taminy aza ny nataon'i Marc Ravalomanana d nijanona tao izy d rehefa hitany ny lalana azo nanalana an'i Marc Ravalomanana d lasa izy.
Fa na izany aza d aoka aloha azava aminao fa nana ny lanjany i Sylla fa raha tsy izany tsy nahazo place tao @ TIM an!
6. zandikely ( 31/03/2009 12:31)
Je suis d'accord avec Andry Rajoelina, Madagascar n'a pas vraiment de SADC
7. penguin ( 31/03/2009 13:13)
Ho avy ny rehetra eran'izao tontolo izao hianatra ny fahaizan'i TGVendrana ary hisongadina eran-tany koa izy tsy ho ela. Harabaina amin'ireto mambra tetezamita marobe sady olo-manga bédébé ao anaty fitsitsiana ny volabe mikararana.
8. Oay ( 31/03/2009 14:13)
Aoka isika ry peng tsy hilaza hoe i Rajoelina no namorona izao ataony izao fa jereo ao afrika ao Angola ohatra d jereo hoe ahoana no nahatongavany teo @ fitondrana.
Za tsy hanaratsy an'i dada fa samy mahalala isika fa tsy nisy firenena iray nanaiky an'i dada t@ izy nanao ilay fihaniana volalohany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1018