Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vaotonga
(
01/04/2009 06:52)
Ny fandaharana Karajia RDB
Ity misy soson-kevitra tena milay be,ka ahoana ny hevitrareo?Efa lasa ilay natao hoe mpanao didy jadona,ka nahoana raha averina @zay ilay fandaharana KARAJIA tao @ RDB fahiny e! Zay rangahy tena mi...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/04/2009 10:02
nalison
(
01/04/2009 06:20)
revin-gadra
tena marina hay ilay fomba fiten'ny olona hoe revin-gadra iny ry zareo a.
niaraha-nahita ny teny ambohijatovo omaly iny.Ny tena mba isan'ny nihaino ihany fa dia sady nihomehy no nahatsiaro io fitenen...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/10/2009 02:44
Noue
(
01/04/2009 05:57)
Mba hiova ve io saina io ???
Dia mahavariana kosa aloha ee ! ny olona rehefa nanao fahadisoana, niteraka figadrana mahintsiny, dia tokony mba misaina avy eo!!! mba diniho kely anie ity saina ratsy ataon'ny ireo gadra tafavoaka ee...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:51
sitlo
(
01/04/2009 05:44)
Nisy nitifitra Ratsiraka
Poisson d'avril kely aloha fa tsss! :lol: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:53
tsiafoi1
(
01/04/2009 05:30)
Fahasahiana
Manasa antsika hijery
[url]http://www.france24.com/fr/20090327-ledebat-madagascar-nouvelle-ere-2[/url]
http://www.france24.com/fr/20090327-ledebat-madagascar-nouvelle-ere-2
Misaotra an'i M...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:08
soanja
(
01/04/2009 03:28)
Manenina zay i Ra8!
Mino aho fa manenina tongotra aman-tanana mihitsy izay ilay filoha vaoongana fa nahatsapa mihitsy ny hadisoany sy ny tsy fanaovana tsinotsinona ny vahoaka nentiny!
Miakolpa, miakolpa "Raha mba nih...
tohiny
novalian'i soanja ny 03/04/2009 04:18
sitlo
(
01/04/2009 00:43)
ity ve tsy 18 na 19 taona
Izany hoe vao teraka tamin'ny 1991, tsy naharaka akory ny zava-nitranga.
[img]http://img12.imageshack.us/img12/2839/vatatay.jpg[/img]
Rehefa mafy ny ataky dia na ny mpiara-monina aza no tifirina...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:14
bazylou
(
01/04/2009 00:09)
rerak sahady ny tim fa
tsy tonga teny ambohijatovo intsny fa lasa nilahatra menaka sy vary aloha!!! :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:23
gabidemony
(
01/04/2009 00:03)
FOSAFOSA
Fa inona marina le fosa eh?...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/04/2009 02:48
zandikely
(
31/03/2009 21:28)
Madagascar-Union Europenne
L'Union européenne annonce la continuité de sa coopération avec Madagascar. Mais des sanctions pourraient tomber si le dialogue annoncé n’aboutit pas.
Ce n'est peut être qu'un sursis pour ...
tohiny
ndretsa2009
(
31/03/2009 20:44)
mila namana
te halala vaovao any amin'ny faritra liban...
tohiny
novalian'i Seeno ny 28/02/2010 09:54
vilambava
(
31/03/2009 20:20)
Mbola tsy teraka
Toa mbola tsy teraka foana hoy aho le governemanta e. Tena maika nanendry olona tamin'ny fotoana nanakorontanana ny tanàna. Zao ry zalahy mitondra de toa tsy mahita izay hapetraka eo....
Sa mbola h...
tohiny
lemenakely
(
31/03/2009 19:57)
Tsy misy homme d'Etat teto fa homme de pouvoir avokoa!
Tsy nisy olom-panjakàna nitondra teto MADAGASIKARA fa olom-pahefana, na io FANJAKANA io aza tsy mbola nisy ka tsy tokony hanangana trano mihintsy aloha raha ny fototra aza tsy eo :?: ...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 31/03/2009 21:39
salopard
(
31/03/2009 19:07)
SADC ve? SADAIKATRA aho
De Ra-MUGABE hono, no anisan'ireo president manao sonia mi-condamner ny gasy.
aoka lesy ramugabe marina a!
d inona hono ny ketrik'i Robert MUGABE sy RAVOLERA ao,
aleo hasiako 4ème tige hoy...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/04/2009 00:11
bazylou
(
31/03/2009 18:19)
ka tsy misy
irahrahai'izay tgv izao communaute international izao anie!!! na misy aza ny alika mivovov dia ny sarety mandeha ihany e!!!! :roll: :roll: :roll: :roll:
tgv, ok...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 01/04/2009 02:25
Noue
(
31/03/2009 16:27)
Ireo gadra navoaka
tsy aleo ve ry zareo najanona tany am-ponja tany eee ?? zao dia mbola manao menace sahady !!!
[b]Ils ont quitté le resto gasy ce jour pour une conférence de presse au cours de laquelle les ex–p...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 02/04/2009 02:45
xxx
(
31/03/2009 16:18)
Faly aho...tena faly
Mbola nalain'ny zanakolahy anaty ekipany ireo tsy voky tsara tato an-tranoko.
8Ra...
tohiny
novalian'i Noue ny 31/03/2009 16:23
mion
(
31/03/2009 15:12)
tsita e, ovaina hatram ny hira sy ny sainam-pirenena zany ko
Betsaka ny fanovana efa natao ary betsaka ny fanovana mbola ho avy hoy ny fanjakana [b]tetezangita[/b]
Ito hono ny manaraka
[url=http://www.imagehosting.com/][img]http://img410.imageshack.us/img4...
tohiny
novalian'i Bazily ny 01/04/2009 08:08
Mirananirina
(
31/03/2009 14:20)
L'Afrique australe suspend Madagascar, une première
Les dirigeants d'Afrique australe ont fait preuve lundi d'une fermeté exceptionnelle en suspendant Madagascar de leur organisation régionale, du[b][u] JAMAIS VU[/u][/b]...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 01/04/2009 11:02
Noue
(
31/03/2009 13:45)
Ny lalàna natao ho an'rehetra
ozy Organés
[b]Le ministre de la Sécurité de la HAT, Organés Rakotomihantarizaka, a fait savoir à la presse que dorénavant, toute manifestation nécessitait une autorisation de la CUA. Il ave...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:19
