ity ve tsy 18 na 19 taona

1. sitlo ( 01/04/2009 00:43)
Izany hoe vao teraka tamin'ny 1991, tsy naharaka akory ny zava-nitranga.



Rehefa mafy ny ataky dia na ny mpiara-monina aza no tifirina eh. Ontsa anao aho ry taniko.
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:14
2. tafondro ( 01/04/2009 00:49)
Mbola tsy ampy 16 taona akory izany é!
3. rastafarai ( 01/04/2009 00:54)
8) Ireny zany no kapy saty aminy!? lol
4. tafondro ( 01/04/2009 01:37)
Taolana mifono hoditra sa inona ?
5. tovolahy007 ( 01/04/2009 02:27)
hahahaha, giravy ko zany kle. Iny ndray no tsy hitako marina. hahahaha
6. Mandefitra ( 01/04/2009 05:28)
Aza memezana fa akamn i essera sy oay ary andrywui etc io an
7. RATOVOARY ( 01/04/2009 05:36)
Lery io ngamba tsy nilanja t@ fitsaràna miaramila a! sa tsy nitsara fa tonga de rengagement :-D :-D
8. tsiafoi1 ( 01/04/2009 05:50)

Tony ny porofo mitohoka @'ny tenda fa HERY FAMORETANA ny tafika. Rehefa voavidy de izao no alehany mitono tena toa lolo fotsy. Tsy ny dahalo mandroba sy mamaky tranon'olona no karohina sy henjehina fa ny vahoaka tsy manan-tsiny.
9. sitlo ( 01/04/2009 05:56)
Ka misy fahamarinany ihany ange izany ilay tamin'ny radio ireny eh. Ilay hoe tsy tena rasil, ilay nivoaka tamin'ny semipi sy ny karazany no alefa miady amin'ny vahoaka, fa olona karamaina. Mersa gasy ihany.
10. Noue ( 01/04/2009 06:01)
io kely fingotra io zao anie anisan'ny ireny fosika ireny eee !! mahonena !!!
11. ravatorano ( 01/04/2009 06:23)
=)) =)) =)) =)) =))
latsaka za ato kle !
aza hadino fa ny capsat dia toby miaramila iray eo Soanierana fa tsy voatery hoe miaramila avy ao amin 'io toby io avokoa no manao ireny famoretana ireny
Tamin'ny dsabotsy teo izao dia ry zareo RM no navoaka fa zareo no teo akaiky teo ary ry lerony no manana zazavao toy ireo ambony ireo.Misatroaka beret maintso ny ao fa ny capsat kosa mena fa reefa manao casque izy tsy misy azo hanavahana azy mihitsy fa tonga amin 'ny hiran'i Mahaleo hoe : o ra miaramila o izay manana satroaka tsara tarehy io sainao io v mba milam tsara ?

:p
12. ifiona ( 01/04/2009 08:11)
aaaaah! :lol: zandrikeliko io marina
13. vale ( 01/04/2009 21:07)
sitlo: =)) =)) =)) =))
14. fijo ( 01/04/2009 21:14)
mitady kaly kosa ngamba lery de mba mirotsaka antsehatra ko.raha misy rivotra mafimafy ve tsy hanahiran aio kle???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549