Ireo gadra navoaka
1. Noue
(
31/03/2009 16:27)
tsy aleo ve ry zareo najanona tany am-ponja tany eee ?? zao dia mbola manao menace sahady !!!
Ils ont quitté le resto gasy ce jour pour une conférence de presse au cours de laquelle les ex–prisonniers ont annoncé qu’ils feront tout pour protéger Rajoelina en soulignant qu’ils ont « les moyens et les armes » pour le faire.
en soulignant qu’ils ont « les moyens et les armes » :^) :^) :evil: :evil: :evil: :evil:

novalian'i Hinagasy ny 02/04/2009 02:45
2. Mirananirina
(
31/03/2009 16:41)
les moyens et les armes
moyens:Vola sy fanam-panjakana moa fa inona indray e.
armes:vahoaka ary mandeha indray izany ny trafic an
3. sadeky
(
31/03/2009 16:42)
efa fantany io ry Noue fa hoe hiverina any amponja tsy ho ela ry lerony dia mila maika be soa dia tara train eo e :-D :-D
4. mazavajery
(
31/03/2009 16:46)
eny eh ;aleo andeha hotazanina ;;anazireo izao ny vava ,sergent mibaiko jeneraly ,gadra mibaiko minisitra fitsarana,capsat manongapanjakana, minisitra mampianatra mamaky trano ,bandikely tsy manaiky lembenana na dia tenenin ny firenena maro ka eh eh ; ity no tena biby mitorina marina eh! dia sanatria revingadra ve no hoenoina sy hanjaka eto amintsika eh! tsia; tsia ;tsia ;
5. Noue
(
31/03/2009 17:23)
La manifestation des ex détenus politique n'a drainé qu'une petite foule ce jour à Ambohijatovo
:-D :-D :-D :-D koa raha tsy Vendrana tahaka an'i tgvendrana ny olona koa andeha hanatrika zay fitokonan'ny gadre tssss :^) :^) :^) :^)
:-D :-D :-D :-D koa raha tsy Vendrana tahaka an'i tgvendrana ny olona koa andeha hanatrika zay fitokonan'ny gadre tssss :^) :^) :^) :^)
6. nancy
(
31/03/2009 18:12)
Za ary mba gaga hoe inona koa no antenain'izany petite foule izany amin'ny gadra nivoaka? Mety ny fianakavian'izy isany ihany nge zao izany petite foule izany e.
Noue:
La manifestation des ex détenus politique n'a drainé qu'une petite foule ce jour à Ambohijatovo
:-D :-D :-D :-D koa raha tsy Vendrana tahaka an'i tgvendrana ny olona koa andeha hanatrika zay fitokonan'ny gadre tssss :^) :^) :^) :^)
7. bazylou
(
31/03/2009 18:25)
dia jereo tsara anie fa raha sanatrioa ka tafaverina eo ( zavatra impossible) dia hiverina any amponja antsitrapo ireo gadra ireo e!! lol :-D :-D :-D :-D
8. Andribe
(
31/03/2009 18:45)
za mivarotra basy hazo raha hisy hividy aloha tonde vola ao @ tresor havoaka de manao facture sandoka =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. andrywui
(
31/03/2009 18:49)
Elah zany le Tim mpanao kolikoly eto am tanàna a !! ary zao vao tratra elah ry andribe fa aza mihetsik tson !! hay zany ny Tim ef mpamoaka vol ao am tresor sy mpanao facture sandoka !! mazava !!
11. tsiafoi1
(
01/04/2009 06:51)
Ahoana koa reny photocopie ny décaissement nataon'i TGV tao @'ny mairie miparitaka teny Mahamasina reny???? Toa nivoaka débiteur foana le compte bancaire ny commune tao??? Sady milliard maromaro mihitsy. Aiza ve ka hatramin'ny frais d'avion ny fianakaviana avy no mivoaka ny volan'ny commune. Hum ho sahirana ihany io bandy kely io na iza na iza hitondra eo. Sady lery no seul signataire tao kay. Hitako lery nanao coup de tête be t@'io coup d'Etat io. Raharaha sarotra ihany izy ity.
13. Hinagasy
(
02/04/2009 02:45)
Ny ahy indray kosa aloha raha tena gadra politika marina, tsy fantatro marina na gadra politika moa rizareo reo na tsia, fa raha gadra politika dia tsy mampaninona ahy hoe nivoaka rizareo, fa ireo nanao crime tahakan-dri Kotity ohatra dia fitiavana fampihorohorona vahoaka no tena hitako but namoahana azy! ary tena jiolahy ilay nanapakevitra hamoaka ny olona toy andr'i Kotity.