Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ra8enforce ( 31/03/2009 06:08)
premier alerte pour le capsat
En espérant qu'il sera suivi par beaucoup d'autres source : madagascar tribune > Politique Armée malgache Un sous-officier appelle à la prise de responsabilité mardi 31 mars 2009 ... tohiny
novalian'i xxx ny 01/04/2009 11:43
ravatorano ( 31/03/2009 05:51)
Very olomanga ny ady totohondry malagasy
Nodimandry i Harvel Misaona ny tontolon'ny mpanao fanatanjahantena malagasy fa tsy ny taranja ady totohondry ihany. Nantsoin'Andriamanitra hody any aminy tamin'ny alahady tolakandro teo Atoa Randri... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/06/2009 10:36
sadeky ( 31/03/2009 05:12)
bal be eny ambohijatovo,manala azy vita fonja e
bal populair eny ambohijatovo androany miaraka an'i coutiti,pety gal fidy,bolo,ry vandam,capisaty,voninahitsy,ny tontakely maro isankarazany. Manala azy vita fonja e.Tsy misyl acrymogene ... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2009 10:43
soanja ( 31/03/2009 04:43)
Resaka hetra tsy naloan-dRa8
Ny tiako resahina dia ny tsy nandoavan-dRa8 sy ny orinasany ny hetram-panjakana. Mba nahoana loatra re!! Ekenareo ve ny tsy nandoavany an'io volabe io? Milaza aminareo aho fa ny mpamokatra miara mi... tohiny
essera ( 31/03/2009 04:19)
Inona no idiran'ny mpianatra eny am Lycée am grève ?
Salama ry namana isany, Mba mapametra-panontaniana ihany hoe nahoana moa no ampidirina amin'ny resaka grève ny mpianatra eny amin'ny lycée. Ny ankizy amin'ny lycée izany am ankapobeny dia latsak... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2009 10:11
zoam ( 31/03/2009 02:57)
niala tsy ho membre ny sadc koa i madagascar
tgv tsy d'accord @ SADC miala tsy ho memebre i dago tgv tsy d'accord @ OUA mety hila tsy memebre i dago tgv tsy d'accord @ ONU miala tsy ho membre koa i dago tgv tsy d'accord @ bailler de fond tsy ... tohiny
diamondra27 ( 30/03/2009 23:38)
Tonga ndray zany ny andron'i Rajoelina
La SADC suspend Mcar et invite Rajoelina A partir La Communauté de développement de l'Afrique australe a suspendu lundi Madagascar à la suite du renversement du président élu Marc Ravalomana et ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 31/03/2009 06:01
gandhi ( 30/03/2009 19:50)
MADAGASIKARIANINA FA TSY MALAGASY
Tsy haiko fa toa hoatrany tsy dia nisy adihevitra firy mahakasika an'ity anarana hoe "Malagasy" ity teto @ firenena ka eto amin'ity sehatra ity no mba anombohana azy; Amiko dia lohahevitra tokony hodi... tohiny
molota ( 30/03/2009 19:42)
29 Mars tsy hainy TGVendran akor! MANAOVA DAHOLO HONO FETY
Tena conard au pouvoir marina ty klé! avy manatitra voninkazo hono dia faranana @ny fadihizana! 29Mars ny V io! :-D :-D, zany lotra refa mitomany frantay! ts mahalala ny tantara maha Malagasy azy ... tohiny
novalian'i yvaj ny 31/03/2009 07:22
Noue ( 30/03/2009 19:27)
Mazana zany
[URL=http://img300.imageshack.us/my.php?image=madagascar30030900003z.jpg][IMG]http://img300.imageshack.us/img300/9600/madagascar30030900003z.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://img256.imageshack.us/my.ph... tohiny
novalian'i mion ny 31/03/2009 07:21
ra8enforce ( 30/03/2009 18:57)
mba mahagaga
i ra8 president lanimbahoaka,reconnu eran'izao tontolo izao,na ny resaka contrat rehetra momba ny minier dia contrat legal,ka fomba ahoana moa no ahafan'i tgv mikitika an'io contrat io nefa a titre tr... tohiny
novalian'i bozzy ny 31/03/2009 01:27
xxx ( 30/03/2009 18:36)
Mitady ho ratsy!
Mitandrema isika manaradia an'ny zanaky kala hafa fa mitady ho ratsy ireto andian'olona 20000 ireto. :D Aoka isika tsy hanao ohatry ny nataon'i dada, ka hanao be marenina, minia tsy mahita ny fanako... tohiny
novalian'i yuka ny 31/03/2009 03:38
molota ( 30/03/2009 17:16)
MOFO NIHEN-DANJA !!!
nihena 1000 fmg hono ny mofo iray, nefa sady NIHEN-DANJA!! :-D :-D. manin ra atao 500 miitsy dé zaraina roa ndray lé mofo 1000fr :-D :-D :-D . AZA TGVENDRANA IHANY KLé :{ :twisted: . Dé ny me... tohiny
novalian'i zandikely ny 30/03/2009 19:44
xxx ( 30/03/2009 17:03)
Ireto no tokony faizina fa mpanivahiva Malagasy
Karana, Henri Fraise, Dehaulme, Izouard, Odon... tohiny
novalian'i papala ny 31/03/2009 05:17
soanja ( 30/03/2009 16:07)
Mety tsara ny tenin'i Phillipes Rajaona teo
Tena mitombona tsara mihitsy ny resak'i PR tamin'ity resaka ity. Misaotra azy ny tenako. Maninona ary tsy mba afaka hisokatra masontsika handinika ny zavamisy. Zary hiady ho an'ny olona nambotry ... tohiny
novalian'i milamm ny 01/04/2009 04:00
salopard ( 30/03/2009 15:28)
TSY NAHOMBY NY GREVE GENERAL NY FONCTIONNAIRE
Efa nihena ny vidinjavatra izao , ka dia niasa daholo ny fonksionera. 500 ariary izao ny Pasy, ny manao io an! 1500 ar ny matory 2000 ar ny toute position, fa tsy 5000 ar toy ny t@ andron'ny... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2009 08:04
tsykivy ( 30/03/2009 15:05)
Njakatiana "Leferiko"
Mba mangataka hiran'i Njakatiana "LEFERIKO" izay manana ôh! Misaotra anao... tohiny
ndenn ( 30/03/2009 14:24)
Amin' izao fotoana izao eo Analakely.
Vaovao vao azoko teo no ho eo ity ,mitifitra ny mpanao fihetsiketsehina eo @ 13 mai ny CAPSAT ,sy ny RMI ary ny I ,raha mba misy manana sary na video afaka alefa ,mba mangataka izany ô ,m'saotra bet... tohiny
novalian'i ndenn ny 31/03/2009 11:38
nalison ( 30/03/2009 13:44)
iza notena tia tanindrazana?
tena hontsa ny fo nahita ity Zokiolona iray natao fanadihadina tao @ TVM ny alahady 29mars2009. Nanontany tena hoe iza no tena tia tanindrazana? Raha nanontany azy ny mpanao gazety dia nanizingizina... tohiny
ronaldo09 ( 30/03/2009 13:31)
Ireo olona eo Ambohijatovo
Mirehaka ireo pro Ravalo fa hoe nahazo olona betsaka ! Fa betsaka amin’ny ahoana moa ? Moa va tsy ireo ihany ilay teny Iavoloha fahiny niaro an-dRavalo ? Ndao atao hoe 5000 ny olona teny Ambohijatov... tohiny
novalian'i fanou14 ny 01/04/2009 07:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3748