Amin' izao fotoana izao eo Analakely.

1. ndenn ( 30/03/2009 14:24)
Vaovao vao azoko teo no ho eo ity ,mitifitra ny mpanao fihetsiketsehina eo @ 13 mai ny CAPSAT ,sy ny RMI ary ny I ,raha mba misy manana sary na video afaka alefa ,mba mangataka izany รด ,m'saotra betsaka . :oops:
novalian'i ndenn ny 31/03/2009 11:38
2. xxx ( 30/03/2009 14:27)
sarotr tenennn ko ef oe aza makeny , mbol maken ian de zao n alehany , firy ndray zao n maratr ??
3. vale ( 30/03/2009 15:16)
xxx> f'angah eny moa tsy azo aleha???????????
4. yuka ( 30/03/2009 15:38)
Rehefa tsy azo hitokonana eny reto aza mankeny fa mijanona ao Ambohijatovo a!fa raha lalana mody kosa ve no mandalo eo dia hotifirina ny olona :roll: tsy hay intsony izay tena tanjony TGV :twisted:
5. Noue ( 30/03/2009 16:38)
fa an'iza ny 13 mai no tsy azon'ny olona aleha ??
6. gasmlay ( 30/03/2009 17:08)
anay! :@
7. molota ( 30/03/2009 17:52)
la place du 13mai pr gasmlay rery :?: :-D :twisted:
8. Andribe ( 30/03/2009 18:27)
aleo ragaha amidy de zaraina ny vola aaaa amizay tsy misy miady =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) na aleo ho ahy ny vola de nareo omena fonona pecto =)) =)) =)) =)) =))
9. ndenn ( 31/03/2009 11:38)
:roll: :roll: :roll: :roll: :oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0657