niala tsy ho membre ny sadc koa i madagascar
1. zoam
(
31/03/2009 02:57)
tgv tsy d'accord @ SADC miala tsy ho memebre i dago
tgv tsy d'accord @ OUA mety hila tsy memebre i dago
tgv tsy d'accord @ ONU miala tsy ho membre koa i dago
tgv tsy d'accord @ bailler de fond tsy mahazo saosy mazava hoazy
tgv tsy d'accord @ air force one amidin'io avy eo
tgv tsy d'accord @ olona rehetra akoatra ny vahoakany 3000 izy indray tsy mila @ seza izany.Tena mahery tgv e

novalian'i Mandefitra ny 31/03/2009 12:30
2. essera
(
31/03/2009 04:22)
Ilay voalohany aloha no henoko e. Fa ireto farany ireto oviana no nahenonareo azy.
Io ilay sadec io mantsy mantsy misy ifandraisany kely amin'ny hoe sadique. fikambanana mitsinjo tombotsoan'olom-bitsy mpitondra angaha izy io raha tsy diso aho.

3. Mandefitra
(
31/03/2009 05:21)
essera:
Io ilay sadec io mantsy mantsy misy ifandraisany kely amin'ny hoe sadique. fikambanana mitsinjo tombotsoan'olom-bitsy mpitondra angaha izy io raha tsy diso aho.
satria zay no nampianarin i tgv anareo tsinn.
Tsy hainao ny atao hoe integration regionale ... raha mba fantatrao zao fa ny tsaramaso sy ny kabaro amidy aty maurice ange ka avy any chine sy canada ...
Nefa Maurice de mpikambana @ SADC, donky raha mpikambana oa Gasikara dia hisy ho mora kokoa ho an i Maurice no manafatra tsaramaso sy voamaina any madagasikara noho ny any chine sy canada ...
De mba hitombo ny exportation, hiditra ny devise, ho metimety ny balance commerciale, ho velom-bolo ny tantsaha etc ...
4. ndenn
(
31/03/2009 11:46)
F' angaha moa ny malagasy tsy mpamboly hoy ianao ry Mandefitra ? ampy tsara mihintsy ny sakafo ao Mada raha tsy misy ny mpanao speculation mal intentionné .
5. Mandefitra
(
31/03/2009 12:30)
Raha azoko tsara Mr ndenn ilay eritreritrao de tsy mila mitady lalam barotra hamarotana ny vokatra fa ampy sakafo ny gasy ...
Hoy ny manam-pahendrena hoe : "ny handrefesana ny fandrosoan'ny olona iray dia ny fiheverany ny izao tonto izao : manomboka @ tenany manokana, ny ankohonany, ny fokontaniny, ny firenena ..."
Ny anao zao raha jereko, mbola tsy nandingana ny fokontany akory ny izao tontolo zao anao.