Ireo olona eo Ambohijatovo
1. ronaldo09
(
30/03/2009 13:31)
Mirehaka ireo pro Ravalo fa hoe nahazo olona betsaka ! Fa betsaka amin’ny ahoana moa ? Moa va tsy ireo ihany ilay teny Iavoloha fahiny niaro an-dRavalo ? Ndao atao hoe 5000 ny olona teny Ambohijatovo (tena génereux be aho), inona moa nefa no dikan’izany, tsy midika ninoninona izany, satria raha tezitra amin’i Andry ny vahoaka dia ho avy hatrany dia olona 1000000 no hidina avy hatrany eny an-dalam-be farafahakeliny, ary hatrany anindran-tany dia hiely avy hatrany ny hetsika ka hikomy avy hatrany koa ny tanindrana ! Tsy izay nefa no niseho sy miseho, satria ireo olona 5000 ireo ihany no manohy mivorivory eo, ary ny any ami’ny province tsy mihontsona intsony ! Ireo 50000 ireo dia tsy iza fa ireo very fihinana, ary ny ankamaroany dia ireo mpiangona ao amin’ny FJKM ! Raha ny marina dia tsy ho lasa lavitra izany satria mbola teo am-pelanany aza ny fahefana sy ny vola ary ny miaramila tsy nandresy an’i Andry izy ireo ka mainka va fa vato sy antsy fotsiny, inona no ho resiny amin’izany !
Sady hoe ho tonga izy ,tongava fa miandry anao Tsiafahy satria misy toerana napetrak'i voninahitsy ho anao ao,teo ianao nilaza fa miara-maty eto nefa nistoaka ary nanao adis amigos ny namanao ......

novalian'i fanou14 ny 01/04/2009 07:43
2. andrywui
(
30/03/2009 13:48)
Sady na oe 100000000 aza anie ny isan'ny Tim eo Ambohijatovo ! iza no hitarika anareo sy ho ataonareo President eo iza?? Ravalo aza tsy sahy fa mimenimennnn kely amin telefon fotsin ery no mba fara heriny ka zany ve cno handrasan ???
Sady raha izao fihetsiky Ravalo manao cout de tete zao aloha de Zao vao tena hita fa tena nanan fahendrena lavitra i Ratsiraka sy ny AREMA sady nitsinjo ny Zon'olombelona rah oharina amin'ity Ravalo ity sy ny TIM kah !!! azon'i Ratsiraka natao ko anie ny niantso ze mitovy am SADEC sy ny Mercenaires tam 2002 de navelany ho vizan'ny greve sy ny krizy teo ny vahoak e !! azony natao tsara satria mbola légal tsara nanana miaramila ara-dalana mitsy aza Ratsiraka no nidemission sy niala teto M/car, tena mbola nanaraka azy 100% ny Tafika telo toko(miaramila,gendarmes, Police) fa tsy toa an'i Ravalo efa naloan'ny vahoaka sy naloan'ny miaramila ty !! nefa mbola hitady korontana be hiditra amboletra fa tsy maty voalavo eto amin'ny firenena ihany !! ny FITONDRANA efa teo antanana aza navotsotra ka ny efa lasan'olona ve homeny tsony

3. andrywui
(
30/03/2009 13:49)
Sady na oe 100000000 aza anie ny isan'ny Tim eo Ambohijatovo ! iza no hitarika anareo sy ho ataonareo President eo iza?? Ravalo aza tsy sahy fa mimenimennnn kely amin telefon fotsin ery no mba fara heriny ka zany ve no handrasan ???
Sady raha izao fihetsiky Ravalo manao coup de tete zao aloha de Zao vao tena hita fa tena nanana fahendrena lavitra i Ratsiraka sy ny AREMA sady nitsinjo ny Zon'olombelona rah oharina amin'ity Ravalo ity sy ny TIM kah !!! azon'i Ratsiraka natao ko anie ny niantso ze mitovy am SADEC sy ny Mercenaires tam 2002 de navelany ho vizan'ny greve sy ny krizy teo ny vahoak e !! azony natao tsara satria mbola légal tsara nanana miaramila ara-dalana mitsy aza Ratsiraka no nidemission sy niala teto M/car, tena mbola nanaraka azy 100% ny Tafika telo toko(miaramila,gendarmes, Police) fa tsy toa an'i Ravalo efa naloan'ny vahoaka sy naloan'ny miaramila ty !! nefa mbola hitady korontana be hiditra amboletra fa tsy maty voalavo eto amin'ny firenena ihany !! ny FITONDRANA efa teo antanana aza navotsotra ka ny efa lasan'olona ve homeny tsony

4. xxx
(
30/03/2009 13:50)
hiarahamahita eto leisy a, tsitanlà ngà ny grevy any antsirabe? de lazaivo koa fa 1000, ary ny teo ambohijatovo 10000 ra kely indrindra, faaza fanatika amina dj
5. andrywui
(
30/03/2009 13:55)
de maninnn ary oa rah atao oe 1044.452.215.487.655.411.000 pers ny Tim eo Ambohijatovo eo ?? midika innnn zany ozy Ronaldo zay !! ?? nareo anie tsisy mpitarika e ! tsisy lohany eo fa vodiny aby !! hi !hi! hi !hi !hi ! azafady !! hi ! hi !
6. gasmlay
(
30/03/2009 14:14)
grevy any antsirabe = mpiasan'ny TIKO sy le vitsi2 mahazo tombotsoa am le 8
7. KALACK
(
30/03/2009 14:15)
Mafy loha ry reto le TIM kà ,
-anarin fon fa ehéé ee !!!
- tenenina fon fa mbol ehéé ee fon !!
- tifirina fon ko fa mbol ehéé ee ! ian fon , d in ian ar zan no fanannnrn h ato amare ret r Tim a,

8. sadeky
(
30/03/2009 14:43)
marina izany ronaldo tsy ampahafirin'ny vahoakaben'i tgv miisa 3000 raha betsaka indrindra ireo ambohijatovo ireo e
9. xxx
(
30/03/2009 16:11)
gasmlay:
grevy any antsirabe = mpiasan'ny TIKO sy le vitsi2 mahazo tombotsoa am le 8
aza miteniteny foana rehefa tsy nanatri maso taty e, firy ny piasany tiko eto bira?
ary firy ny olona tonga nigrevy androany? tsoriko amilà fa ny tim eto bira dia 95% d ny ambiny ny jiolahimboton dra merci, sy ry denis be ary naina, midina aty ialahy mba mitarika olona hoe tgv rahatsy ra merci koa no hiafaranla aty
:evil:
11. gasmlay
(
30/03/2009 16:45)
xxx8: mivoha tao ela raha mafy be f'aza miafina ao eh! zany maha rainitetaka an lisany! tsy sahy miseho akory! :@ :@ TSY MIVERINA EO TSONY NY DADAN' ELA! :@ :@
12. karinah
(
30/03/2009 16:51)
ronaldo09:
Mirehaka ireo pro Ravalo fa hoe nahazo olona betsaka ! Fa betsaka amin’ny ahoana moa ? Moa va tsy ireo ihany ilay teny Iavoloha fahiny niaro an-dRavalo ? Ndao atao hoe 5000 ny olona teny Ambohijatovo (tena génereux be aho), inona moa nefa no dikan’izany, tsy midika ninoninona izany, satria raha tezitra amin’i Andry ny vahoaka dia ho avy hatrany dia olona 1000000 no hidina avy hatrany eny an-dalam-be farafahakeliny, ary hatrany anindran-tany dia hiely avy hatrany ny hetsika ka hikomy avy hatrany koa ny tanindrana ! Tsy izay nefa no niseho sy miseho, satria ireo olona 5000 ireo ihany no manohy mivorivory eo, ary ny any ami’ny province tsy mihontsona intsony ! Ireo 50000 ireo dia tsy iza fa ireo very fihinana, ary ny ankamaroany dia ireo mpiangona ao amin’ny FJKM ! Raha ny marina dia tsy ho lasa lavitra izany satria mbola teo am-pelanany aza ny fahefana sy ny vola ary ny miaramila tsy nandresy an’i Andry izy ireo ka mainka va fa vato sy antsy fotsiny, inona no ho resiny amin’izany !
Sady hoe ho tonga izy ,tongava fa miandry anao Tsiafahy satria misy toerana napetrak'i voninahitsy ho anao ao,teo ianao nilaza fa miara-maty eto nefa nistoaka ary nanao adis amigos ny namanao ......
ka misy anie olona tsy mankasitraka fa tsy manam-potona andehanana eny e, na tsy maneho ny fihetse-mpony, fa andraso kely anie hisy fifidianana eo e!!
^^
13. karinah
(
30/03/2009 16:56)
xxx:
gasmlay:
grevy any antsirabe = mpiasan'ny TIKO sy le vitsi2 mahazo tombotsoa am le 8
aza miteniteny foana rehefa tsy nanatri maso taty e, firy ny piasany tiko eto bira?
ary firy ny olona tonga nigrevy androany? tsoriko amilà fa ny tim eto bira dia 95% d ny ambiny ny jiolahimboton dra merci, sy ry denis be ary naina, midina aty ialahy mba mitarika olona hoe tgv rahatsy ra merci koa no hiafaranla aty
:evil:
marina ny anao ry xxx!!! ny tarik'i ra-merci izay AREMA dia ireny tontakely sy jiolahimboto mora karamaina 1000fmg ireny deia mitarika fandrobàna, ireny dol ny ambiny na olona manao neutre na pro Ravalo!!
14. gasmlay
(
30/03/2009 16:56)
misy koa ny olona tsy tgv fa tsy MILA RAVALO TSONY,ary bedeb mitsy, ôtsanà zao :-P
15. karinah
(
30/03/2009 16:58)
endraso fotsiny anie hisy fifidianana eo e, tsy ho lany eo izany io Andry io!!masahy mi-garentir anizany zah. :lol:
16. gasmlay
(
30/03/2009 17:01)
tsy koi zany na tsy lany aza izy!! fa i le8 koa tsy tafaverina eo zany tsony eh! tous sauf dada! :-D :-D
18. xxx
(
30/03/2009 19:08)
gasmlay:
misy koa ny olona tsy tgv fa tsy MILA RAVALO TSONY,ary bedeb mitsy, ôtsanà zao :-P
bedbe atranà, ha ha ha ha aza fohana miaraka aminy vôniny rehefa tsy zaka lesy a
19. belaza
(
30/03/2009 19:17)
gasmlay:
xxx8: mivoha tao ela raha mafy be f'aza miafina ao eh! zany maha rainitetaka an lisany! tsy sahy miseho akory! :@ :@ TSY MIVERINA EO TSONY NY DADAN' ELA! :@ :@
io ary za fa mivoaka de ahoana? aza manao vavany maty andrano e, zady manao ankolahy fataka fotsiny eo! :roll:
20. papala
(
31/03/2009 05:23)
EFA TSYomby anay intsony aza eo, fa efa tokony hidina eny @ 13 mey izahay, fa noho ny habibiana ataon'ny miaramilan'ny crevisse andry rajoelina de manetry tena izahay!