Ireo olona eo Ambohijatovo

21. fijo ( 31/03/2009 22:47)
mba asio fomba tsy miangatra rehefa mijery zavatra.izay fomba fanambaniana izay no nahavoa an dravalo teo,ka rah aizao i tgv no efa ditsoka sahady koa mijery ny olona mitokona,dia hibolisatra eo koa izy.
22. fanou14 ( 01/04/2009 07:43)
mampalahelo mintsy ny pro ra8 @ zao fotoana izao ,milaza fa mahazo olona ? mazava be ra nahazo izy teo satria , efa tsy hita tsony zay asiana ny vola dia tambazana 100 00 fmg ny olona ,ho an'ireo zay te hahazo vola dia @ samedi ny fotoana fa mba omeo sopape kely fotsiny hoe aiza ndray tsika no andeha fa mba mila sosy . fa tsy ny jeune tim rery no omena azy dia lazao eto hoe , aleo mba zaraina ny vola fa volanay madinika ihany ireny zarazaraina ireny dia aleho mba hiverina aminay ny anay .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368