premier alerte pour le capsat

1. ra8enforce ( 31/03/2009 06:08)
En espérant qu'il sera suivi par beaucoup d'autres

source : madagascar tribune
> Politique

Armée malgache
Un sous-officier appelle à la prise de responsabilité
mardi 31 mars 2009

Ce lundi 30 mars sur la Place de la démocratie, un sous-officier de l’Armée a dénoncé, au micro des journalistes de la radio 100.8, le comportement des forces de l’ordre face aux établissements scolaires où se trouvaient des élèves qui protégeaient leur proviseur. Ce sous-officier qui dit appartenir au groupement national des sous-officiers, apparemment le COSOFAM, risque des sanctions vu son audace mais il semble qu’il n’en ait cure.

Il déplore en effet qu’au lieu de défendre et de préserver la paix sociale, l’armée est en train de devenir la bête noire de la population et de se transformer en force de répression. Ce sous-officier suggère la solidarité des soldats pour revenir aux côtés de la population pour la protéger et lui servir de bouclier contre la violence.

Recueilli par Valis
novalian'i xxx ny 01/04/2009 11:43
2. penguin ( 31/03/2009 06:12)
Misy ny miaramila mendrika saingy ny tsy mendrika no manjaka ary manapatra ny heriny noho izany ireo no sary hitarafanana ny atao hoe miaramila Malagasy.
3. xxx ( 31/03/2009 07:06)
penguin:

Misy ny miaramila mendrika saingy ny tsy mendrika no manjaka ary manapatra ny heriny noho izany ireo no sary hitarafanana ny atao hoe miaramila Malagasy.


fa nety ny nataon'ny emmo/nat tam andron-dra8?
4. eightman ( 31/03/2009 09:27)
xxx:


fa nety ny nataon'ny emmo/nat tam andron-dra8?




Mazava ho azy hoe tsy maintsy misy foana ny tsy misy saina !! enao io zao ohatra
5. eightman ( 31/03/2009 09:28)
xxx:

penguin:

Misy ny miaramila mendrika saingy ny tsy mendrika no manjaka ary manapatra ny heriny noho izany ireo no sary hitarafanana ny atao hoe miaramila Malagasy.


fa nety ny nataon'ny emmo/nat tam andron-dra8?





Mazava ho azy hoe tsy maintsy misy foana ny tsy misy saina !! enao io zao ohatra , sady maninn no miafina ao ambadiky ny xxx e!!! mvoaha dia zay vo maneho hevitra fa tsss! shhhhhhhhhhhhhhhhhhhh!
6. Oay ( 31/03/2009 09:38)
Mety tsara @ ilay PS ilay zavatra arovana an! satria lasa dada namela zazakamboty sy vaivy nilaozambady eny fa na d vady kely aza satria i vady be kosa nentina é!
D tonga i eigth man niaro sy nadrava fa tsara raha roa ianareo nomiaro an'ireo zaza sy ny nilaozambady ireo ka aiza i nine man hihihi...
7. xxx ( 31/03/2009 09:53)
hum!!! Oay! menatra be za!!! efa fantatrao zao fa tsy mety ny ataon'ireo miaramila nefa dia mbola mirehareha ihany enao fa mety ny ataonareo manohana an'i TGV! tsy mbola nisy ary tsy tokony hisy mihitsy izany ambany grady manohatra sy manery jeneraly izany! tsy mbola nisy mihitsy miaramila nanatevateva Mpitandrina izany! fa teto M/car no nanao izany! Mampalaelo!
Misaotra ireo miaramila maha-tsapa fa nivona t@ tokony ho izy ny namany.
8. xxx ( 01/04/2009 11:43)
Misaotra betsaka amin`ireo COSOFAM izay tonga saina ary mbola maniry ny hiitaran`izany any amin`ireo corps samihafa ! Tokony ho sahy mijoro tahaka azy ireo koa ireo miaramila rehetra izay mahatsiaro tena fa voahosihosy ny hasina maha-miaramila tandroka aron`ny vozona ho an`ny vahoaka tsy ankanavaka azy ireo . Tsy antokon`olona vitsivitsy ao amin`ny Capsat akory no tokony hibaiko TSY AMPISAINANA ny tanana ary tsy ny hiandany amin`ny Vondrona politika atsy na aroa no nanaovana ny miaramila . Tokony hijanona ho neutre hatrany ny miaramila ary miaro ny vahoaka sy ny fananany fa mivaona tanteraka ny ataon`ny CAPSAT ankehitriny satria ve nahazo VOLABE ? Ireo mpioko aloha efa nandray VOLABE dia izay fitiavan-KELY izay no nibaiko azy ka tsy dia atao mahagaga fa ianareo tsy mba nahazo VOLA fa tena miaina ny amim-pahamarinana ahoana ? Mandry ve ny sainareo raha toa ka ny tsy fandraisanareo ny andraikitrareo dia anisan`ny antony mampidi-kizo ny Firenena toy izao ? satria dia tapaka ny fanampiana iraisam-pirenena , zaza maro be mety tsy hianatra intsony indrindra fa ireo zanaky ny Tantsaha any ambanivolo any fa tapaka ny fanampian`i Norvege ho an`ny FRAM ? Mpiasam-panjakana maro be ary ianareo dia anisan`izany , no mety tsy handray karama intsony atsy ho atsy satria tokony ho fantatrareo fa mbola mihoatra ny 50% n`ny budget mpanjakana dia ny Communauté Internationale no miantoka izany ? Ny fihariana mikatso nohon`ny fandrobana orinasa teto ka hihena ny vokatra , hihena ny volam-panjakana miditra , hiakatra automatique ny vidim-piainana ( fa tsy hoe atao forcing mofo 1000 , menaka 12500 , vary ..sns dia mety akory , propagandy maimaika fotsiny io fa tsy misy fenitra ekonomika narahina noho izany tsy maharitra ) , izany rehetra izany ve ho jerenareo fotsiny ? Mila mieritraritra lalina ianareo Tafika , zandary , Polisy fa tsy tokony hanaiky ho tarihina any an-kady toy izao ny Firenena . Mazava ho azy , fa tokony hifandresy lahatra aloha fa rehefa tsy mety mihitsy vao iafara amin`ny fampiasana fitaovam-piadiana . Tokony ho tsapanareo fa ny tsy fandraisanareo andraikitra no anisan`ny antony iray mahatonga ny fitadiavana vahaolana hiantso ny Miaramilan`ny ONU sy ny an`ny SADEC ka mieritrereta ianareo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0504