Mety tsara ny tenin'i Phillipes Rajaona teo
1. soanja
(
30/03/2009 16:07)
Tena mitombona tsara mihitsy ny resak'i PR tamin'ity resaka ity. Misaotra azy ny tenako.
Maninona ary tsy mba afaka hisokatra masontsika handinika ny zavamisy. Zary hiady ho an'ny olona nambotry ny firenena amin'ny lafiny isan-karazany.
Mbola tsy nahita oloha sahy hivarotra firenena tamin'ny fomba tena tsy voahevitra aho afa tsy ny filoha Ra8.
Jereo akaiky ny momba azy. Tsy tokony hiverina intsony izy raha mba hendry.
http://www.sobika.com/v2/video_france24.html
Alefaso malaky ny fifidianana RaTGV fa tena mibolisatra izy izany.

novalian'i milamm ny 01/04/2009 04:00
2. nancy
(
30/03/2009 16:18)
Andry Rajoelina est mediocre, et incompetent...
Mazava 100%.
Mazava 100%.
soanja:
Tena mitombona tsara mihitsy ny resak'i PR tamin'ity resaka ity. Misaotra azy ny tenako.
Maninona ary tsy mba afaka hisokatra masontsika handinika ny zavamisy. Zary hiady ho an'ny olona nambotry ny firenena amin'ny lafiny isan-karazany.
Mbola tsy nahita oloha sahy hivarotra firenena tamin'ny fomba tena tsy voahevitra aho afa tsy ny filoha Ra8.
Jereo akaiky ny momba azy. Tsy tokony hiverina intsony izy raha mba hendry.
http://www.sobika.com/v2/video_france24.html
Alefaso malaky ny fifidianana RaTGV fa tena mibolisatra izy izany.
3. yuka
(
30/03/2009 16:25)
Efa lafo angaha ny firenena :roll: ohatrinona no namarotany azy :roll:
alatsao ny sarotava dia sehoy ny maha AREMA ry soanjaaaaa!
dia tsy maninona fa aleo ianao mihintsy no hijery akaiky azy e! :D

4. Oay
(
30/03/2009 16:28)
soanja:
Tena mitombona tsara mihitsy ny resak'i PR tamin'ity resaka ity. Misaotra azy ny tenako.
Alefaso malaky ny fifidianana RaTGV fa tena mibolisatra izy izany.
Ohatrany hitako hoe "Nanao tsianjery loatra ilay ranamana io klé" d misy zavatra tokony novaliany nefa tsy novaliany fa ny tao an-dohany ihany no nasesiny.
Ohatra rehefa nikozy ilay si momba ny naha tsy nety ny fanonganam-panjakana d tsy hain'i lery ny namaly anazy satria mila averina amintsika ve hoe fa nahoana moa no nidina andalambe.
Nidina andalambe satria:
1° Tsy afaka maneho hevitra tao @ antenimierampirenena satria 95% ny solombavambaTIM tao na d tsy 95% ny Malagasy aza no nifidy an'i Marc Ravalomanana t@ 2007.
2°Tsy afaka maneho hevitra tao @ antenimieradoha'olona satria 100% ny lohaTIM tao na d tsy 100% ny Malagasy aza no nifidy an'i Marc Ravalomanana.
3°Nanao be marenina i Marc Ravalomanana ka tsy nihaino an'iza n'iza eny fa na ny MFM sy ny Grad ary d tsy nenony fa i Mafana sy Rabe koa moa ny paika d efa mazava fa mila mihinana.
4°Natanjaka ny TIM satria afaka nangalabato tany @ faritra tsy nisy fisokafany ireny.
5°Tsy nety nanova ny lalampifidianana ny TIM fa nanetsina sofina.
Noho ireo zava-nisy ireo d tsy maintsy teny andalambe no nanehoana ny hevitra d izao ny fiafarany.
Ny olana iray koa d tsy voalamin'ilay ranamana tsara ny zavatra nolazainy.
Fa ilay si kosa aloha d tao tsara fa asa na ho lasa mpametraka baomba ireny na hipetraka hampirisika ny fanatika any an-dapa.
5. xxx
(
30/03/2009 16:54)
KAY VE ZANAK'I DEBA I SOANJA E. Tsara ho fantatra ihany zany de mahareta sy mahavità be ary manohana an'ilay jamba e.
7. sitlo
(
30/03/2009 17:20)
Faly mahafantatra.
Lany fotsiny ny fotoanako nijery an'ilay izy fa kay fanatsatsoana ny tolona eny Amboijatovo ilay izy.
Raha mety tsara ary ny tenin'i Phillipes Rajaona, nahoana no:

Ny vava ange ry Soanja afaka miteny foana hoe izao no mety dia izao no tsy mety eh. Fa ny atao no hita.
Legitimite vs legalite: Legitime ve sa legale ny fandorana tanàna?
Raha Sonja re no naboridan'ny mpanohana an'i TGV erinandro vitsivitsy izay, dia hilaza fa mety ny nataon-dRajoelina amin'izao eh!

8. rakaroka
(
30/03/2009 17:21)
Misaotra Soanja :-* :-* :-*
Mahafaly ahy ny mahatsapa fa mbola tsy lany tamingana ny gasy mba
mandala ny rariny sy ny hitsiny, tsy tampin´ny lamboridin´ny fitiavan´tena, dia fiarovana ny tomboatsoany fotsiny, na ny ady seza!
Ny "marina akia "MAHANTRA NY TANINTSIKA" satria indrindra indrindra
Ory olom-banona, ory olon-kendry afaka mba hihevitra mihoatra noho na ankohonany, na ny olom-bitsy fotsiny ihany fa tsy tafapaka ho aní gasikara manontolo!
Raha antsoiny hoe "zanakí Deba indry
`za mahatsapa fa "nanana qualite" TSY ATAKALOKO NY AVONAVON-Ra-8
sy ny fitiavan-tenandrizareo koa i Deba iny.
Dia aleo ho soketain-drizareo fa zanany koa aho na mbola tsy nifanerasera t@ deba mihitsy aza. Aleoko ahay toa izay Ravalo no ho antsoiko ho dada?:roll: :roll: :roll: :roll:
Miombona fijery koa @ Rajaona!

9. sitlo
(
30/03/2009 17:31)
Dia rakaroka ihany koa.
Raha raharoka ve no nisy nanaboridana dia hiteny hoe mety koa ny nataony?

10. patrick2002
(
30/03/2009 17:48)
yuka:
Efa lafo angaha ny firenena :roll: ohatrinona no namarotany azy :roll:
alatsao ny sarotava dia sehoy ny maha AREMA ry soanjaaaaa!
dia tsy maninona fa aleo ianao mihintsy no hijery akaiky azy e! :D
zay ny anareo rehefa olona milaza maka,ambony maka ambany dia fanapepona ,ianao io izaho ry Yuka ny fandinihako anao ireny olona very fihinana ireny fa lasa ny TIM ,mety hody any Madagasikara mihintsy fa tsy afaka mandoa hofatrano any Japan intsony . :-D :-D :-D
Izay indray maka ambony maka ambany izay ,vao miteny ,tsy misy fanatika mihintsy ,izao no nanohana an'i Ravalo voalohany ,fa roa taona lasa izay no nialako taminy ,manana ny arguement ko izaho niala taminy . Izay no hanohanako an'ilay DJ , hatramin'izao aloha ,mbola heveriko fa lalany tolona ireny satria tsy misy fanehoan-kevitra na fiaraha-miasa azo atao t@ Ravolera ,raha te hiara miasa aminy ianao dia hanompo sy hanatanteraka izay fa tsy misy fifanakalozana mihintsy ,rariny sy hintsiny izany raha nisy ny fitokonana ,ny fandrobana an'i Magro ,nihitatra kosa ilay izy ka dia lasa hatrany @ tsy manantsiny izay voaporofo fa ny TIM ihany no nanao azy ,voateny araky izany ny anarany Jacquot mpihira an'i GREEN izay mpitaty ticket eny antsena ,nefa tadiaviny Andry TGV hasorona @ asany dia maty aho volabe azoko @ Ticket eran'i Tsena.Dia io nanao an'ireny fandorona teny @ citic ireny ,mampalahelo....
11. sitlo
(
30/03/2009 18:00)
patrick2002> aoka izay ity fampiesonana ity. Raha namoaka dinika aho hoe inona ny niveau intellectuel-n'i TGV dia nilaza ianao fa sortant ISCAM izy. Niseho anefa ny fanadihadiana taty aoriana fa niveau bacc TGV. Ary ny taona nahazoany bacc aza tsy fantatra akory.
Ka raha ity filazanao hoe Green voaporofo fa nandoro ny citic ity nefa ianao aza tsy any Madagasikara akory.
Mandray ny olona ho vendrana mihitsy hoe ny TIM indray no nandoro tanana.

12. patrick2002
(
30/03/2009 18:03)
tyena izany mihintsy kah ,misy anarana maromaro any ary miresaka @ skype eto izaho mila ho 2h par jour ,mandinika ny zava-misy ,miteny anao izaho fa manana namana maro miara miasa akaiky an'i Ravalo ,na cadre ao @ Ravalo.ary ny sasany ao @ TGV .
13. Noue
(
30/03/2009 18:10)
tsy nahazo bac akory i tgv, misy cv-ny any ho any! dj izy de zay fotsiny ee!
14. sitlo
(
30/03/2009 18:13)
Alefaso ilay sary ary eh!
Asehoy daholo hoe ireto ireo TIM nandoro an'itsy sy itsy. Dia fantaro koa aloha fa izaho mahay photoshop.
Fa ny tiako tenenina dia izao, na inona na inona antony. Ny fanimbana fananana dia mariky ny havendranana, fahambanian-tsaina tanteraka.
Ny fanomezana rariny izany dia mitovy amin'ny nanao azy ihany.
Fitaovana vaovao ohatrinona, sy rakitra tahaka ny inona no tao amin'ny TVM sy RNM nefa nodorana. Ny olona no tsy tianao dia ny ordinatera no doranao. Dia avy eo hividy ordinatera ihany, sa tsy haiko hoe inona no mba tao anatin'iny valizy iny. Fa sure fotsiny aho hoe tsy misy ny tantara nolalaovin'itopokolahy Vanindanitra tao.
Ka ahoana, mendrika ve ny nataon-dRajoelina?

15. patrick2002
(
30/03/2009 18:23)
miteny anao izaho ra sitlo fa ny PDS GUY Rivo ,izaho naka vola 5 milliard tao @ banque centrale dia izy ihany no nandoro ny tranony ,dia izy lasa nitsoaka aty andafy aty ,tsy fantatrao fa mampalahelo ny tranony Guy Rivo izay no fantatrao , Tsy hainao koa fa tombotsoa miopapana ny azony etranger Karana voaroba tamin'ireny operation karana t@ androny Ratsiraka ireny ,tsy maintsy endamniser ireny olona ireny ,izany no maha- milliardaire an'ireny karana ireny ,tsy mandoa douane ,sy taxe mandritry ny 10 taona ,lasa amin'izay ilay karana manafatra entana 10 conteneur isaky ny 1 volana .
Tsy fantatrao fa vola no mikararana amin'io fitokonana io du cote ny Andry ary du cote ny TIM , samy manana ny bailleur -ny ny andaniny sy ny ankilany .

16. patrick2002
(
30/03/2009 18:31)
patrick2002> aoka izay ity fampiesonana ity. Raha namoaka dinika aho hoe inona ny niveau intellectuel-n'i TGV dia nilaza ianao fa sortant ISCAM izy.
Izay aloha ary teto @ serasera no naharenesako an'izay ,izy mbola nilatsaka ho fidina ho ben'ny tanana ,t@ fifidianana ,vehivavy iray no niteny fa tsy lasa i Andry TGV ,fa bandy niara-nianatra azy tao @ ISCAM ,ary mpanao pointe @ auto rehefa Asabotsy ,sady mpanambony tena tsy mety ary tsy azo hantenaina hijery ny mahantra ,izay no teniny ,( tsy tadidiko ilay PS) ,
Ary izaho no nahita t@ propagande communal t@ 2007 tao @ site web TGV sariny miaraka @ promotion ISCAM.
17. Belle
(
30/03/2009 18:31)
Ianareo rehetra mifanasa vangy ireo: dia mitondra inona kay izao fiadiana lava ataonareo eto izao? Tsy mba izay hevitra hampilamina no ifandinihana. Ohatra hoe raha misy akaiky an'i TGV izao dia mba miteny azy hidina eny Ambohijatovo hitady ny marimaritra iraisana amin'ny mpitolona eny (ohatra hoy aho an, sao misy tezitra eto indray). Fa tsy ny Filoha efa lasa no mbola hiadiana hevitra (tsy hevitra intsony fotsiny akory fa tena ho totohondry mihitsy angamba raha mihaona tava) tsy hitondra vokany eto intsony. Ny tokony hotsarovana dia ny hoe: raha mba nihaino ny vahoaka na indray mandeha fotsiny aza izy dia tsy ho tonga tamin'izao ny zava-misy eto amin'ny firenena. Tsy mahagaga koa ny fanararaotan'ilay eo amin'izao fotoana, satria fantany fa efa tena leo ny olona dia notaritiny mora foana!
Tena mampalahelo ny mitranga. Mba hainareo ve ilay hiran-dRossy hoe "Oay 'reto tsika" iny? Raha tsy hainareo na anananareo dia tadiavo ary henoy ny tonony fa tena izao miseho izao mihitsy. Ataon'ny mpanao politika misavoritaka toy ny alika (sanatria) miady taolana daholo fotsiny!
Samia re tompoko mba mieritreritra fa mahonena e!

18. sitlo
(
30/03/2009 18:37)
Tsy fantatro izany ary tsy nbola misy sary na antontan-tsoratra milaza an'izany. Na ny tao amin'ny TIM na ny tao amin'ny TGV.
Ary fantatro tsara fa efa nitranga io tamin'ny 1991 na vao nanala CEPE aza aho tamin'izany.
Fa izany akory tsy midika hoe dory ny TVM.
Raha tsy nisy ny korotana dia azo natao tsara ny nanaraka izany tamin'ny fitondrana izay nety nandimby an-dRavalo teo. Fa vokatr'ito dia tsy maintsy mihaino lakolosy tokana satria azo atsipy amin'ny fatiantoky ny tolona daholo ny vola very rehetra.
Ka vao maika izay manamafy ny teniko, rariny ve ny nataon-dRajoelina?

19. eightman
(
30/03/2009 18:43)
rakaroka:
Misaotra Soanja :-* :-* :-*
Mahafaly ahy ny mahatsapa fa mbola tsy lany tamingana ny gasy mba
mandala ny rariny sy ny hitsiny, tsy tampin´ny lamboridin´ny fitiavan´tena, dia fiarovana ny tomboatsoany fotsiny, na ny ady seza!
Ny "marina akia "MAHANTRA NY TANINTSIKA" satria indrindra indrindra
Ory olom-banona, ory olon-kendry afaka mba hihevitra mihoatra noho na ankohonany, na ny olom-bitsy fotsiny ihany fa tsy tafapaka ho aní gasikara manontolo!
Raha antsoiny hoe "zanakí Deba indry
`za mahatsapa fa "nanana qualite" TSY ATAKALOKO NY AVONAVON-Ra-8
sy ny fitiavan-tenandrizareo koa i Deba iny.
Dia aleo ho soketain-drizareo fa zanany koa aho na mbola tsy nifanerasera t@ deba mihitsy aza. Aleoko ahay toa izay Ravalo no ho antsoiko ho dada?:roll: :roll: :roll: :roll:
Miombona fijery koa @ Rajaona!
Dia izay ve no antony nitsoahanareo tany frantsa!!??? adaladala tsss
O ry hanta !!! mba vehivavy otran'izao ihany ve !?? Dia sahy milaza fa manam-pahaizana avy any amin'ny oniversite dia nefa toa mirefarefa amin'ny tany ihany ny fisainana !? Inona moa ny nataon'i debanareo hampandroso an'i madagasikara ? an ? mba valio kely hoe? tamin'ny fotoan'androny, nandroso ve ny toe-karena sa inona ny foto-drafitrasa vitany raha mihoatra amin'i Ravalomanana? lalana taiza no vita? iza avy no nahazo tombontsoa ankoatran'ny arema !?? tvm sy rnm aza tsy vitany tsara be ohatran'ny nataon'i ra8 !!
Efa hampoiziko hoe tsy ho voavalinao ireo fa tombontsanareo mianakavy angamba no nisy tao no manosika anao hanohana azy !!
Zay tsy hiverina zanatany tsony e!! Raha mbola ambany karazana otran'izany ny fisainanareo dia mijanona any manatevin'isa ny frantsay dia aza miverimberina aty tsony rehefa handroso zay atsy ho atsy !!
20. sitlo
(
30/03/2009 18:50)
Hamaranako azy fa ampy izay resako androany izay.
Tsy nisy nahavita nandresy lahatra ahy mihitsy teo hoe nety ny nataon-dRajoelina.
Ka noho izany dia mitombona tanteraka ny fanesorana azy.
Tombony: Antenaiko fa mba nitahiry ny dika mitovy ny atotan-taratasy rehetra ny fitondran-dRavalo talohan'ny nidiran'ny miaramila ny toeram-pitantanana rehetra.
Antenaiko fa rehefa tafita ny tolona eny Ambohijatovo dia afaka aseho soa aman-tsara ny vola very tao fa tsy ho tahaka ireo AVI sy Hery Velona nanankarena tampoka tamin'ny 1991 ireto.