Mety tsara ny tenin'i Phillipes Rajaona teo

21. Samoana ( 30/03/2009 19:17)
soanja:

Mbola tsy nahita oloha sahy hivarotra firenena tamin'ny fomba tena tsy voahevitra aho afa tsy ny filoha Ra8.

Famelana ny vahiny hitrandraka, hitroka, hampody ny harena ambanin'ny tany hatramin'izay: fivarotana tanindrazana daholo izany. Tsy nisy tsy nivarotra saingy ny fanao no samihafa.
Famelezana am-bava ataon'i Rajaona ivelan'i Gasikara mikasika ny malagasy toa azy ihany: mandrora tanindrazana koa izany.
Tsy fitiavana ny fireneny sa mety te hanafaingana ilay "developpement rapide et durable" nodradradradrainy lava no antony saika hivarotan'i Ra8 tany amin'ny koreana? Hiaina en autarcie isika sa hiatrika mondialisation? Aleo hanompo sarkô hatrany sa mba tsara misokatra amin'ny hafa koa na mavo hoditra aza izy? Samy manana ny havaliny hampitony saina araka izay itiavana azy isika tsirairay.
Misy mpitondra fanjakana tsy nivarotra ny tanindrazana fantatsika ve? Isika aza mahavita sy mahasahy mivarotra ny ain'ireo iray rà amintsika ka ze tanindrazana ve hisy hasiny amintsika intsony. Na ny razana te hitahy aza angamba efa manozona tsy hanamasina ity tany ity intsony. I coutity avy ity no toa ho lasa minisitry ny fiarovam-pirenena atsy ho atsy.

22. Belle ( 30/03/2009 19:25)
Oay reto isika e
fa mifanenjika sy mifandramatra ohatra ny BIBY
oay reto isika e
viravirain'ny demony ratsy mpanao pôlitika

tsy ny hevitra intsony fa tena ny olona izao no miady
mifamono lolo na ray aman-dreny na koa ny mpivady
mpiralahy izao mitsitokotoko tsy mifandray tànana
manafangaro ny resak'antoko ny resam-pihavanana

oay ty nareo e
manao sôvaly ireo olo-mahantra sy leo
dia mampanantena ny mana sy Edena
vao tafakatra eo dia veloma ny teny nomena

nahoana leiretsy hifanaraka ihany ka d'efa nandrasana?
Mirava tanteraka kila hotohoto misy maty any am-pasana
niaraka tao ianareo hatrizay toa tsy nisy napoaka
efa ny volo-tratra mihintsy no may dia mampiady vahoaka

oay ty zaho e
tsy mba miara-mirevy amin'ny mpanao greve fa miàlaala pà e
oay ity zaho
tsy hoe sanatria tsy te hahalàla fa efa teo no niàla a

izay vitako t@ 72 aza mbola anenenako
raha toa ka diso ny teniko ariana fa aza ny tenako
ny fônksiônera na mitanin'andro aza tsy misy ny olana
na mitokona aza izy mbà misy raisina faran'ny volana

ho sambatra isika e hiadana isika a
arahabaina fa tratry ny 3 e repoblika
vavaka tsotra no ndeha ho hiraina
hanatontosa ny zavatra rehetra nampanantenaina

ny savorovoron-kilatoana ry manam-panahy
vita ny kaonty mazàva ny kaonty dia basy am'izay
zareo ao ambony any dia efa tsy mihevitra ny hifandray tànana
isika eto ambany no mitady ny very mamitram-pihavanana
isika eto ambany no mitsàbo ny fery mamitram-pihavanana
23. rakaroka ( 30/03/2009 19:34)
[quote=sitlo]
Dia rakaroka ihany koa.

Dia lazaivo tsy nokoizana kosa aza ny fanaovan-Ra-8 tsinotsinona ny hafa e:roll: :roll: 8O 8O 8O . Ny Amerikana tsy hoe tia azy , ny force one novidiany fa nisy niteny rizareo fa tsy azokazony i Ra-8, mbola hojereko ny link, ny Frantsay henjehina tahaka ny inn ? Ny gasy tsy hay
iarahana koa na samy equipe ´zao aza, dia "aiza ihany aza izany :roll: "

Tamin dRatsiraka anefa,hainy ny nifandray tetsy sy teroa, nisy mitabe t@ koreana, Ny La Haie, ny fifandraisana na t@Afrikana , na Amerikana, na Frantsay, ary na samy gasy koa aza mbo nisy ny tsaky popy fa tsy nitsindroka bbbbbe tahaka izay tao ho ao ny gasy, nisy ezaka na fambolena vary na zanak´hazo na fanaovan-dalana na creche.
Dia tsapa hoe noezaka hisokatra amin´ny kontinanta rehetra mihitsy izy hampandrosoana firenena,
Ary ny manana fahalalan-tsaina tahaka izany no tsara mitondra!
Fa TSY NY OLONA MIOLONOLONA !

Raha miaro ny tsy rariny aho dia mendrika itotonan´ny tsy rariny,
fa raha ny efa hita fa tsy mety izao no lazaina fa "ara-dalana" dia aleo amboarina ny lalana!
24. soanja ( 30/03/2009 19:37)
yuka:

Efa lafo angaha ny firenena :roll: ohatrinona no namarotany azy :roll:
alatsao ny sarotava dia sehoy ny maha AREMA ry soanjaaaaa!
dia tsy maninona fa aleo ianao mihintsy no hijery akaiky azy e! :D

Miala tsiny ry Yuka fa tsy manana saron-tava sady tsy ho viavidy ambongadiny toa anareo. Matoa aho mijoro eto amin'ny hevitro dia satria nahita ny fijalian'ireo madinika lavitry ny renivohitra izay tsy tazanareo ny fiafiana amin'izao fotoana diavintsika izao. Tsy azonao vinaniana any Japon mihitsy ny fahorian'ireo.
I RA8 no nofidiako dia ny mba hitsinjovany an'ireo. Miala tsiny fa tsy nahavita an'izany izy fa ny azy no nataony matevina.
Tsy AREMA aho, tsinotsinona. Ny momba ahy dia tsy manaiky olona mangalatra sy manambaka ny mpiray tanindrazana amiko!

Tsotra izao tsy mendrika azy ny hitondra intsony!

25. soanja ( 30/03/2009 19:49)
sitlo:

Faly mahafantatra.

Lany fotsiny ny fotoanako nijery an'ilay izy fa kay fanatsatsoana ny tolona eny Amboijatovo ilay izy.

Raha mety tsara ary ny tenin'i Phillipes Rajaona, nahoana no:

Ny vava ange ry Soanja afaka miteny foana hoe izao no mety dia izao no tsy mety eh. Fa ny atao no hita.

Legitimite vs legalite: Legitime ve sa legale ny fandorana tanàna?
Raha Sonja re no naboridan'ny mpanohana an'i TGV erinandro vitsivitsy izay, dia hilaza fa mety ny nataon-dRajoelina amin'izao eh!

Sitlo a, averiko indray. Tsy mankasitraka herisetra aho ary tsy manohana izay olona tia herisetra.

Raha toa ka nahafinaritra ahy ny zavatra voalazan'i PR dia satria nolazainy teo ny fototry ny olana tamin'ny fitondran-dRa8.

Dia hilaza ve ianao fa nisy Demokrasia tamin-dRa8. Tsia hoy aho! Tsy mendrika ny zavanisy tany Mada ary indrindra ny nataon'io filoha io.
Amiko sarobidy ny tany. Ny tany hamokarana sy ny tanindrazana. Tsy omena., tsy hamidy ary tsy hofaina amin'iza n'iza. Anjaranao RaMalagasy indrindra ny mpitondra no mitady fomba rehetra hanamaintisana molaly an'io ho an'ny Malagasy. Na mbola tsy vita aza ny sonia momba izany dia ny hevitra fotsiny amiko dia efa nitondra amin'ny tsy fetezana.
Hevitra no lasa mivaingana tompoko. Thoughts become creation! We think, we create and we live with it!

Ary milaza aminao aho ry Sitlo fa io sary avoakanao io dia milaza mazava ny maha tsy hahantatesanay ny atao hoe violence matoa mivoaka eo. Koa aza heverina fa tsy miasa amin'ny fomba isan-karazany ny tenako sy ny momba ahy. Misaora ny avo mahita an'io ianao!

Miady ny tsy hisian'izany herisetra zany ny momba ahy ary miangavy ny rehetra mba tsy hidina andalambe fa mandandy ny trambo n'aiza n'aiza io, tena mipindy mihitsy ka mamono raha tena mbola mitohy izao.

Tadiavo ny marimaritra iraisana! Olom-baovao! Fa Ra8 dia tsy tokony ho isan'ny ho filoha intsony amiko.

26. soanja ( 30/03/2009 19:55)
Belle:

Ianareo rehetra mifanasa vangy ireo: dia mitondra inona kay izao fiadiana lava ataonareo eto izao? Tsy mba izay hevitra hampilamina no ifandinihana. Ohatra hoe raha misy akaiky an'i TGV izao dia mba miteny azy hidina eny Ambohijatovo hitady ny marimaritra iraisana amin'ny mpitolona eny (ohatra hoy aho an, sao misy tezitra eto indray). Fa tsy ny Filoha efa lasa no mbola hiadiana hevitra (tsy hevitra intsony fotsiny akory fa tena ho totohondry mihitsy angamba raha mihaona tava) tsy hitondra vokany eto intsony. Ny tokony hotsarovana dia ny hoe: raha mba nihaino ny vahoaka na indray mandeha fotsiny aza izy dia tsy ho tonga tamin'izao ny zava-misy eto amin'ny firenena. Tsy mahagaga koa ny fanararaotan'ilay eo amin'izao fotoana, satria fantany fa efa tena leo ny olona dia notaritiny mora foana!

Tena mampalahelo ny mitranga. Mba hainareo ve ilay hiran-dRossy hoe "Oay 'reto tsika" iny? Raha tsy hainareo na anananareo dia tadiavo ary henoy ny tonony fa tena izao miseho izao mihitsy. Ataon'ny mpanao politika misavoritaka toy ny alika (sanatria) miady taolana daholo fotsiny!

Samia re tompoko mba mieritreritra fa mahonena e!

Misaotra Belle. Io hevitrao io no ijoroako etoana!
27. nancy ( 30/03/2009 20:27)
Ry rakaroka zany koa tsy mahita afatsy ny kibony ihany. Tsaky popy ve rangaha no mba arovana, ny mitabe no mba tanisaina...
Tamin'ny andron-'i deba anie no nanomboka nirongatra ny isan'ny 4mis e. Tsy hoe tonga teo Ravalo vao nisy ny mpitsindroka.
Tsy hitanao ngaha ireny lalana be dia be vitan-dRavalo ireny? io aeroport io aza tsy nisy nieritreritra ny mba hanitatra raha tsy Ravalo nefa fa ratsy tarehy velona sy kely bilitika nefa mba aeroport international. Ny port koa.
Ny infrastructures efa mba nanomboka nandeha daholo.
Izao nopotehin-dry tgv keliendaka daholo izay mba nijoro.
Jereo nefa izy raha mba manan'eritreritra ny hanamboatra ireo nopotehiny ireo akory....
Marina fa Ravalo anie tsy parfait e, fa nanao zavatra izy hoan'ny firenena nandritry ny 7 taona naha-teo azy.
Deba ngaha nanao ninoninn nandritry ny 25 taona? tsy mbola nisy lalana tsara teto Dago tamin'ny andron'i deba,

rakaroka:

[quote=sitlo]
Dia rakaroka ihany koa.

Dia lazaivo tsy nokoizana kosa aza ny fanaovan-Ra-8 tsinotsinona ny hafa e:roll: :roll: 8O 8O 8O . Ny Amerikana tsy hoe tia azy , ny force one novidiany fa nisy niteny rizareo fa tsy azokazony i Ra-8, mbola hojereko ny link, ny Frantsay henjehina tahaka ny inn ? Ny gasy tsy hay
iarahana koa na samy equipe ´zao aza, dia "aiza ihany aza izany :roll: "

Tamin dRatsiraka anefa,hainy ny nifandray tetsy sy teroa, nisy mitabe t@ koreana, Ny La Haie, ny fifandraisana na t@Afrikana , na Amerikana, na Frantsay, ary na samy gasy koa aza mbo nisy ny tsaky popy fa tsy nitsindroka bbbbbe tahaka izay tao ho ao ny gasy, nisy ezaka na fambolena vary na zanak´hazo na fanaovan-dalana na creche.
Dia tsapa hoe noezaka hisokatra amin´ny kontinanta rehetra mihitsy izy hampandrosoana firenena,
Ary ny manana fahalalan-tsaina tahaka izany no tsara mitondra!
Fa TSY NY OLONA MIOLONOLONA !

Raha miaro ny tsy rariny aho dia mendrika itotonan´ny tsy rariny,
fa raha ny efa hita fa tsy mety izao no lazaina fa "ara-dalana" dia aleo amboarina ny lalana!

28. patrick2002 ( 30/03/2009 20:44)
mampatsiahy an'izay teny iray izay hoe tous les medicaments ce sont des poisons et tous les poisons ce sont des medicaments .
Ny tiako tenenina dia ity, fomba iray tsy maintsy nanasorana an'i Ravalo teo ny korontana satria efa verouille-ny TIM daholo ny Assemble ny Senat ny gouvernement ,rahonana izay commune tsy miaraka @ TIM ,ary dia tadiavina hidina izay Radio sy television mi critique ny fitondrana ,tsy demokrasia izany .
Raha dinihana dia tsy hiala eo Ravalo na @ 2012 azy ,satria efa hita ihany fa hala-bato no hita taratra t@ fifidianana farany teo communal ,sy deputation .
Ary ny caractere an'i Ravalo dia hita fa milaza ny tenany ohatry ny petit dieu izy fa efa tsy mieritreritra ny tenany ho olombelona intsony, Tsy azo valiana ,tsy azo hiadina hevitra ,amiko tsy azo ekena no hijanonany eo mandritry ny 2012 satria efa hatanjaka izy amin'izany ary dia tsimaty manota sahala @ Saddam houssen ,ka tsy ho tafiala eo mihintsy .
Tsara izany no nataony Andry nanisy poison ( korontana ) ny fitondrany Ravalo ,fa raha tsy izay tsy niala teo izy .
Efa alohalika ny ranombary izay vao nangataka directoire militaire ,nefa natao ny fihaonana teny @ le Hintsy niziriziry izy fa tsy misy governemanta miala izany ,ary tsy afaka hiara hiasa @ Andry izy ,i Jacque Sylla indray no hampitsabahany hoe ni-tel azy tsy nahatongavany teny @ le Hintsy ,tonga saina Jacque Sylla nidinany jacque Sylla teny @ 13 Maiu vao hoe :roll: :roll: .
Ny ahy izao raha ny eriotreritro dia aleo ny anti-TGV ho eny Ambohijatovo satria raha vao sakanana eo Ambohijatovo ireo dia hanakorotana eran'i tanana indray .
29. rakaroka ( 30/03/2009 21:16)
eightman:

Dia izay ve no antony nitsoahanareo tany frantsa!!??? adaladala tsss

Aza mainka ny hitsara fahatany fa tsy afaka hifanandrina @ Frantsay halanao mihitsy ianao raha tsy nahafe ny "teniny aloha fara-faharatsiny!" satria rizareo tsy mahay teny gasy, ary raha hifanandrina na te hihoatra ny "adversaire-nao ianao"
ny voalohany indrindra dia mila fantarina tsara ny "aminy" rehetra fa tsy tahaka ny ataonareo fotsiny tonga dia manilika tahaka io! Tsy adala mihitsy aho ka! Tsia dia tsia!
O ry hanta !!! mba vehivavy otran'izao ihany ve !?? Dia sahy milaza fa manam-pahaizana avy any amin'ny oniversite dia nefa toa mirefarefa amin'ny tany ihany ny fisainana !

Tsy rehefa hoe "tsy mitovy hevitra aminareo anie dia "mirefarefa e"
Aminareo ao anaty lavaka angamba no manaiky fa mety ny fiainana ao
Madagascar fa iza aty no tsy miaiky fa mandia fotoan-tsarotra sy sahirana io Nosy io taona vitsivitsy izao? Anisan´ny Nosy Fahadimy mahantra indrindra eran-tany, dia "eken´ny sainao izany?"

? Inona moa ny nataon'i debanareo hampandroso an'i madagasikara ?

I Deba tao tsy somary gisitra toa izao ny classement de pauvretentsika tarafina mondialement!
nandroso ve ny toe-karena sa inona ny foto-drafitrasa vitany raha mihoatra amin'i Ravalomanana

Niaina kokoa ny olona satria tsy nogiazaní Deba irery tahaka ny ampihimamba ataon-Ra-8 ny fiharian -karena!
? lalana taiza no vita?
Tamatave,sns, fampandrosoana ny isam-paritra , lapa mpisava-lalana, secren,sns
iza avy no nahazo tombontsoa ankoatran'ny arema !??

I Ra-8 (tsy arema) anie ka manana compte a rendre @ Deba, satria nanampy azy Bbbe tokoa i Deba no nahatafita azy toa iny, araho tsara ny tantara fa marina ny lazaiko!
Ankoatr´izany maaro tokoa ny olona tsy Arema nampiany fa rsy arakao!
Afaka manome liste aho aoriana raha ilaina!

tvm sy rnm aza tsy vitany tsara be ohatran'ny nataon'i ra8 !!

Izy aloha tsy nahavita ni-monopolise ny orinása tahaka ny nataon-Ra-8
aiza koa pakofanao ho anao samy irery ny rehetra dia hidehaka ianao ho "nahavita tokoa", Ekena nahavita ampihimamba!

quote] fa tombontsanareo mianakavy angamba no nisy tao no manosika anao hanohana azy !!

Ka ny olana kely toa miseho mahafantatra ahy ianao, dia mba avohay kely aza ny rohy mampifandray ahy sy Radidy hijerena:roll: :roll: :roll:

Zay tsy hiverina zanatany tsony e!!

Dia inn hono no idiran´ny zanatany @ resaka natao eto?

Raha mbola ambany karazana otran'izany ny fisainanareo

io no hoe "aza mitsara tsy hotsaraina : Vendranina ery i Andry; ka iza ´zao no tena Vendrana , tsy le nitsoaka Ve? Raha tsy vendrana koa hitsoaka ohatrízany @ ´ZE vao 34 taona

dia mijanona any manatevin'isa ny frantsay dia aza miverimberina aty tsony rehefa handroso zay atsy ho atsy !!

Efa lasa any ny namana teto hampandroso fa raha "sarety foana aloha tsy ho lasa lavitra isika e!"

30. yuka ( 31/03/2009 03:30)
Ny resaka eto dia resaka politika,ka inona no hidiran'ny hoe tsy haloa hofatrano aty japon aho ka hody any dago :-D :-D :-D atao ihany ny tsy hiomehy fa taolana ny nify dia tsy maintsy miomehy :-D :-D :-D
Alohan'ny hitenena dia fantaro aloha hoe iza aho????
Soanja tsy voavidy ambongadiny arakin'ny fihevitrao velively aho,zaho ange tsy piasan-dravalo e!Ny karamako tsy ny fanjakana Malagasy no mandoa azy
tsy toanareo AREMA VERY FIHINANA AHO ianareo izao mamikitra mafy mihintsy mijapy an'io soavaly vao io :-D :-D sa tsy izany rapat???
Ny asa vitan-dravalo,sy ny fivoarana hitako tany Mada no mahatonga ahy hiaro azy,satria mendrika azy izany :D
31. soanja ( 31/03/2009 03:55)

Izay mantsy ry Yuka. Aza mifanonona zavatra tsy fantatra fa izay fantatra ihany tenenina. Ianao tsy mahalala akory iza no AREMA ary iza ny TIM eto sns de nahoana ianao tonga dia milaza fa AREMA aho?? Manantena aho fa tsy voavidy ambongadiny ianao, fa raha tsia dia hampalahelo ihany.

Ianao no eo milaza an-dRA8 dia satria nahita fivaorana momba an'i Mada, raha izaho no manoratra eto dia satria hitako ny lesoka sy lavaka lalina be napetrak'ilay filoha. Dia izao korontana izao no isany. Raha mba nihaino sy nanome fahafahana ny olona hilaza ny maharary azy ireo mantsy izy dia tsy niafara tamin';izao lavaka mangitsoka izao isika.

32. sitlo ( 31/03/2009 05:48)
soanja:
Raha toa ka nahafinaritra ahy ny zavatra voalazan'i PR dia satria nolazainy teo ny fototry ny olana tamin'ny fitondran-dRa8.

Raha mitombina ny nolazainy dia nanaraka ny teniny izy. Izany hoe: nilaza izy fa tokony ho henina ny vahoaka eny Ambohijatovo. Kanefa dia io sary io no nasehoko. Io ve ilay hoe mihaino ny vahoaka eny Ambohijatovo?

soanja:

Dia hilaza ve ianao fa nisy Demokrasia tamin-dRa8. Tsia hoy aho! Tsy mendrika ny zavanisy tany Mada ary indrindra ny nataon'io filoha io.

Raha tsia hoy ianao, alefaso ary ny tohan-kevitra eh. Ataoko fa nofidiana izy. Ataoko fa na ny referendum aza mbola lany indray koa. Koa tsy misy demokrasia ahoana? Inona ilay demokrasia lazainao sao ilay tsy mahazatra. Sao ilay demokrasia milaza fa tokony hitondra ny olona na tsy nety aza ny nahazoany fahefana?

soanja:

Amiko sarobidy ny tany. Ny tany hamokarana sy ny tanindrazana. Tsy omena., tsy hamidy ary tsy hofaina amin'iza n'iza. Anjaranao RaMalagasy indrindra ny mpitondra no mitady fomba rehetra hanamaintisana molaly an'io ho an'ny Malagasy. Na mbola tsy vita aza ny sonia momba izany dia ny hevitra fotsiny amiko dia efa nitondra amin'ny tsy fetezana.
Hevitra no lasa mivaingana tompoko. Thoughts become creation! We think, we create and we live with it!

Amiko koa izany ka! fa iza moa no nanome fahefana azy? Tsy ny vahoaka va? Tsy ianao? Sa rehefa tsy mitovy amin'ny hevitrao dia na ny olona nofidinao aza dia lazainao fa tsy demokrasia indray?
soanja:

Ary milaza aminao aho ry Sitlo fa io sary avoakanao io dia milaza mazava ny maha tsy hahantatesanay ny atao hoe violence matoa mivoaka eo. Koa aza heverina fa tsy miasa amin'ny fomba isan-karazany ny tenako sy ny momba ahy. Misaora ny avo mahita an'io ianao!

Io sary navoakako io dia anehoako mazava tsara fa pli-vava fotsiny ny an'ity PR ankafizinao ity. Tsy miady tsy hery setra nefa mody fanina rehefa manao herisetra ny TGV.
33. yuka ( 31/03/2009 06:10)
Ary mba mihaino ny vahoaka eo ambohijatovo ve ny fitondrana mijoro amizao?
sa tsy vahoaka reo ry soanja satria tsy mitovy amin'ny eny amin'ny13Mai??
samy hotsarain'ny tantara eto anie,ary samy mahay manonona ny anaran'Andriamanitra koa e!
Efa hita izao fa afa ny lazain'ny vava sy ny ataon'ny tanan'ny pitondra amizao
fa mahagaga dia mahazo rariny amizay mitovy fisainana aminy ito fitondrana ito :roll:
Avelao ny vahoaka haneo ny heviny hoy ilay raiamandreny ampanahy izay :D
koa nahoana no rehefa vahoaka hafa no maneo ny heviny no rahonan'ny sivily
sy ny miaramila izay samy vonona hamely ireto olona mitolona ampilaminana no sady tanampolo!
Ahirato ihany ny maso hijery ny zavamisy,sy ny mbola ho avy e!
34. Oay ( 31/03/2009 07:30)

Ilay izy ry jap's d zao a:
>>>Matoa midina andalambe d satria tsy misy ady hevitra azo atao intsony eny ambony latabatra.
Manamarina izany ny zavatra nataon'i Marc Ravalomanana satria:
_95% ny solombavambahoaka no TIM maroa @ ireo no sady mpiasan'ny TIKO izany hoe mpiasan'i Marc Ravalomanana ohatra ilay député mipetraka etsy Anosipatrana.
_100% ny sénateurs d mpanohana ny filou ary koa mpiasany ohatra ity filou an'ny sénat.
_Tsy nisy mpanohitra nahazo nanao famoriambahoaka.
Noho izany d nidina andalambe ny vahoaka, mbola averiko fa raha tsy an'ny CUA ny kianjan'Ambohijatovo d tsy nisy fika ny namoronana an'iny hoe fitokanana ny kianjan'ny demokrasia iny, d tsy nisy ny tolombahoaka nahafana nanongana an'i Marc Ravalomanana.
AMIN'IZAO FOTOANA IZAO anefa d afaka miresaka @ alalan'ilay fihaonambe (T@ 1991 raha tsy diso za d efa nisy an'io ary neken'ny Deba sy ny AREMA) ity fihaonambe ity d mamela ny rehetra hipetraka hiady hevitra ambony latabatra ary efa mazava fa na ny fianakaviambe iraisampirenena sy ny FFKM aza ohatra d efa vonona ny hanaramaso sy andray andraikiny @ izany, d maninn ny TIM no tsy sahy makeo ambony latabatra!
Noho izany raha tena misy ny fitiavan-tanindrazana d tokony miresaka ambony eny ambony latabatra aloha rehefa afaka mano izany d rehefa vita ny resaka eny ambony latabatra ka tsy mifanaraka ka tsy afaka miteny intsony satria mampiatra jadona ny mpitondra eo @ toerana d @ izay fotoana izay midina andalambe ka na ho faty eny aza d MBA pour une bonne cause.

35. rakaroka ( 31/03/2009 14:47)
sitlo:

Dia hilaza ve ianao fa nisy Demokrasia tamin-dRa8. Tsia hoy aho! Tsy mendrika ny zavanisy tany Mada ary indrindra ny nataon'io filoha io.

Raha tsia hoy ianao, alefaso ary ny tohan-kevitra eh. Ataoko fa nofidiana izy. Ataoko fa na ny referendum aza mbola lany indray koa. Koa tsy misy demokrasia ahoana? Inona ilay demokrasia lazainao sao ilay tsy mahazatra. Sao ilay demokrasia milaza fa tokony hitondra ny olona na tsy nety aza ny nahazoany fahefana?

1- Déjà lé faharoa iny "hala-bato" nisy nitaraina fa tsy nohenoina!
Donk tsy demokrasia izany fa sarintsariny ihany.
Dia izay ve no ilokalokana hoe Demokrasia a, demokrasia!...
2- hatry ny nisian'ny tetezamita teo aloha, c'est toujours pareils fa tsy hoe eksepsionely ity nataon'i Andry!

Aiza ary 'nareo izany 8O 8O 8O
36. Oay ( 31/03/2009 15:43)
Ka ilay izy ry rakaroka resaka mandreraka be satria:
1° Ny any @ tandrefana any no hitany fa sarotra be ny halabato d hoe izay lany eo d fomba demokratika na halabato mandifitr'olona aza no natao.
2° Mpanao tsianjery no bobaka be ka izay vazavazain'ny tandrefa d heverina fa mety sy marina kanefa ny taniny d aty Madagasikara fa tsy any Japon na France akory.
Ka jereo any frantsa any ohatra ny fifandajan'ny mpanohitra sy mpitondra.
Jereo fa ny mpanohitra no mitondra ny ankamaroan'ny régions raha toa ka ny mpitondra no maro an'isa eo antenimierampirenena.
Ka noho izany any @ tani tandrefana d tsy ilaina ny fanonganmpanjakana satria mipetraka tsara ny demokrsaia fa ny aty amintsika ovaovaina arakaraka izay hitiavan'izay eo @ fitondrana anazy ny lalana fototra (à ma guise).
D izay ilay olana demokrasia feno fihatsarambelatsihy satria efa hita izao fa halabato no nahalany an'ilay mpitondra kanefa mbola vazavazana ihany hoe fomba demokratika é!
37. soanja ( 31/03/2009 15:52)
sitlo:

soanja:
Raha toa ka nahafinaritra ahy ny zavatra voalazan'i PR dia satria nolazainy teo ny fototry ny olana tamin'ny fitondran-dRa8.

Raha mitombina ny nolazainy dia nanaraka ny teniny izy. Izany hoe: nilaza izy fa tokony ho henina ny vahoaka eny Ambohijatovo. Kanefa dia io sary io no nasehoko. Io ve ilay hoe mihaino ny vahoaka eny Ambohijatovo?

soanja:

Dia hilaza ve ianao fa nisy Demokrasia tamin-dRa8. Tsia hoy aho! Tsy mendrika ny zavanisy tany Mada ary indrindra ny nataon'io filoha io.

Raha tsia hoy ianao, alefaso ary ny tohan-kevitra eh. Ataoko fa nofidiana izy. Ataoko fa na ny referendum aza mbola lany indray koa. Koa tsy misy demokrasia ahoana? Inona ilay demokrasia lazainao sao ilay tsy mahazatra. Sao ilay demokrasia milaza fa tokony hitondra ny olona na tsy nety aza ny nahazoany fahefana?

soanja:

Amiko sarobidy ny tany. Ny tany hamokarana sy ny tanindrazana. Tsy omena., tsy hamidy ary tsy hofaina amin'iza n'iza. Anjaranao RaMalagasy indrindra ny mpitondra no mitady fomba rehetra hanamaintisana molaly an'io ho an'ny Malagasy. Na mbola tsy vita aza ny sonia momba izany dia ny hevitra fotsiny amiko dia efa nitondra amin'ny tsy fetezana.
Hevitra no lasa mivaingana tompoko. Thoughts become creation! We think, we create and we live with it!

Amiko koa izany ka! fa iza moa no nanome fahefana azy? Tsy ny vahoaka va? Tsy ianao? Sa rehefa tsy mitovy amin'ny hevitrao dia na ny olona nofidinao aza dia lazainao fa tsy demokrasia indray?
soanja:

Ary milaza aminao aho ry Sitlo fa io sary avoakanao io dia milaza mazava ny maha tsy hahantatesanay ny atao hoe violence matoa mivoaka eo. Koa aza heverina fa tsy miasa amin'ny fomba isan-karazany ny tenako sy ny momba ahy. Misaora ny avo mahita an'io ianao!

Io sary navoakako io dia anehoako mazava tsara fa pli-vava fotsiny ny an'ity PR ankafizinao ity. Tsy miady tsy hery setra nefa mody fanina rehefa manao herisetra ny TGV.

Sao tsy mitovy ny Def. ny Demokrasian-tsika. Ny ahy

In political theory, democracy describes a small number of related forms of government and also a political philosophy. Even though there is no universally accepted definition of 'democracy',[3] there are two principles that any definition of democracy includes. The first principle is that all members of the society (citizens) have equal access to power and the second that all members (citizens) enjoy universally recognized freedoms and liberties.[4][5][6]
There are several varieties of democracy, some of which provide better representation and more freedoms for their citizens than others.[7][8] However, if any democracy is not carefully legislated to avoid an uneven distribution of political power with balances, such as the separation of powers, then a branch of the system of rule could accumulate power and become harmful to the democracy itself.[9][10][11] The "majority rule" is often described as a characteristic feature of democracy, but without responsible government it is possible for the rights of a minority to be abused by the "tyranny of the majority". An essential process in representative democracies are competitive elections, that are fair both substantively[12] and procedurally[13]. Furthermore, freedom of political expression, freedom of speech and freedom of the press are essential so that citizens are informed and able to vote in their personal interests.[14][15]
Popular sovereignty is common but not a universal motivating philosophy for establishing a democracy. In some countries, democracy is based on the philosophical principle of equal rights. Many people use the term "democracy" as shorthand for liberal democracy, which may include additional elements such as political pluralism, equality before the law, the right to petition elected officials for redress of grievances, due process, civil liberties, human rights, and elements of civil society outside the government. In the United States, separation of powers is often cited as a supporting attribute, but in other countries, such as the United Kingdom, the dominant philosophy is parliamentary sovereignty (though in practice judicial independence is generally maintained). In other cases, "democracy" is used to mean direct democracy. Though the term "democracy" is typically used in the context of a political state, the principles are also applicable to private organizations and other groups.

Diniho tsara aloha io. Nanao n'io ve Ra8????

NON- izay tiany sy nampetipety ny momba azy no nataony!

Tiako ny zavatra notenenin'i PR fa tsy voatery hotohanako aby ny raha ataony.

Tsy mankasitraka herisetra aho ary matoa ianao mahita an'io sary io dia satria izay no antony. Mila mahatsapa tena ny rehetra. Tsy tsara ny midina andalambe ary mamono tokoa ireo miaramila ireo fa tandremo.

38. Oay ( 31/03/2009 16:23)
Even though there is no universally accepted definition of 'democracy'
Mazava be angamba an'io ô!
Ny olana izany hatreto aloha d efa tsy mitovy ny famaritana ny atao hoe demokrasia!
Ary io resaka io indrindra no nahatonga ana nilaza hoe namerina tsianjery ilay PR satria ilay Sipa efa miresaka zavatra hafa ny an'i nedala zavatra hafa ilay resaka tsy fahampiana @ ilay tac au tac.
T@ ilay Si niresaka hoe voafidy t@ fomba demokratika iny d tsy mba namaly i lery nanao hoe tsy hoe rehefa voafidy d tsy mila mihaino ny mpanohitra intsony.
Satria na hoe tsy misy aza ny fomba famaritana iraisan'ny izao tontolo izao eo @ famaritana ny atao hoe demokrasia d misy kosa zavatra iraisana kely indrindra d ny hoe fihainoana sy fanomezana fahalalahana ny tsy mitovy hevitra @ tena. [The first principle is that all members of the society (citizens) have equal access to power and the second that all members (citizens) enjoy universally recognized freedoms and liberties]
39. soanja ( 31/03/2009 19:35)
Oay:

Zay anie le olana ry OAY e! Io fanapenan-tsofina nataon'i fitondrana ra8 io no tena fositra. Ary mino aho fa tsy fantan-dra8 akory angamba izany Demokrasia resahintsika io matao tsy nihontsina izy na nihevitra izy fa tsy ho tratry ny aloka!

Efa nitsodrano azy ny tenako ka dia milamina ny saiko. Enga anie ny avo hanoro lalana azy!

40. milamm ( 31/03/2009 19:36)
aza mikorotana ry reto fa mbola tsy torontoronina akory zany fanjakam-bahoaka sy tsiokany rivom-pahalalahana izany,mifanotany sandry eny andalam-be sy basy ary tafondro ihany aloha zao no malaza(1972-2009) satria izay no fampianarana notezainy reny malala ,aza mifampihaino sy miresaka izany fa sandry ihany no teny ofisialy any @biraony prezidansa ampitahory de tonga de ajedaka raha be mokony, i Zafy Albert ihany no tsy nahavanon-doza otran'io sy Ravalo(ny Emmonat teo Ambohitsirohitra moa dia mutins tsy misy hafa @ kapisaty e zany hoe stratégie-nyi Andry hi-destabiliser-na an'i Ravalo volera ihany iny)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0216