MOFO NIHEN-DANJA !!!

1. molota ( 30/03/2009 17:16)
nihena 1000 fmg hono ny mofo iray, nefa sady NIHEN-DANJA!! :-D :-D. manin ra atao 500 miitsy dé zaraina roa ndray lé mofo 1000fr :-D :-D :-D . AZA TGVENDRANA IHANY KLé :{ :twisted: . Dé ny menaka hono tong tany port NosyB, fa tsy tafiditra tany Toamasina :-D :-D :-D dé teto Antananarivo hono ny fizarana no manomboka :-D :-D , tsy aleo V ry tgVendrana mba zaraina fotsiny Lé menaka halatra ééé :{
novalian'i zandikely ny 30/03/2009 19:44
2. Noue ( 30/03/2009 18:12)
ka zay no mba azony natao mba mody hakana ny olona atao sorona indray ??? :^) :^) :^) :^)
3. ra8enforce ( 30/03/2009 18:13)
zavatra azo @ makarakara tsy maintsy mivoaka @ kilaodaoka e
4. Andribe ( 30/03/2009 18:45)
afaka atao risoriso ve zany kle sao de misy hanaovana bizina aloha meo spaaaaaapa ny bandy fa tsss :-D :-D :-D :-D :-D
5. molota ( 30/03/2009 19:24)
fut ana menaka "tiko" fotsiny vé leitsy no lokoiny ry TGVendrana dé lazainy fa tonga avy any AnosyB :-D :-D . dé 100 f no nidina t@ carburant dé dedakaB :-D :-D fa ny vary hono @ty erinadro ty! 4000 f à 6000f hono :!: :!: asaivo ataony 700 Ariary ra tena mahay ry lé Vendrana :-D :-D
6. molota ( 30/03/2009 19:30)
fut ana menaka "tiko" fotsiny vé leitsy no lokoiny ry TGVendrana dé lazainy fa tonga avy any AnosyB :-D :-D . dé 100 f no nidina t@ carburant dé dedakaB :-D :-D fa ny vary hono @ty erinadro ty! 4000 f à 6000f hono :!: :!: asaivo ataony 700 Ariary ra tena mahay ry lé Vendrana :-D :-D
7. zandikely ( 30/03/2009 19:44)
C'est du blabla, rien que du blabla
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0495