ka tsy misy
1. bazylou
(
31/03/2009 18:19)
irahrahai'izay tgv izao communaute international izao anie!!! na misy aza ny alika mivovov dia ny sarety mandeha ihany e!!!! :roll: :roll: :roll: :roll:
tgv, ok
tgv, ok
répondu par tovolahy007 le 01/04/2009 02:25
2. Andribe
(
31/03/2009 18:43)
nga lasa sarety le tgv kle afaka mijapy zany zay zao mahazo fananambe ahodina ny volambahoaka zao no milay =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. andrywui
(
31/03/2009 18:47)
vao makeo am rail eo elah de potsitr tanterak ry andribe ko lasa sarety tokoa
4. milamm
(
31/03/2009 18:59)
ary raha ny manampanahy toy itony http://www.religiousintelligence.co.uk/news/?NewsID=4163
5. tovolahy007
(
31/03/2009 20:03)
bazilo> Aza mba miteniteny foana fa mahamenatra. Mba avadiho im 7 aloha io lela io vao mitabataba fa tssss. I TRAIN aza mitomany mitsy mba hoe ho eken'ny fikambanambe iraisampirenena ny maha filoha azy de mba halefa @ zay ny fanampina ko iny ndray. Hoy ny filohanao hoe:" AO FA TENA TSY HO TANTANINAY TSARA NY VOLA FA ALEFASO NY FANMPIANA".hahahaha. Nga izany FIKAMBANANA IRAISAMPIRENENA IZANY KAPOSATY??? ka hoe afaka ampanaovina an'izay tianao atao ko??. tssss.
Ity ny rohy ra tsy mino enao fa mitomany mafy ny mba hanampian'ny CI azy ny TRAIN.
Madagascan president called for recognition from international community
http://news.xinhuanet.com/english/2009-03/31/content_11103094.htm
"There will be no money wasted in the government that I lead. And I assure you that the money used by the presidency will be reduced by half or more," Rajoelina said.
hahahaha, mba ekeo mo za mba hoe prezida de alefaso le fanampina fa manome toky anareo za fa tena ho atao tsara tantana mitsy le vola, marina anie zany ry CI e

6. bazylou
(
01/04/2009 00:07)
ka nyahy anie tsy lela may ka avadika impito e!!! nyanao no avadiho e!! sady rehefa tsy mahy metaphore dia akombony ny vava fa mahatsiravina
7. tafondro
(
01/04/2009 00:21)
Andrarao vovony kely raha may dia hitsahatra ny fangirifirina sy ny hangidin' ny fandraisan- teny ,ouz lé masna !!!
8. tovolahy007
(
01/04/2009 02:25)
baziloo a> iza isika no tokony hanakombona ny vavany ? Eny nisy diso frapy ny nosoratako fa ny anao tena diso be noho ny ny ahy satria AFA NO LAZAIN'NY VAVANAO NEFA AFA NO ATAON'NY PREZIDANAO. Ka iza no marina, ny anao sa ny an'ny TRAIN?. Tsy mila pamatsy vola ahoe e, nefa io ny ataon'ny folohanao. IZANY NY ANTONy NILAZAKO HOE MBA AVADIHO IM 7 NY LELA VAO MITENY FA TSY MIPETSOPETSONA FOTSINY EO. Io ny porofo ka asa na mahatsiro voatsindrona enao de mitady hanao ny tsy fanao. Tsy matahotra ko ny aty na kaposaty 1 000 000 aza fa tairo zay tairinao eo. Za io no manana porofo fa may endimboanjo ny filohanao, mila fanampiana avy any ivelany fa tsy araka izay lazainao velively. Avohay ny porofonao milaza fa tsy mila izany fanampina izany izy.