Mba hiova ve io saina io ???
1. Noue
(
01/04/2009 05:57)
Dia mahavariana kosa aloha ee ! ny olona rehefa nanao fahadisoana, niteraka figadrana mahintsiny, dia tokony mba misaina avy eo!!! mba diniho kely anie ity saina ratsy ataon'ny ireo gadra tafavoaka ee !! sa ve zao no vokany t@ tsy nahitana masoandro tany am-ponja tany??
teo aloha dia nolazain'ny Haute Autorité de TRAHISON oe tsy mahazo mitokona eny @ 13 Mai ny mpanara-dalàna, avy eo indray ka dongin'ireo goaika lahy gadra ireo Ambohijatovo satria ozy zareo oe
Ireo gadra pôlitika noafahana ihany koa dia nanambara mazava fa tsy hanome ho an’ny hafa intsony ny kianjan’ny demokrasia
tena zany ve no atao oe democratie??
teo aloha dia nolazain'ny Haute Autorité de TRAHISON oe tsy mahazo mitokona eny @ 13 Mai ny mpanara-dalàna, avy eo indray ka dongin'ireo goaika lahy gadra ireo Ambohijatovo satria ozy zareo oe
Ireo gadra pôlitika noafahana ihany koa dia nanambara mazava fa tsy hanome ho an’ny hafa intsony ny kianjan’ny demokrasia
tena zany ve no atao oe democratie??
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:51
2. yuka
(
01/04/2009 06:02)
zay ny demokrasia amizareo e :D hafa kely anie ity fanjakana vaovao ity e! :D
3. tsiafoi1
(
01/04/2009 06:12)
Ao anatin'ny stratégie daolo zao mba hamotehana ny fitakiam-bahoaka ny famerenana ny ara-dàlana, kanefa mety tsy ho ampoiziny fa ireo gadra afaka ireo ihany no hidongy ny sezan'ny HAT rehefa kelikely. De ho hita eto moa e.
4. nalison
(
01/04/2009 06:25)
efa nahazo ny 13mai manomboka anio ny ara-dalana
nomen'ny polisy alalana .aleo kosa miaro ny vahoaka indray ry zaero
fa raha miandry an'ireo dia otran'ny miandry fonja zany ny fiheritreretana azy
nomen'ny polisy alalana .aleo kosa miaro ny vahoaka indray ry zaero
fa raha miandry an'ireo dia otran'ny miandry fonja zany ny fiheritreretana azy
5. milamm
(
01/04/2009 07:03)
noafahana tokoa ireo gadra tsy voamarina ny momba azy, iza tokoa no mahalala sao mba hanasoa tanindrazana araky ny fihevitr'i Andry izy ireo de ny olompirenena tsotra rehetra gejaina ny zo-ny no ampirohorohoana @ basy sy olomeloka afaka miriaria @ tany ama-monina,raha tany anaty tantara fialam-boly no nahitako izao tranga izao dia azo natsoina hoe " Ireo tsy tan-dalàna sy ny fanjakana" angambany no loha-teniny
6. maronibe2
(
01/04/2009 07:35)
Matoa ireo voagadra dia nandika lalàna ny tany sy ny fanjakana,izao indray anefa lasa tsy diso izy eo anatrehan'ireto mpanongam-panjakana satria izireo aza tsy nanara dalàna fa nanongam-panjakana na nadrombam-pahefana,noho izany dia jiolahy samy tafaraka ka tsy maintsy mifanohatohan-tsy ho lavo.....,tadidio fa tsy nisy gadra pôlitika izany teto Madagasikara fa resaka sy lainga daholo no afafy, Ry VONINAHITSY chèque 100provisions ,ry Pety halatra fiara ry Fidy tentetive de meurtre ,ry COUTITI famonoan'olona tany NOSY BE 2002 sns... izany rehetra izany dia midika fa tsy misy resaka pôlitika na fanehoan-kevitra no nampigadra ireo fa zava -dratsy teo amin'ny fiaraha-monina.
7. xxx
(
01/04/2009 09:23)
Ilay mba hoe Haute Autorité nanome ny famotsoran-keloka aza moa tsy ara-dalàna sady tsy misy mi-reconnaitre azy eto ambonin`ny tany , ny dikan`izany , ilay famotsoran-keloka mihitsy izany no tsy ara-dalana sady tsy misy vidiny fa ohatran`ny hoe Gadra nitsoaka no fijery an`ireo , mbola azo averina any am-ponja zany ry zalahy ireto rehefa miverina amin`ny laoniny ny zava-drehetra , satria na tiana na tsy tiana , na inona fieboebon`ny Tetezamita amin`izao fotoana izao , dia tsy ara-dalana foana izy aloha hatreto ary ny zavatra rehetra izay ataony dia tsy manan-kery araky ny lalana . Miezaka mandresy lahatra n`aiza n`aiza fa tsy misy mihaino satria mihevitra ny olona ho kentrina sy vendrana angamba . Zao indray dia mihevitra ny hanao Assise sans Ra8 ? hihih tena mampiomehy mihitsy . Mihevitra angamba ry zalahy fa vitan`ny barofo sy ny fampitahorana daolo ny zavatra rehetra ka io koa i Pety fa miteny hoe " An`nedala Ambohijatovo fa tsy azon`ny hafa hanaovana Meeting ? Tokony halefa eny Anjanamasina i leiry fa tsy Tsiafahy intsony . Teto ambonin`ny tany , mbola tsy nisy Mpitarika nandray fitondrana amin`ny alalan`ny herisetra ( ohatra CAPSAT ) ka nateza teo amin`ny toerany dia omeko ohatra anankiroa ( HITLER , MUSSOLINI , STALINE , ...) .
8. fijo
(
01/04/2009 20:51)
tena tsy voahevitra mihintsy ny fahasimbana entin'ity tgv ity,raha atao hoe tsy misaina toa tsy marina,satria mba hita ny vitany.fa dia tena mahagaga
