Tsy misy homme d'Etat teto fa homme de pouvoir avokoa!
1. lemenakely (
31/03/2009 19:57)
Tsy nisy olom-panjakàna nitondra teto MADAGASIKARA fa olom-pahefana, na io FANJAKANA io aza tsy mbola nisy ka tsy tokony hanangana trano mihintsy aloha raha ny fototra aza tsy eo :?: