Ny lalàna natao ho an'rehetra
1. Noue
(
31/03/2009 13:45)
ozy Organés
Le ministre de la Sécurité de la HAT, Organés Rakotomihantarizaka, a fait savoir à la presse que dorénavant, toute manifestation nécessitait une autorisation de la CUA. Il avertit les organisateurs des manifestations qu’ils sont responsables devant la loi en cas de débordement ou d’actes de vandalisme ou d’atteinte à l’intégrité des personnes ou aux biens privés ou publics
dia nisy namaly oe
Suite à l’annonce de M.Organés Rakotomihantarizaka sur la responsabilité des organisateurs de manifestations, un politicien lui répond : « dans ce cas M.Organés, vous devez procéder à la mise en détention immédiate d’Andry Rajoelina et de ses vassaux pour les 110 personnes tuées et les incendies lors des émeutes initiées par les manifestations du 26 janvier, puisque devant la loi ils sont responsables »
ka hoy aho oe nahoana no tsy ho an'ny rehetra ny lalàna?? sa ve ny zavatra niseho rehetra ireny tsy voakasika ry tgvendrana sy ny ekipany ???

novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:19
2. Oay
(
31/03/2009 13:54)
Noue atsoy i dada d asaivo tsarainy any ilay Andry Rajoelina io!
Raha tsy izany d manaova attentat suicide d apohay any ny HAT! fa efa nofanin'i dada ho fanatika sy mpametraka baomba ihany ianareo.
Sady raha manao an'izany Noue d izay ambikambiny @ Noue d alaina d alevina eny @ fasan'ny mahery fo satria izahay koa efa leo korontana.

3. ifiona
(
31/03/2009 14:00)
za zany zao dia mila miteny mihitsy hoe manjary tsisy dikany sisa ny zavatra lazain'i Oay, mba milaza ny tsy mety ataon'ny régime tgv izahay fa tsy miaro an'i "Dada" akory, dia ny azy fanaratsiana an'i ravalo ihany no mba hainy atao
tsy ny eson-teninao akory ry Oay no "hampiakatra" ny adihevitra toy ny filazanao azy
ankoatr'izay dia amiko ndray aloha dia tena efa tsisy mandeha amin'ny laoniny mihitsy ty tantara ty satria ry tgv navela nandeha teo @ 13 mai teo nandritra ny 3 volana, tsy nanaovana tantara lava be, nefa ty raha vao ny pro ravalo no manao manif dia raràna sy tifirina.

4. Oay
(
31/03/2009 14:09)
Ka ilay izy ry ifiona d mandreraka satria mifampiantsy ady a!
Efa lazaiko hoe "maninn raha miady hevitra eny ambony latabatra aloha wa fa mba samy nomen'Andriamanitra saina" d rehefa manao didy ny be sandry ry TGV d midina andalambe fa tsy tonga d hoe satria nidina andalambe ry TGV d hidina andalambe koa izahay.
Raha ohatra moa ka nidina andalambe koa ny Aretimandoza t@ 2002 d ahoana ny niafarantsika.
D izay no mampalahelo an'i Oay ka mahatonga anzy manao eson-teny satria marary anazy ilay Tanindrazany ka ialako tsiny raha toa ka mampidina an'ilay dinika ilay izy.
Ary ho an'i Noue mbola averiko fa tsy ny fitadiavanao vao² atsy sy aro no vahaolana fa ny fifampidinihana eny ambony latabatra.
Tsarovy ry Noue fa na ny TGV aza d misy mitady hevitra hanilihana an'ireo goaika antitra ireo fa tsy vita izany raha tsy ny hery rehetra misy eto @ firenenana no miaraka manao anazy!
Mbola averiko ny fialatsiny raha ohatrany nampidina an'ilay ady hevitra ny nataoko.

5. Mirananirina
(
31/03/2009 14:24)
Ka ny tgv tsy manara-dalàna indray no mitady anao lalàna dia hanaiky ve ny vahoaka.
6. Oay
(
31/03/2009 14:33)
Mirananirina:
Ka ny tgv tsy manara-dalàna indray no mitady anao lalàna dia hanaiky ve ny vahoaka.
Mirananirina a! miteny anao aho fa olona tsy matahotra an'Andriamanitra ireo mpanao politika ireo ka raha ny lohan'ireo d tsy misy irarahiany an'izay maty any,
Marina tsy hiadiana hevitra fa tsy aradalana ny fakana fanjakana nataon'ny TGV fa efa izy izao no hoe ary aleo tsorina fa misy @ izy ireo d efa vonona ny @ hisian'ny rà mandriaka eto Madagasikara ka amiko mbola averiko hoe:"Aleo aloha miady hevitra eny ambony latabatra d rehefa manao ny didy ny be sandry ry zareo d midina andalambe fa manohana anareo i Oay na d tsy midina eny aza!"
9. Noue
(
31/03/2009 16:25)
ilay izy anie ry Oay tsy kestion oe manohana fotsiny eee ! fa mba midinika ny zava-marina!! dia rariny ve oe manao ny ataony ry zareo tsisy koi fa rehefa ny hafa dia haninona ???
10. Mirananirina
(
31/03/2009 16:46)
Mirananirina a! miteny anao aho fa olona tsy matahotra an'Andriamanitra ireo mpanao politika ireo ka raha ny lohan'ireo d tsy misy irarahiany an'izay maty any,
Marina tsy hiadiana hevitra fa tsy aradalana ny fakana fanjakana nataon'ny TGV fa efa izy izao no hoe ary aleo tsorina fa misy @ izy ireo d efa vonona ny @ hisian'ny rà mandriaka eto Madagasikara ka amiko mbola averiko hoe:"Aleo aloha miady hevitra eny ambony latabatra d rehefa manao ny didy ny be sandry ry zareo d midina andalambe fa manohana anareo i Oay na d tsy midina eny aza!"
Oay a:Izaho aloha tsy hidina eny andalambe mihitsy amin'izao.Manohana ireo toa anao koa aho,ary miteny ny tsy rariny na tgv na Ra8.tsy maintsy misy tsikera daholo anie izay eo e.
toerana sy valifaty aloha ,izay vao Andriamanitra o,mifona e
11. Oay
(
31/03/2009 17:11)
D mitovy ny fijerintsika ry Mirananirina t@ iny klé!
Fa aleo ampiasaina ny saina raha mbola afaka manao izany toa izay adin'ny be sandry é!

12. fijo
(
31/03/2009 22:02)
ny tgv anie rehefa jerena toa ny zafy tamin'ny androny ihany e,tsy dia manana fahalala akory ,fa dia koposoroka be fotsiny
13. tsiafoi1
(
01/04/2009 07:16)
Koposoroka ihany ny an'ny be sandry kely saina koa. Fa ny tsy hainy de ny "Ny hery tsy mahaleo ny fanahy". Be fiavy ny hery fa mora ritra. De ny tantara moa ity mbola hitohy fa hitsimbadika indray ny baolina rehefa kelikely.
14. fijo
(
01/04/2009 21:19)
raha efa tafiditra kianja sy efa arovan'ny polisy izany aloha,tsy ela dia miala eo i tgv e