Toa mbola tsy teraka foana hoy aho le governemanta e. Tena maika nanendry olona tamin'ny fotoana nanakorontanana ny tanàna. Zao ry zalahy mitondra de toa tsy mahita izay hapetraka eo....
Sa mbola hiandry an-dry mon ami Perrot sy ra Tantely et compagnie? ireny anie ka efa mpiady sy efa zatra voky ka tsy hanaiky an-le teny filamatra hoe politikan'ny fitsitsiana no atao e. Sa tsy maintsy omena valin-kasasarana ny spons?
Za aloha zao defa mahita fa efa miala any sahady ny filaharam-bary zao. Tena mandroso marina ny tanàna satria miverina milaha-bary indray ra-Malagasy mpamokatra vary sady izay indray efa manomboka fararano ny andro. Mahagaga e?