Pastora vonoy fa ny GADRA no reharehan'i Madagasikara

1. penguin ( 31/03/2009 06:09)
Vao naverin'ny TVPlus ny sary nanaovan'ny CAPSAT ny lehiben'ny FJKM teny Antanimena. Nandà ilay miaramila CAPSAT hoe tsy nisy nampisotro amany ny Pastora nefa tratra teo amin'ny sary izy tenany nandray ny vozon'akanjon'ny Pastora sady nanositosika anaty fiara ary saika hamono fa mba nisy iray nisakana. Rehefa miteny hoe ataoko mihinann'ny amininy dia nampisotro no filaza izany na tsy nitarika hampisotro aza. Ny GADRA navoaka ireo tsy mbola afaka tanteraka ny saziny ary mangataka Amnistie ireo fa tsy GRACE ihany satria tsy mbola afaka tanteraka ny sazy. Ka olona mbola ao anatin'izany izao no malaza sy reharehan'i Madagasikara ary mahazo mamory olona fa ny Pastora mendrika azy ny ampihinanana ny amininy sy taritina amin'ny vozon'akanjony. Izay tsy tompon'ny hery mila mangiana.
novalian'i fanou14 ny 01/04/2009 07:24
2. karavasy ( 31/03/2009 06:24)
Efa fisaorana no natolotrirn'ny ben'ny fjkm an'ireo nitsinjaka sy faly tamin'ny nahazo azy koa inona moa fa aleo hanjaka ny tompon'ny hery. Izay kely hery aleo hinan'nem tsy mitapo-drano.
3. yuka ( 31/03/2009 06:55)
Zao no atao hoe fiainana fozaorana e!
Indrisy ry gasikarako :oops: :(
4. Mandefitra ( 31/03/2009 07:24)
fanjakana loham-boto, henatry ny olombelona hoy ny hiran i Mahaleo.
Ela ny ela fa tanteraka izy ty.
5. nyfitia ( 31/03/2009 07:40)
Salama tompoko
Anisan ny soatoavina niavahantsika manerana izao tontolo ny soatoavina malagasy saingy very ankehitriny sady tena mahamenatra; ny zava misy ,satria lasa ady an_trano ,ady seza adi _ pinoana , hevitro aleo mihavana fa tsy misy ahazo tombotsoa eto na andaniny na ankilany ;
6. Oay ( 31/03/2009 07:57)
Mila fanazavana ilay izy é!
1°Momba ny gadra politika d raha toa ka fanehoankevitra no nanagadrana anazy d azo atao ny namoaka anazy!
2°Momba an'i Coutity d mazava tsara fa "afaka nandà ny zavatra nampanaovin'i deba an'azy izy" noho izany rehefa nanantanteraka ireny asa ratsy rehetra ireny izy d mendrika anazy ny gadra ka tsy tokony navoaka.
3°Momba an'i Pastera d izao:
>>>Diso tafiditra t@ politika loatra ny FJKM satria izay anefa ny zavatra tian'ny filou Ravalomanana natao.Tadidio anie fa na ny samy FJKM aza tsy mifanaraka é!
D ilay miaramila iny tsy nety ny nataony fa kosa tsy voafehiny ny fihetsikin'ny fony satria iza moa no tsy nahalala fa ny antony tsy naneken'i Marc Ravalomanana ny voloavolankevitra natolotrin'ny FFKM anie d satria fantany fa miaro an'azy ny FJKM na inn nataony na inn satria tadidio fa milliard anie ny vola nomen'i Marc Ravalomanana ny FJKM é!
D izany rehetra izany efa fantatrin'ny olona d efa tsy zakan'ny olona ka nanararaotra ny sasany nanaovana zavatra tsy nety t@ pasitera.
Tadidio fa ilay miaramila iray anie nanao ny tsy nety fa ny iray niharo izany hoe sahala ny isa!
NY lesona d tokony tsy hisy mpanao politika anatin'ny biraompiangonana @ izay d tsy misy fiangarana ataon'ny fiangonana.
7. xxx ( 31/03/2009 09:00)
De ahoana ho i SOANJA am-zao? bedin'i SOANJA eo nareo mikitikitika ny fitondrana efa tafapetraka tsara io an. Tsy jiolahim-boto zany io fa nitaky ny rariny.
8. fanou14 ( 01/04/2009 07:24)
ka ny pastora nareo angeha lay mpaminany sandoka zao e? dia oh zay koa ny ra8 nareo satria ra tena mpivavaka tsy mampiasa fanafody hitazonana fahefana sy ny voninahitra .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4367