Vao maomboka de tendan-kanina be
1. saranga
(
30/03/2009 08:26)
Vao herinandro ve nama no ministre ry zalahy reo die efa tendan-kanina be. Fantatrareo ve fa nisy vadina ministre TGV naka 12 millions Ariary tany amin'ny banky iray tsy tononiko dia tsy nomen'ilay banky de nivazavaza madamo le ministre. De ny ministre du tourisme ve nama de manao forcing ny opérateur touristique fa mila vola hampandehanana ny ministera de forcing be fa raha tsy manome 15 millions Ariary ny opérateurs touristiques iray die hidina. Zany ve ny TGV sa hoe Tiako Giazana ny Vahoaka
novalian'i irihat ny 30/03/2009 13:50
2. KALACK
(
30/03/2009 08:28)
Asio source mazava r akamak fa sao d mb fanosorampotk ol fotsin zan asio anle oe "jereo eto" farafh ratsin mb gazety kely milaz anzan , fa ra ts zan d mpanely tsah toi
3. hery
(
30/03/2009 09:07)
Tsy voatery hiseho @ gazety daholo sy internet daholo ny zavatra mitranga ry KALACK ka tsy voatery hisy jereo eto a. :-)
Raha olona tsotra na izy mihitsy no voan'izany dia ahoana?
Sady ahoana moa no hahasahiana miteny an'izany any amin'ny gazety? Te hofaizin'ny CAPSAT?
Teneno daholo izay tsy rariny manjo ny vahoaka...
Raha olona tsotra na izy mihitsy no voan'izany dia ahoana?
Sady ahoana moa no hahasahiana miteny an'izany any amin'ny gazety? Te hofaizin'ny CAPSAT?
Teneno daholo izay tsy rariny manjo ny vahoaka...
4. KALACK
(
30/03/2009 09:12)
De hilaza ze ts rariny fopla rehetr mba ampisy sira ny hatezerambahoak nef ts marn zan ny eto ??, zay ve no mety sa ny porof mivaingana satri ko ts fahavoazan 'olontokana io fa ten Bank sy opérateurs touristiques no lazalazain fahatan tsis porofo eto ,
5. rabingogilabanga
(
30/03/2009 09:42)
hery:
Tsy voatery hiseho @ gazety daholo sy internet daholo ny zavatra mitranga ry KALACK ka tsy voatery hisy jereo eto a.
Raha olona tsotra na izy mihitsy no voan'izany dia ahoana?
Sady ahoana moa no hahasahiana miteny an'izany any amin'ny gazety? Te hofaizin'ny CAPSAT?
Teneno daholo izay tsy rariny manjo ny vahoaka...
@ maha-mpiandraikitra an'i HERY,dia tsy mety izao zavatra lazainao izao.
Raha Hilaza aho Fa nahazo nahazo 5millions t@ Ravalo i Hery mba hanankorontanany eto @ serasera,
Nefa tsy misy porofo aho, Hisy zavatra ho vanona ve eto ?
de samy hiteny izay nofinofiny izany
Il vaut mieux hasarder de sauver un coupable que de condamner un innocent. Il vaut mieux hasarder de sauver un coupable que de condamner un innocent. "Voltaire"
dans la doute abstiens toi. allemand
rehefa tsy misy porofo, aleo ajanona
Rehef
6. xxx
(
30/03/2009 09:52)
mazava hoazy fa ny mpomba an'i tgv @ izao dia ireo vitsy an'isa manana havana akaiky nahazo toerana na tombotsoa manokana ka dia miaro mafy an'i tgv,
8. andrywui
(
30/03/2009 11:57)
Voa be i Hery atsy de tsary sahy namaly koa !!! aiza ko oe aleo alefa eto daholo ze vaovao rehetra anganom-baviantitra rehetra vetsovetsoin-dry lerony ny halina tao de ho entina eto hanakorotanana lohambahoaka efa misavoritaka io
10. moi
(
30/03/2009 13:30)
ny marina matetika tsy inoana, fa ny tsy marina no mora inoana.
Raha pro TGV zao dia mahita hoe Aiza kosa ? Nefa indrisy fa Ra8 mety ho tsara fa tsy miantoka izany hoe tsara koa ny manodidina azy !
Raha pro TGV zao dia mahita hoe Aiza kosa ? Nefa indrisy fa Ra8 mety ho tsara fa tsy miantoka izany hoe tsara koa ny manodidina azy !
