Andry Rajoelina a poussé Marc Ravalomanana à la démission
1. Mirananirina
(
30/03/2009 10:55)
il doit à son tour affronter la pression de la rue .
répondu par fijo le 31/03/2009 22:51
2. ifiona
(
30/03/2009 11:06)
slt daol
ny pression de rue eo ihany, fa ny tena nampahomby an'ilay tetik'i tgv anie dia ireo miaramila "qui ont pris parti" e. Zao nefa hita be fa tsy ny hiaro ny vahoaka mihitsy no tanjon'ireto miaramila, jere ireto izy fa mitifitra olona fotsiny nefa 1) tsy zone rouge 2) ireo ihany ireo miaramila nitifitra t@ 7 février, mode opératoire mitovy
koa tsy rariny ve izahay no mangataka fanampiana avy any ivelany sisa (ex: onu) satria rehefa tsy azo atokisana ntsony ny miaramila d'efa tena grave zay

3. sadeky
(
30/03/2009 11:11)
ireo ihany no nitifitra t@ 7fevrier mazava hoazy,misy fanambarana ataony tafika ce soir
4. Mirananirina
(
30/03/2009 11:14)
tsy zone rouge 2) ireo ihany ireo miaramila nitifitra t@ 7 février, mode opératoire mitovy
Ka izay no maha adala sy tsy misaina azy.Ireo MANOME BAIKO mihitsy no fositra amin'ity tantara ity.
Mba fantarareo moa fa SAMY MIARAMILA anie no MIADY amin'ity tantara ity e.Saingy mahery ireo akaiky ny filohaColonel mibaiko général sns...........
5. Mirananirina
(
30/03/2009 11:19)
ireo ihany no nitifitra t@ 7fevrier mazava hoazy,misy fanambarana ataony tafika ce soir
Sur izany ve ianao???????????Betsaka anie ny miaramila e,ny vaovao sasany aza milaza fa misy polisy koa.
6. rabingogilabanga
(
30/03/2009 11:26)
mirana:
Andry Rajoelina a poussé Marc Ravalomanana à la démission
Si un Président cède à la pression, alors qu'il est sûr d'avoir le peuple derrière lui, il ne mérite pas d'être à la tête de la nation.
Que le Tim manifeste, c'est leur droit, et je serai même avec eux, je les encourage, ne serait ce que pour empêcher TGV de devenir Dictateur à son tour, IL NOUS FAUT UNE OPPOSITION FORTE, pour le bien de la democratie.
ifiona:
ny pression de rue eo ihany, fa ny tena nampahomby an'ilay tetik'i tgv anie dia ireo miaramila "qui ont pris parti" e. Zao nefa hita be fa tsy ny hiaro ny vahoaka mihitsy no tanjon'ireto miaramila, jere ireto izy fa mitifitra olona fotsiny nefa 1) tsy zone rouge 2) ireo ihany ireo miaramila nitifitra t@ 7 février, mode opératoire mitovy
koa tsy rariny ve izahay no mangataka fanampiana avy any ivelany sisa (ex: onu) satria rehefa tsy azo atokisana ntsony ny miaramila d'efa tena grave zay
Tsy misy sahy hihambo ho manana ny vahoaka irery.
Enkena manana ny vahoaka i Ravalo, Manana ny vahoaka koa i TGV, aoka samy haneho ny heviny ampilaminana. samy nahavory vahoaka ireo.
Fa raha olona iray kosa (I ravalo) , no hanimba ny firaisankinan'ny Miaramila. dia aleo handeha Ravalo toy izay ny miaramila. entre un individu et une institution, choisissons toujours l'institution.
Satria ny SADEC mandalo ihany, tsy hisy SADEC eto mandavataona, Ary dia rehefa lasa ireo ka tsy misy miaramila isika , dia na i comores aza afaka manafika tsara antsika
7. ifiona
(
30/03/2009 11:32)
firaisan-kinan'ireo miaramila amin'ny ratsy ve dia mbola hotohanana e? rehefa samy nahita izao fa ny mitifitra olona no mba hainy??
ilay resaka samy manana ny vahoakany ndray, dia aleo ny fifidianana no hilaza azy. Moramora mantsy ny mampitaha hoe tatsy be olona e, fa raha io foana no atao dia tsy mety ho tapitra mihitsy izy ty. Ka aleo zay voafidy no hajaina, na tsy mifanaraka @ hevitsika aza, fa hajaina satria manaja ny safidin'ny maro an'isa, fa izany no demokrasia.

8. sadeky
(
30/03/2009 11:32)
I RABINGO KOSA ALOHA EFA LASA PROF E ,TOHIZO LESY FA IZAHYA ANGA HIENO AN ELA EO,COLONEL VE NO HIBAIKO NY FIRENENA,EFA LASA I RA8 TOA VAO MAIKA MIKORONTANA IHANY E
10. rabingogilabanga
(
30/03/2009 11:44)
ilay resaka samy manana ny vahoakany ndray, dia aleo ny fifidianana no hilaza azy. Moramora mantsy ny mampitaha hoe tatsy be olona e, fa raha io foana no atao dia tsy mety ho tapitra mihitsy izy ty. Ka aleo zay voafidy no hajaina, na tsy mifanaraka @ hevitsika aza, fa hajaina satria manaja ny safidin'ny maro an'isa, fa izany no demokrasia.
io indrindra no tokony hotohanantsika ry Ifiona, fa aza asiana resaka miaramila ratsy izany, miaramilantsika ireo.
Tadidio fa efa saika ratsy ny t@ 2002, satria betsaka ny miaramila maty (affaire NSOAP), nisy ny pro-ratsiraka, nisy ny pro-ravalo. Izao izy tsy nivaky, ary nanao fanambarana firaisankina c'est bien.
Ny olana fotsiny depuis samedi, toa tsy manainky assise sy surtout election indray ny TIM.
Raha hoe tokony handray anjara @ assise ravalo, na @ election tsy olana. Fa tsy tokony ho i Ratsiraka, na I ravalo, na I TGV akory intsony no hitantana ny election
Ary tsy tokony ho president intsony koa ireo olona ireo, fa iny moa ny urne no hilaza an'iny
11. sadeky
(
30/03/2009 11:52)
omeo ny militaire ny pouvoir dia asiana ny assise national miaraka an'i ra8 sy ratsiraka ary ry tgv
dia election rapide e ,saingy mbola betsaka ny matahoatra mazava hoazy

12. ifiona
(
30/03/2009 11:57)
za aloha dia tsy d'accord mihitsy hoe "ireo ny miaramilantsika ka atao ahoana zany fa dia ekena fotsiny"! NON! rehefa ratsy dia ratsy fa tsy mody amboarimboarina hoe koa inona ary!
satria raha io no ekena, dia rehefa ho avy ry zareo hamono olona any an tranony dia mbola eo nareo manao hoe: ka zay ilay firaisan-kinan'ireo miaramila moa ka dia zay no hananantsika...
dia rehefa iny koa ry zareo any aoriana any sanatria an'izany ka handeha hametaveta ny anabavin-lisany dia mbola hampiono-tena ihany ve lisany hoe: ka atao ahoana ary moa fa ireo no mba hananantsika!
non. Rehefa ratsy dia tsy mila arovana ntsony, ary efa hitam-poko hitam-pirenena izao ny ratsy ataony, eo ny video, eo ny témoignage.

13. Mirananirina
(
30/03/2009 12:09)
Si un Président cède à la pression, alors qu'il est sûr d'avoir le peuple derrière lui, il ne mérite pas d'être à la tête de la nation.
Araka ny hevitrao,iza ary no be mpanaraka kokoa????????????????tgv sa Ra8,sa vato fotsy???????????
14. Mirananirina
(
30/03/2009 12:13)
[quote]firaisan-kinan'ireo miaramila amin'ny ratsy ve dia mbola hotohanana e? rehefa samy nahita izao fa ny mitifitra olona no mba hainy??[/quote
Ka misy maromaro anie ny miaramila e,ireto capsat manao ny tsy fanao,lazaiko anao fa misy général izay aho dia tapenana ny vava tsy hiteny satria tsy manaraka ny tenenin'ireo mpitondra,dia na lieutenant aza mibaiko azy.

15. yvaj
(
30/03/2009 12:15)
Omena ny Miaramila ahoana ary?
Enao ve ahoana e, ny miaramila efa hita fa pro tgv kou.
Unite independant mits no ilaina hikara2 ny fifidianana ary tokny atao haingana de milamina nyolona afaka maneho ny heviny tsara e.

16. Mirananirina
(
30/03/2009 12:17)
EO,COLONEL VE NO HIBAIKO NY FIRENENA,EFA LASA I RA8 TOA VAO MAIKA MIKORONTANA IHANY E
Mivadika ny rasa e,ny vatatay ihany izao no tsy mahazo mibaiko ao fa ny sisa a.........lieutenant mibaiko général 8O 8O 8O .
Misy capitaine izay ao,manome baiko commandat,handefa miaramila hanafika sssssssssssss,tsy rariny
17. Mirananirina
(
30/03/2009 12:19)
Omena ny Miaramila ahoana ary?
Enao ve ahoana e, ny miaramila efa hita fa pro tgv kou.
Ny 6 % ny miaramila ka.Ny sisa tsy miditra politika.
18. pitchou
(
30/03/2009 12:30)
za ndray d tsy mampaninona ahy na tgv aza no manomana ny fifidianana fa kosa tsy mahazo milatsaka ho fidina izy (araka ny teniny ihany io) ary tsy mila ra8 manomana ny fifidianana koa eo fa mpangala-bato iny (aza tezitra aloha ifiona fa marina izany! mpianatra nahafatra-po an-dRatsiraka iny fa nony nahita tsirony d mody hoy a hoy)
ary d bulletin unique mba hampihena ny fangalaram-bato. Eny e! mbola hanao propagandy any ambanivohitra lavitra any indray ny sasany hoe ze mitondre le takelaka mivoaka d mahazo 5OO ariary otran'ny mahazatra! fa tsy flagrant intsony ilay hoe le bulletin tsara endrika indrindra no arotsahy fa le ratsy endrika aleo vidinay ataonay souvenir (tena marina izany an)
fa ilay hitondra ny valiny aty sisa no olana! betsaka manko ny tarehi-marika no niova eny an-dalana !

19. andrywui
(
30/03/2009 12:32)
Matokisa ny miaramila ry Mirananirina fa Tandroka aron'ny vozon'ny Malagasy cireo a!! Efa tafahoatra ny nataondravalo ny Miramila matoa ry zalahy tsy nety tsony taminy !! ohtra: efa nalaza mits zan miaramila rovitra pataloha zany tamin ravalo , tsy omeny sakafo nefa consigné foana !! ny karama tao am miaramila ?? aleo tsy tenenina sao vao maika lagy eo ry lerony !! ny rangers ,tenue ,kasikety , samy efa korofaka daolo ! nefa ny an'ny Police 160.000ar ny farany ambany , mbol miampy bedebe io !!!
20. rabingogilabanga
(
30/03/2009 12:33)
dia rehefa iny koa ry zareo any aoriana any sanatria an'izany ka handeha hametaveta ny anabavin-lisany dia mbola hampiono-tena ihany ve lisany hoe: ka atao ahoana ary moa fa ireo no mba hananantsika!
Tu es devenu parano, ary onde negatif be ny ao aminao ry ifiona, il faut que tu expurge ça. Taiza nisy miaramila nametaveta ny anabavin'ny sasany, sa foronin'ny eritreritrao fotsiny
Ny hoe rehefa ratsy dia ratsy, dia d'accord aminao sur le principe, satria principe tokoa io, donc valable @ tranga rehetra n'a tsy resaka miaramila aza. SAINGY IZA NO HILAZA HOE RATSYIZAO, Tsara izao, izaho, ianao? . rehefa nitifitra izy t@ 07/02/09 dia lazain'ny sasany fa tsara iny. Izao nitifitra izy, saingy tsy nisy maty dia lazaina fa ratsy.
Mivadika ny rasa e,ny vatatay ihany izao no tsy mahazo mibaiko ao fa ny sisa a.........lieutenant mibaiko général .
Misy capitaine izay ao,manome baiko commandat,handefa miaramila hanafika sssssssssssss,tsy rariny
Tonga teny @ CAPSAT ireo general ireo nifampihavana t@ ireo miaramila nolazaina fa mutin, tsy nisy nanery azy.
Ary misy miaramila general efa retraité, tsy manana obligation de reserve intsony, nefa tsy mi-critique ireo mutin mihintsy. I ramakavelo aza moa dia manome rariny azy ireo.
LAZAIKO AMINAO FA SUR LE FOND TOFOKA @ RAVALO NY MIARAMILA (Afaaire NSOAP, LIMOGEAOGE NA CEMGAM à repetition, FAMPIDINANAN GRADE, Affaire JEAN MARC COUMBA, etc...)
NY FORME no tsy maha-d'accord ny miaramila rehetra (ny fihetsika teny antanimena), fa ny fond kosa dia d'accord daholo @ hi-contrer-na na hi-ecarter an'i RAVALO NY rehetra.