Andry Rajoelina a poussé Marc Ravalomanana à la démission

21. pitchou ( 30/03/2009 12:47)
LAZAIKO AMINAO FA SUR LE FOND TOFOKA @ RAVALO NY MIARAMILA (Afaaire NSOAP, LIMOGEAOGE NA CEMGAM à repetition, FAMPIDINANAN GRADE, Affaire JEAN MARC COUMBA, etc...)

NY FORME no tsy maha-d'accord ny miaramila rehetra (ny fihetsika teny antanimena), fa ny fond kosa dia d'accord daholo @ hi-contrer-na na hi-ecarter an'i RAVALO NY rehetra.


miaramila maditra! tsy tan-dalàna! efa we ra8 no sefony, patron-ny, mpanjakany, tompony ... mbola miseho mikomy ihany! voararan'ny soratra masina izany tsy mankato ny tompony izany ny mpanompo! ho very any @ afobe!
22. sadeky ( 30/03/2009 12:52)
capsat miandry fitsarana azy tsy ho ela ary miaramila tokony tsy hanao politika
23. pitchou ( 30/03/2009 12:54)
aiza klo le tribonaly militera d iza ho mpitsara ao fa hanahirana ity! ndrao d ry vatany isany ndray
24. Mirananirina ( 30/03/2009 12:56)
LAZAIKO AMINAO FA SUR LE FOND TOFOKA @ RAVALO NY MIARAMILA (Afaaire NSOAP, LIMOGEAOGE NA CEMGAM à repetition, FAMPIDINANAN GRADE, Affaire JEAN MARC COUMBA, etc...)[/quot
Io aloha dia marina mihitsy e.Ary tamin'ny fitondrany Ra8 no nanomboka io.
Satria ny talohany Ratsiraka miaramila,dia namaly faty izy.Io tsy hiarovako andra8 aloha.[quote]Matokisa ny miaramila ry Mirananirina fa Tandroka aron'ny vozon'ny Malagasy cireo a!! Efa tafahoatra ny nataondravalo ny Miramila matoa ry zalahy tsy nety tsony taminy

Marina mihitsy aloha io e.Satria Ratsiraka miaramila,dia Ra8 civil,dia nankahala miaramila izy tamin'ny fitondrany.Tsy omena tsiny raha be ny tsy tia azy.Possible 90%.
25. andrywui ( 30/03/2009 13:07)
Ny fanaovana ankilabao ny miaramila direct no tena tsy hisian'ny chance ho an'i Ravalo intsony :: natao hitabe sy navoaka gazety fa akarina toy izao ny karaman'ny Polisy hakarina koa ny an'ny Gendarme !! de le miaramila niaritra tsy nihetsika kely teo amlé 78.000ar foan ny vatany ! rah tsy diso aho ! ny police anefa tafakatra 240.000ar ny farany ambany , toy izay koa ny Gendarmes, de ny raison nentin'i Ravalo tamzany de hoe amzay reo police tsika reo tsy mi tenter hanao kolikoly tsony ref ambony ny karamany !!
26. pitchou ( 30/03/2009 13:07)
:{ :{ :{ a a a! tsy resaka ra8 sivily io! fa resaka hambo-po!
ra8 anie vô teny @ 13 mai t@ 2002 d efa nampiseho ny tsy firaharahiany miaramila sy tsy fahatokisany azy e! raha tsy izany tsy ho Jean Marc sy ny rezimasakany no mpiaro azy (le ZanMarik iny ko klo nahazo ny sahaza azy fa miseho ho dadany e! au lieu d le Marik no alehan'ny olona teny d i Zan Marik! rehefa mandalo le Marik kay le olona mihorakoraka reto le Zan Marik no orakorahany sy tehafany!!! :p )! prezidan'ny FJKMarc izy ka mahalala tsara zay voalaza we tongava aminao araka izay irinao! d vô nisy korontana d au lieu d namboatra ny miaramila izy mbola naleony indray naka an-dry mercies isany tany ko aiza no hipasy mihitsyt ny courant?
27. Oay ( 30/03/2009 13:08)
Ary rabingongilabanga zany tena manankabara klé!
Tsy zakan'ny fanatika izao fanazavanareo izao ry rabingo... fa ny anazy d ny hoe: "ahoana no hantanterahana ny baikon'i dada @ fametrahana baomba no anaovany adisanina"
Tsy mila filaminana izany an!
Tsy mety mino mihintsy hoe i dada anie ka nandovan'ny AREMA @ fangalarambato mandritra ny fifidianana.
Tsy mety mino mihintsy hoe "Ka loko tokana ani ny antenimierampirenena ka na inn fitarainana atao ao na inn d tsy maintsy dada no enoina satria sady mpiasan'i dada ireo solombavambahoaka no olomboavidy.
28. ifiona ( 30/03/2009 13:08)
rabingogilabanga:

Tu es devenu parano, ary onde negatif be ny ao aminao ry ifiona, il faut que tu expurge ça. Taiza nisy miaramila nametaveta ny anabavin'ny sasany, sa foronin'ny eritreritrao fotsiny


ooh enao ve tsy maharaka fa @ tantaran'izao tontolo izao dia misy tokoa ireo miafina ambadikin'ny hoe miaramila aho sns, nefa manao asa ratsy be tahak'izany? tsy arakao angaha ohatra ity http://www.algeria-watch.org/fr/article/tribune/souaidia_arme_guerre.htm . bien sur, ni-exagéré-ko aloha ilay izy eto satria ny miaramila malagasy tsy manao an'izany ary enga anie mba tsy hanao an'izany, fa aoka tsy hitapimaso isika fa raha io no avela eo dia ataony zay tiny ary tsy ho fantany ntsony zay tsara sy ratsy eo

rabingogilabanga:

Ny hoe rehefa ratsy dia ratsy, dia d'accord aminao sur le principe, satria principe tokoa io, donc valable @ tranga rehetra n'a tsy resaka miaramila aza. SAINGY IZA NO HILAZA HOE RATSYIZAO, Tsara izao, izaho, ianao? . rehefa nitifitra izy t@ 07/02/09 dia lazain'ny sasany fa tsara iny. Izao nitifitra izy, saingy tsy nisy maty dia lazaina fa ratsy.


tsia, amiko ireo olona nitifitra t@ 28 mars ireo ihany no nitifitra t@ 7 février (nojerenao ve ilay video mampiseho ireo miaramila manenjika ireo olona hatrany ambohijatovo, dia natosin'ilay miaramila iray mafy ilay ramatoa); ary lainga zany hoe tsy nisy maty zany t@ 28, be tokoa ireo maty na dia mbola tsy nisy gazety namoaka aza. Efa be ireo mitaraina hoe fa dia nahoana loatra re no tsy misy miresaka ireo olona maty t@ sabotsy teo

29. Mirananirina ( 30/03/2009 13:10)
miaramila maditra! tsy tan-dalàna! efa we ra8 no sefony, patron-ny, mpanjakany, tompony ... mbola miseho mikomy ihany! voararan'ny soratra masina izany tsy mankato ny tompony izany ny mpanompo! ho very any @ afobe!

Disoiko aloha ianao amin'izay.Au contraire aza Ra8 tsy tia miaramila satria Ratsiraka miaramila.
Ary aza ampidirina moa ny soratra masina azafady fa tsy misy voarara izany eo e.
capsat miandry fitsarana azy tsy ho ela ary miaramila tokony tsy hanao politika

Dia ahoana Ratsiraka?????????Betsaka tokoa ny miaramila tsy manao politika,fa aza matahotra ianao,sao heverinao fa capsat ihany ary!!!!!!
capsat=5% ny miaramila,nefa ao misy tsy manao politika koa.
30. pitchou ( 30/03/2009 13:16)
Disoiko aloha ianao amin'izay.Au contraire aza Ra8 tsy tia miaramila satria Ratsiraka miaramila.
Ary aza ampidirina moa ny soratra masina azafady fa tsy misy voarara izany eo e.

ka sô d mba mijery sy midinika miaraka @tsika ato nge le visyprezidan'ny ... iny e!
31. Mirananirina ( 30/03/2009 13:34)
ka sô d mba mijery sy midinika miaraka @tsika ato nge le visyprezidan'ny ... iny e!

Sur mihitsy aho....................Variana aminy politika re izy ka haninona ato e?
za ndray d tsy mampaninona ahy na tgv aza no manomana ny fifidianana fa kosa tsy mahazo milatsaka ho fidina izy (araka ny teniny ihany io) ary tsy mila ra8 manomana ny fifidianana
.Sur ve ianao fa tsy hilatsaka i tgv?Ny tena marina dia mila olona matotra sy vaovao ny firenena,d'accord aminao aho amin'io e.
32. andrywui ( 30/03/2009 14:12)
Manaike resy de milamina miandry fifidiannn oa nareo TIM reo , fa ho voatifitra be eny Ambohijatov sy Analakely eny eo vao oe zao ndray eéé zao ndray !! efa lazaina fa mba miandrasa tantana !! mafy loha !!
33. milamm ( 30/03/2009 14:18)
akory dolidoly ,tsy mahay firy ity resaka mivatravatra ity ny tenanay fa voakolikoly jiaby deba sy andry ,Kapisaty sy jeneraly akamany ndrianarijaona e sy fanomezana avy @ reny malalahttp://www.dabio.net/Nouveau-Putsch-francais-dans-les-iles-de-l-Ocean-Indien_a5047.html
34. KALACK ( 30/03/2009 14:21)
mlamm a ! inn ko ty jereo eto tsy misokatra ty ??
35. Noue ( 30/03/2009 16:42)
andrywui:

Manaike resy de milamina miandry fifidiannn oa nareo TIM reo , fa ho voatifitra be eny Ambohijatov sy Analakely eny eo vao oe zao ndray eéé zao ndray !! efa lazaina fa mba miandrasa tantana !! mafy loha !!
tsisy resy zany lesy aaa ! asaivo haroson'i tgv aingana aloha ny election dia @ io no ho hita oe iza no ho resy


36. milamm ( 31/03/2009 08:00)
kalack,jereo atsy (fiaraha monina = lohahevitra iza no tia tanindrazana?)
37. fijo ( 31/03/2009 22:51)
mahagaga fa i rabingo irery no mba itako mahitsy sy tsy mitongilana fijery eto????
izy irery no tena mijery sy mba milaza ny tena misy,fa tsy avy dia momba fotsiny ny atsy na ny ary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0571