tendakanina be izay afaka mividy satria nambinina

1. xxx ( 30/03/2009 10:50)
Manalà fo eto fa efa kely sisa , ny FONJA no miandry ny olona ratsy saina sy be fialonana ary tsy mahataty ny reussiten'ny hafa , tsy mahataty ny sasany mi-participer hanampiana ny sasany @ lalan'ny faha-tendakanina

Mahafantatra ny dikan'ny teny hoe asa fa tsy kabary ve ? ny anay karavasy fa tsy forum

Fantatro tsara ianao io :twisted:

novalian'i xxx ny 30/03/2009 10:58
2. xxx ( 30/03/2009 10:58)
Tsy navita nividy n'inoninona satria tsy misy afitsoka , na tratran'ny aretina tsy afaka mihinana menaka satria karazan'dry diabetika angaha !

dia mangasihasy sisa mitelindrora

Ilaozana mijery ny hafa mantsy ry lohambitsika dia mitapitapy ato sisa

Raha nahay ry tia dia mbà nividiana fa aza manao taty reraka sy manao clan-n'ny tranainy be kibo ilaozana mifosa olona fotsiny

Hiverenan'i capsaty ao indray fa izy any efa vonona be izay vao hoe " aza mikritika intsony ny mahatakatra fa aleo ry zareo hotendakanina

ilay kalakely matavy be efa obaise mampalahelo iny no tendakanina be tsy mahay mihinankanina , mampalahelo iry izy pitiééééééééééééé .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2344