ALAIN RAMAROSON ,inona marina no tadiaviny?

1. lemenakely ( 30/03/2009 12:33)
Tokony mbola tohizana foana ny barrage manerana an 'ANTANANARIVO hoy izy ,samy nahatadidy io teniny io angamba isika !

Izao indray tsy tokony handingana ny kianjan ny 13 mai hoy izy ny mpomba ny TIM ,na 1 metatra aza ,ohatran ny PROVOCATION ihany ny teniny

Inona marina aza no tena tadiavin ity RANAMANA ity
novalian'i ralevazou ny 01/04/2009 10:11
2. xxx ( 30/03/2009 12:41)
mitady raharaha ohatrani rainizafy lemena io, ary ahita fa avelao hiteniteny foana eo foana
3. xxx ( 30/03/2009 12:42)
kefa oe propriété privény io kou, nga nareo vahiny, ao hono izy no hanamboatra fasana, mitapitapy, tokony mividy tany @ze malalaka frantsay any izy refa tsy mahazo tany eto Mada intsony fa tsy ny tanim-panjakana akory no bodoany ao, nde ko za mba hiteny oe taniko Ambohitsorohitra fa miala ao TGVendrana
4. penguin ( 30/03/2009 12:47)
Efa mibaiko ny miaramila gasy izy ka mibotsina. Ny jeneraly gasy aza tsy hajain'ny miaramila gasy noho izy satria izany no fanabeazana azon'ny miaramila gasy. Izay moa no vokatry ny hoe havan'itsy sy fianakavian'itsy hampidirina miaramila ka tsisy intsony ny fifampitaizana ara-dàlana. 13 Mai no harovana satria ho feno olona eo ary ahamenatra ka ny basy no harangaranga.
5. xxx ( 30/03/2009 12:48)
i Alain ramaron te ho lany eto @ tanana nefa tsy mety tafa mihitsy raha vao misy election dia aleony manao io lohamboto iny
efa tsy masters intsony :-D :-D :-D fa mimasters
6. pitchou ( 30/03/2009 12:52)
nareo ko! ngah tsy fantatrareo we tokotanin'ny building ramaroson ny kianjan'ny 13 mai? nareo reto marina!!!!
7. irihat ( 30/03/2009 12:53)
Ka izy anie hono no tompon'ny demokrasia de azy io 13 mey io e. De adala sy dondrona ireo ao Ambohijatovo. Fa nareo koa ve de gaga @ io rangahy tsy misaina io e, sady efa dinausore be na ny mijery ny tarehiny aza mampandoa.

Ka te-hamoaka an'le menaka TIKO nipehana t@ grevy iny izy de apatoriany @ resaka ANTANANARIVO AZY IRERY ny ianareo vahoaka tsy misaina mora ambakaina.
8. pitchou ( 30/03/2009 12:59)
nareo kosa aza manimba ny bizin'ny sasany an! zany iany no nahatonga zao korontana zao! manomboka i dada d manohy daolo ny rehetra
9. andrywui ( 30/03/2009 14:05)
Mifanabosibosia ato tsara laisany fa mbol ahita ny sarin'i Jakoba tsirairay fa andras kely anga moa e! mbol tsy fay ihany fa mbol be fandrangitana ato iany ??
10. nalison ( 30/03/2009 14:19)
alain ramaroson ange efa niteny hoe tsy nisy nahavita ny vitan'ny famille ramaroson hono nge teto e.
heveriny fa vendrana nga ny olona ny dadany nanao savony mbola mandova ny zanany savony ary mbola handova ny zafikeliny savony ihany.
neefa ny olona ronono no niandohana filohampirenena no niafarana
Izay no mahatonga azy hanao izao zavatra mahamenatra izao
ny mpanan-karena nitovy taminy efa lasa lavitra daholo fa ry zareo nazeran'ny nataony (nabolisatry savony )de mitaingina savony foana hatramin'izao.
Nefa ny olona efa mitaingina avion isan'ny lafo vidy indrindra sady raitra
Tsy ho sasany amin'ny MADIO na SAVONY NOSY zao io arabe eo amin'ny 13mai io.
Raha hendry izy zao mba mividy rasoir BIC aloha (450ar) ny iray fa anaovan'ny rarakivy savily ny volombavany
11. xxx ( 30/03/2009 14:25)
Ny azy kosa anie razoky harena azony am fahamarinana tsy misy pactes diabolique , tsisy sorona olona , tsisy famonoan'olona , tsisy hafetsena sy fisolokiana , tsisy olona natao tohatra ka nadaboka natao fandiavana , tsy nisy orin'asanolokafa nakatona sy norobaina mba hampandeha ny azy ....
12. sitlo ( 30/03/2009 14:42)
Inona no idiran'izany amin'ny hoe tsy azo idirana ny 13 mai?
13. bozyboleta ( 30/03/2009 14:51)
Efa nasosan'ny môly izy sy le anabaviny nadine iny.
Tsy normaly intsony na ny fihetsika na ny zavatra teneninjareo.
14. patrick2002 ( 30/03/2009 15:08)
alain Ramaroson amiko tsy politicien fa detracteur courageux, ohatry ny ankamaroany olona eto @ serasera , ilainy politicien ireny olona ireny mba handrehitra afo ,sahala @ ireo olona eo Ambohiojatovo amin'izao , aiza ireo technocrate ,sy politicien TIM tsy hita eny Ambohijatovo , aiza ry Rabetsitota ,Yvon Randriasandratriniony .
Hilaina ny detracteur ao @ antoko politika iray nila an'izany ry TGV t@ fotoan'androny ,manana ny azy ny AREMA , ny TIM ,ny herivelona.
15. nalison ( 30/03/2009 15:31)
tena zaza vao omaly ialahy nilaza we izy tsy nanakatona orinasan'olona
ny rainay lety isan'ny niaran'ny fandrahonana raha nisy olona hanangana orinasa mpanao savony tany tamatave ka saika hikarama hanagana io a.
nolazaina ny rainay fa we manao travail illicite noforonina daholo zao rehetra izao . nony natao ny fanadihadina dia famille raamaroson no nitory ireo olona tompon'ny orinasa fa mampiasa olona tsy aradalana.
lasa nody ireo vazaha tompon'ny orinasa dadadnay lasa ts an'asa tampoka teo
16. Noue ( 30/03/2009 16:39)
patrick2002:

alain Ramaroson amiko tsy politicien fa detracteur
hitako no mi-detraqué !!!


17. molota ( 30/03/2009 17:20)
Aza taitra leisany fa mbola ho faizin'ny tantara ireny Alain Ramaroson GATé pourri reny!! mandany ny fananan-drainy no hainy :!: :{ :{
18. papala ( 31/03/2009 05:30)
iza nareo no hiaraka amiko hisambotra an'i alain ramaroson? tsy zany manko fa tokony hosamborina izy iny de hoentina eo @ 13mai hovonoina eo, de hanaovana fasana eo, de halevina eo rehefa maty, amin'izay mandry ampiadanana izy fa an'azy ny kianjaben'ny 13mai! de asiana soratra hoe""MANDRIA AMPIADANANA ALAIN RAMAROSON MPITOLONA NAFANA FO TETO @13MAI"'.

NDAO E!!!!! =)) =)) =)) =)) =)) =))
19. ralevazou ( 01/04/2009 10:11)
Alain Ramaroson = FOZA ORANA EFA ANTITRA de manao retour d'age. =)) =)) ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0821