politisiana gasy tsy ampy saina amboarin\'ny frantsay ...

1. naughtyboy ( 30/03/2009 07:28)
Tsy ny vahoaka manontolo akory no azo amboarin\'ny frantsay ho zanahina indray fa ireto goaika antitra sy ny maivan-kitsaka toa an\'i andry...hatr@ zay,na dia mampiseho fiatsaram-belatsihy aza izy ireo @ zv miseho fa tsy mandray anjara mivantana @ zv miseho ao amintsika(izay azo lazaina hoe diplomatie parallèle avy any Quai d\'Orsay @ B.Kouchner)
À partir des années soixante, ce furent le secrétariat des Affaires africaines et malgaches auprès de la présidence de la République, le célèbre secrétariat de Jacques Foccart, et la Direction des Affaires africaines et malgaches au Quai d’Orsay, qui gérèrent la politique française en Afrique Noire, mais celle-ci fut aussi imprégnée par l’existence de liens personnels entre hommes d’affaires et conseillers politiques français et l’élite africaine post-coloniale. Ces liens se mêlèrent avec les canaux officiels entre États .
On oublie ainsi trop souvent que les archives de Jacques Foccart sont également celles du secrétariat général pour les affaires africaines et malgaches qui régla, au cœur de la Présidence de la République, les relations franco-africaines subsahariennes de 1959 à 1974.
Il n’est certainement pas exclu que les intérêts économiques français pour l’extraction du pétrole et de toutes ressources minières, et avant tout les intérêts d’hommes d’affaires et de membres des structures secrètes autour de Jacques Foccart, aient motivé les responsables français dans le sens d’une intervention .
Efa hatr@ ela ireny no napetraky ,zareo ireo ORSTOM,tao koa aza ny AMOCCO izay nahitana ny bekintana sy ny kanadiana ary satria efa hiakatra mafy be ny vidin\'ny solika sy ny matière 1ère @ firenena indostrialy rehetra @ izao krizy eran-tany dia sécuriser-nay mpanjanaka any @ tany tsy mandroso sy tsy ilamina toa antsika ny fandrobany,iaraha-mahalala
Ka amiko dia tsotra an\'ny Malagasy tsy vaky volo ny harenany ankibon-tany fa tsy reto mpanao politika voakolikoly ny vazaha hivaroboba ny fananany rehetra na i le8 io na i andry ,IZA no tompon\'andraikitra tsy ho ekentsika v fa ny fananana iombonana no avela hataon\'ny goaika antitra hamelomana ny hafa nefa isika aza tsisy arapaka...Tsy rariny ,tsy ho ela ny @ i andry satria nanaonao foana ,nampisa ny CAPSAT(RESEPnivadika) ho fitaovana famoretana ary ireo jeneraly vitsy2 voavidy hatrizao





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0571