INTERVIEW WITH SADEC ARMY FORCE ABOUT MADAGASCAR
1. pimaso
(
28/03/2009 17:00)
If he refused, it would recommend “appropriate sanctions” (not yet defined) “and/or using all relevant resources available to restore order”, meaning armed force. “The bottom line,” said Charles Nqakula, South Africa’s defence minister, after the meeting, “is that the democratically elected leader of Madagascar has to be restored to his position.” The SADC has a summit on March 30th, which Mr Ravalomanana may attend."
Korontana an'ny Madagasikara tao aorianan'ny hetsiky ny tafika, mety hihodina amin'ny Andry Rajoelina ny vava-basy raha tsy averiny amin'ny laoniny ny demokrasia ao amin'ity nosy kely ao amin'ny Ocean Indien ity. Rehefa nisy nikomy tany komoro tamin'ireo nosy akaikin'ny komoro, dia nandefa tafika tany ny UA. Izay koa ve no hitranga eto Madagasikara? Ny mpikambana 53 dia tena sarotiny ary tsy mandefitra mihintsy manoloana ny zavatra tsy ara-dalana mampiasa hery

novalian'i xxx ny 28/03/2009 18:13
2. molota
(
28/03/2009 17:06)
aleo ho avy mihitsy ny miaramilan' UA fa efa lasa biby mpamono olona ny miaramila vatatay eto M/car :cry:
4. andrywui
(
28/03/2009 17:23)
Angah tsy ny SADC sy ny casques bleu ndray ?? f'angah nitsefotra ndray reny sa tsy nety naketo m/car ???
5. molota
(
28/03/2009 17:37)
aza maika elah ry wui a!! tantara oa mbola mitohy tsy misy mataotra eo na in na in??? tsy idiranlah io na ONU na SADC na Bleu :{ :twisted:
6. pimaso
(
28/03/2009 17:40)
MAHAMASINA RAPITSO MARAINA
MODY DAHOLO NY HARIVA ATAO MAFY HIDY TSARA NY TRANO
AN NY SADC SY RA8 NY AMBINY
ALATSINAINY MIVERINA @ LAONININY NY FIAINANA 2002 A 2008
LASA AVRIL 2009 A JAMAIS
TOY NY TSY NISY TETO MADAGASIKARA NY 26 JANVIER AU 31 MARS
SADC TO LIVE FOREVER

7. KALACK
(
28/03/2009 17:41)
Ka mb mila ho fantarn kos anie les ry molota ze fahavalo hananibohitr e, tsar ho fantatr ian oe iz no hiditr hanapotik an'i M/car amin bombe sy hamono ny vahoak Malagas amn obus
8. pimaso
(
28/03/2009 17:56)
ny fahavalo dia ato anatiny @ izao fotoana izao
1.000 personnes eo ho eo no mamono ny 20.000.000 d habitant
@ huile de palme sy varimbitsika ary basy
miampy izay norobaina t@ magro eran i madagasikara
tsy mahavita taona ireo radomelina a!
mitadiava fika hafa
ampivaroty @ frantsay ny vadin lisany rehetra hanampy ny karamam panjakana

9. andrywui
(
28/03/2009 18:05)
Mampalaelo le Tim ato le !! aleo mba hanaovana poésie vinaninany kely ho andry lerony : soki-nanani bato ! vorokely azon'adala !! mpivahiny saraky ny namany ,ka ny ranomaso foan no mitraho ! ,akanga niditry ny ala ! kenda nasesiky ny tananay !! nilaozan'olontiana ka manimani-te hody ! hi hi hi !! mbola hiverina i Ravalo indray andro any ee!!! aza malaelo reto a !!