Fifidianana and-Ra-9

1. rakaroka ( 28/03/2009 21:31)
Hanampiana ireo "mpomba an'i Ra-8" :roll: :-w :-w :-$
Tena tsy hevi-jaza ity hevitro ity fa raha ny marina dia tokony
hifidy andRa-9 aloha ianareo hitarika ny tolonareo, satria Ra-8 ity lasa nanjavona satria tsy dia hita loatta izay ho arahina na i xxx na i yyy na i zzz na dia hoe mbô te hanohana anareo aza knou! :wink: :roll: :-w :-w :-w
Sa tsy marina ny fijeriko :?:
novalian'i Andribe ny 29/03/2009 10:22
2. soanja ( 28/03/2009 21:35)
rakaroka:

Hanampiana ireo "mpomba an'i Ra-8" :roll: :-w :-w :-$
Tena tsy hevi-jaza ity hevitro ity fa raha ny marina dia tokony
hifidy andRa-9 aloha ianareo hitarika ny tolonareo, satria Ra-8 ity lasa nanjavona satria tsy dia hita loatta izay ho arahina na i xxx na i yyy na i zzz na dia hoe mbô te hanohana anareo aza knou! :wink: :roll: :-w :-w :-w
Sa tsy marina ny fijeriko :?:


Okay Rakaroka! Manohana tokoa aho. Tsy mahatsara ny firenena ny hiveranany satria hisy ra mandriaka tokoa eo taha mitohy izany. Enga anie Atra ny tany aman-danitra, omeo break ny fireneko mba tsy hisy io. Ampidino fahendrena ireo izay afaka mamolavola ny sain'ireo madinika tsy mahalala izay mety nefa voaentana lava hanala ny ainy.

Topazo maso ny firenena fa mahantra. Ajanony re ny basy sy ny tafondro ary ny teny maharary. Avelo hiaina ny ankizy sy ny zaza ary hiodina ny firenena. Mivalo aminareo aho!


3. Andribe ( 28/03/2009 21:35)
za ndray arahana ee za tsy manao xxx zany :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. bazylou ( 28/03/2009 22:50)
le8 iny aloha tsy ho eto intsony e!! raha tonga eo iny tsy maintsy kombaka. Mivezivezy ao amin'ny sadc izany tazy hanaovana pression an'i tgv!! dia izay sisa heriny!! efa resy e!!!!!!! :-D :-D
5. fitia2006 ( 29/03/2009 09:31)
enga anie bazylou mba hoentin'i lucky luke lavitra tsara hahaha
6. Andribe ( 29/03/2009 10:22)
aleo ra hery ndray aza atao prezida eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.088