Avadio ny pejy- IZA NO OLONA HITANAO FA
1. soanja
(
28/03/2009 23:07)
Tokony hitondra ny firenena amin'ny fifidianana manaraka?
Mba tsidiho izay hevitra izay fa very fotoana be isika.
Izay olona manana fitiava-tanindrazana feno re jerena ary diniho alao ambony ambany momba izay olona izay. JEREO mbamin'ny facebook-ny sao lahy mikotrika atodin'ny mamba.
Tadiavo io olona io fa adidinao, adidiko ny hikaroka an'io hitondra ny firenentsika amin'ny filaminana sy fahatsarana ary fahamedrehana.
Misaotra anao!

novalian'i soanja ny 30/03/2009 19:53
2. xxx
(
28/03/2009 23:15)
raha ireo mpanao politika misy amin'izao aloha d tsy misy azo raisina na iray aza!
3. xxx
(
28/03/2009 23:22)
ataovy vazaha aloha d aleo ny gasy hianatra zany atao hoe mitondra firenena!
4. soanja
(
28/03/2009 23:33)
xxx:
raha ireo mpanao politika misy amin'izao aloha d tsy misy azo raisina na iray aza!
Marina tokoa tsy misy azo raisina izay eo sy tazana eo, fa tsy midika akory izany hoe tsy misy Malagasy hahatondra ny firentsika amin'ny tokony ho izy. Misy io fa mbola tsy voaentana ilay olona angamba na tsy mbola nipoitra izy.
Enga anie hisokatra aminy ny fitiavan-tanindrazana ka hanaiky ho hita tsy ho ela izy. Mino aho fa misy izy. Manana olomanga i Madagasikara ary feno fahendrena tokoa isika saingy mbola marefo ny toerana heverina fa hipetahan'ny tongon'ilay heverina fa tokony dia matahotra izy. Aleo aloha izany hiodina ny tantara fa ho avy eo izy ary!
5. bazylou
(
28/03/2009 23:45)
izay ahay vao mba tena debat kle!! izay ilay hoe asiofifidianan dia akombony daholo aloha ny vava rehetra :lol: :oops:
6. soanja
(
28/03/2009 23:52)
bazylou:
izay ahay vao mba tena debat kle!! izay ilay hoe asiofifidianan dia akombony daholo aloha ny vava rehetra :lol: :oops:
Zah indray hiteny hoe resaho, avohay izay maharary na mahatsara fa apetraho aloha ny basy ny tafondro ary ny fanapotena isan-tokony.
Aleo hiditra amin'ny fifidianana manaraka isika , ary io dia iamasoy mafy izay hahatomombana an'io.
Avelao mba hiaina ny zaza vao menavava fa tsy ampy nono ny reniny noho n'ny tahotra lava sy tebiteby lava no manjaka.
Asio fitoniana kely aloha mba hisainana re tompoko o! Mangataka aminareo mahay manetsika olona aho!
7. sitlo
(
29/03/2009 04:36)
Somary nahatsapa aho fa tsy ho lany filoham-pirenena intsony Ravalomanana ny 2012 raha tsy nisy ity korotana ity.
Mino aho fa maro ny mpanao politika no naharaka izany.
Ireo olana notanisain'i TGV ireo dia efa be no nahatsapa azy. Na izaho vendrana aty an-tany alavitra ity aza.
Fa izao, vokatr'ity korotana ity dia mahita aho fa tsaratsara kokoa ho antsika ny ijanonany eo amin'ny fitondrana.
Antony voaloha: hanasazy ireo nanimba zavatra. Amiko mantsy afaka natao tsara ny nitokona nanala azy teo fa tsy nanimba. Efa vitan'ny vahoaka tsara izany tamin'ny 2002. Ireo fanimbana ireo amiko dia ninina natao mihitsy ka mendrika ny hosaziana izay nanao azy.
Antony faharoa: mba tsy ho depart zero indray tetik'asa rehetra fa mba hotohizana tsotsotra...
Antony fahatelo: izay rehetra nilaza fa legitime (na iray aza moa tsy nisy nilaza hoe legale) ny nataon'i TGV dia tsy mendrika ny hitondra. Na ireto mody manameloka taty aoriana ireto aza.
Ny antoko MFM indray tsy dia tiako loatra noho ny tsy fitovian-kevitro aminy amin'ny eo fomba fampianarana. Izany anisan'ny fototry ny ho avin'ny firenena.
Ka noho izany, raha izaho no hifidy olona dia:
1- Ravalo (fa tsy TIM)
2- Radavidson
3- izay tohanan'ny Vice Amiral Mamy Ranaivoniarivo (izaho mantsy tsy dia mahalala olona fa izy io ihany amin'izao fotoana izao no atokisako fa tia tanindrazana, disoy aho raha misy resaka ambadika mbola tsy henoko any).

8. soanja
(
29/03/2009 07:24)
sitlo:

Misaotra an'i Sitlo nanome ireo heveriny fa tokony hitondra ny baolina. Zah aloha mahay tsara an=dRadavidson ary tena mahafinaritra sy tsara fanahy be izy.
10. xxx
(
29/03/2009 10:05)
ANDAO I SOANJA NO ATAO PRESIDENT DE HO HITA EO RAHA AFAKA HAHAFOY NY AINY HO AN'NY TANINDRAZANA IZY REHEFA AMBANAN'NY CAPSAT BASY VOAFAHANA TSARA EO AN-TAMPON-DOHANY.
Ny olona rehetra zao dia efa niomana ny amin'izay ho candidat amin'ny fifidianana manaraka nefa dia izao asa ratsy izao no nandravan'ny be sandry azy. Za mino marina fa misy malagasy tena tia tanidrazana any ho any efa niomana ny hitondra kanefa tsy miteny ary tsy ho sahy hiteny raha toy izao foana no fihetsiky ny tsy nahazo sy maniry te hahazo seza.
Ny mpanatsatso moa dia manaraka eny ihany. Ary le Soanja no voalohany. Tany amin'ny dinika hafa izy toa niarahaba ny malagasy nahazo filoha ary nilaza fa tsy isan'ireo zay mandray an'io filoha io ary menatra ny maha-malagasy azy. Izao indray izy toa manohitra an'ireo izay mitaky ny hialan'io filoha io. Dia ho aiza ihany ny malagasy raha izany no atao azy? Mandray izay tonga eo izy lazaina fa hoe io ny filohanareo, mitsipaka indray dia lazaina fa aleo hitondra aloha izay eo.

13. xxx
(
29/03/2009 10:11)
KA NY AN'I SOANJA NGE TENY RATSY AZA DEFA MAMPANDOSITRA AZY E. MAINKA IZANY FA BASY MAROVAVA. IZANY VE HATOKISANA HITONDRA? MORA HAONGANA KELY: ASINA TENY RATSY BE FOTSINY MANOLOANA NY VARAVARAN'NY BIRAO FIASANY DE TSY SAHY MIDITRA AO TSONY IZY DE VITA NY RESAKA, TSISY RA MANDRIAKA.
14. yuka
(
29/03/2009 10:56)
Matoa ilaina ny fifidianana dia olona maromaro zany ny ho safidina eo!
Za mirary mba ho olona tia tanindrazana no mitondra,olona nianatra,olona mendrika,manampahendrena matotra sy mihaja fiteny,ka hoan'ny TIM dia tsy mety intsony raha i Ravalo no haverina fa tokony hanolotra an' i IVO HASINA
RAZAFIMAHEFA izy tanora nianatra manokana momba ny fampandrosoana teto
japan io ka rariny izy raha havela haneo ny fahaizany.
Dia arosoy indray ary ny anareo e!
:D :D :D :)

15. sitlo
(
29/03/2009 12:17)
Soanja:
Misaotra an'i Sitlo nanome ireo heveriny fa tokony hitondra ny baolina. Zah aloha mahay tsara an-dRadavidson ary tena mahafinaritra sy tsara fanahy be izy.
Nisy tsy tiako ihany ny nataony tamin'ilay Ravalo nangataka tamin'ny solombavambahoaka ny mba ahafahan'ny vahiny mividy tany. Dia Radavidson no nitondra teny tamin'ny mpanao gazety.
Fa saingy mendrika ny hitondra izy raha ny fari-pahaizany, ny fomba famitany zavatra ary fahasahiany.
Ny mba itohizan'ny tetikasa natombo-dRavalo ihany koa no mahatsara ny hitondrany.
Raha tsy diso aho, izy irery ihany no sahy nankeny amin'ny hopitaly tamin'ny 7 Fev.
16. Andribe
(
29/03/2009 13:08)
EFA OE ALEO WA ZA ATAO FILOHA FA NAREO VE AHOANA EE ZA MPIHINAMBOLA BE MITRINY :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
17. soanja
(
29/03/2009 14:40)
xxx:
ANDAO I SOANJA NO ATAO PRESIDENT DE HO HITA EO RAHA AFAKA HAHAFOY NY AINY HO AN'NY TANINDRAZANA IZY REHEFA AMBANAN'NY CAPSAT BASY VOAFAHANA TSARA EO AN-TAMPON-DOHANY.
Ny olona rehetra zao dia efa niomana ny amin'izay ho candidat amin'ny fifidianana manaraka nefa dia izao asa ratsy izao no nandravan'ny be sandry azy. Za mino marina fa misy malagasy tena tia tanidrazana any ho any efa niomana ny hitondra kanefa tsy miteny ary tsy ho sahy hiteny raha toy izao foana no fihetsiky ny tsy nahazo sy maniry te hahazo seza.
Ny mpanatsatso moa dia manaraka eny ihany. Ary le Soanja no voalohany. Tany amin'ny dinika hafa izy toa niarahaba ny malagasy nahazo filoha ary nilaza fa tsy isan'ireo zay mandray an'io filoha io ary menatra ny maha-malagasy azy. Izao indray izy toa manohitra an'ireo izay mitaky ny hialan'io filoha io. Dia ho aiza ihany ny malagasy raha izany no atao azy? Mandray izay tonga eo izy lazaina fa hoe io ny filohanareo, mitsipaka indray dia lazaina fa aleo hitondra aloha izay eo.
Tsy hitondra firenena mandrakizay ny tenako. Tsy maniry ary tsy sitrak'Andriamanitra ho ahy izany. Fokontany ara tsy zakako. Saingy kosa izay olona entiko sy iadidiako dia foiko ho an'ireo olona ireo ny aiko raha toa ka izay no nekeko tany amboalohany. Tsy mora ny mitondra ary miaraka amin'izany koa ny fanekena sy toky nomena. Mba fantatrareo moa toy ny ahoana izany hoe mandeha any an-tany lavitra miala vady aman-janaka ny miamila isan-karazany eto an-tany handeha hiaro firenena. Fantatra fa ho faty ary fantany fa hisy haningotra eo ho eo ny ainy? Mino aho fa fantatrareo izany. Tsy mataho-maty aho ary tsy matahotra izay basy.
Ny tenako kosa dia tsy mahatanty teny ratsy sy ompa ary levilevy tsy mankaiza fa manambany sy manimba ilay hitako mamoaka azy. Iny mantsy tsy misy azoko atao fa azy ny asa atao amin'iny fa raha ny hoe ho faty noho ny toky nomena sy ny fanekena natao dia ny tenako vonona tokoa. Efa nandalo izany in-2 ny tenako ary tsy msiy tahotra rehefa manoloana eo satria fantatrao ny antony ijoroana sy atrehanao.
Ny tonga eo akory tsy midika hoe mahafapo ahy. Ny tonga eo akory tsy midika amiko hoe esory fa ratsy. Izay tonga eo dia aleo ho eo aloha hojerena ny zavabitany. Izay no iarabahako azy. Tsy mahavita afatsy izay aho aloha noho ny fahalemana misy. Tsy mivadibadika velively aho fa milaza tsotra izao fa tsy mankasitraka herisetra sy fanaovana fitaovana ny madinika satria ianareo no mitady seza. Raha hiady seza ianareo na mitaky ny fiveranan-dRa8 eo amin'ny fitondrana dia ampiasao ny saina sy ny taktika rehetra hafa raha azo atao fa ny fidinana an-dalambe hanao sorona ny mpiray tanindrazana izay efa efa hitanareo fa mety hisy fiantraikany amin'ny aina no tsy ekeko.
Mifanantona dia mifampiresaha raha izay no mety fa ialao ilay tolona an-dalambe manimba ny mpiray tanindrazana! Misaotra
18. soanja
(
29/03/2009 14:50)
xxx:
KA NY AN'I SOANJA NGE TENY RATSY AZA DEFA MAMPANDOSITRA AZY E. MAINKA IZANY FA BASY MAROVAVA. IZANY VE HATOKISANA HITONDRA? MORA HAONGANA KELY: ASINA TENY RATSY BE FOTSINY MANOLOANA NY VARAVARAN'NY BIRAO FIASANY DE TSY SAHY MIDITRA AO TSONY IZY DE VITA NY RESAKA, TSISY RA MANDRIAKA.
Sanatria tsy hitondra firenena aho. Sanatria tsy hiady seza aho! ary sanatria tsy ho voasintona ny politika mpamotika ny mpiray tanindrazana aho. Enga anie, raha hiasa amin'ny fitondrana aho indray andro any dia ny ao amin'ny ministera ny fampianarana no tiako. Miasa manantanteraka ireo asa ilaina hanatsarana ny fiainan'ny mponina manomboka any ambohoka ka hatramin'ny mahalehibe azy.
Tsy ny basy marovava no olako fa ny olombelona mitazona ny basy marovava sy ireo izay manohana izany tsy mahalala fa masina ny aina rehetra ary tsy natokana hanimbany ny teny sy ny soratra fa nomen'Andriamanitra ifandraisantsika, hifankatiavantsika!
Mijoro amin'ny fomba fijeriko aho, tsy manaiky ny ra mandriaka hamerenam-pahefana ho an-dRa8 aho satria tsy mendrika azy ny miverina mitondra noho ny tsy fitsinotsinoavany ny mpiray tanindrazana betsaka tokoa nidradradradra ny ny fanaparam-pahefany!
Atomboy amin'olona tsotra tsy manana bagazim-pandrerahana atidoha vita taloha ny fijerena hoe iza no hahazaka ny firenena. Raiso izay mba ho andraikitran'ny feon'ny fieriteretanao raha tena tianao tokoa io tanindrazana resahina io.
19. yuka
(
29/03/2009 15:32)
Ny tsara vava hono tompoko mahafak'enatra :D
Ny mahay mandaha-teny mahazo rariny :D
amaliko anao dia tsotra fony ra8 teo amin'ny fitondrana,nidina andalambe ny
panohitra nanimba zavatra,nandroba,natao sorona sns...tsy voatanisako sy ireny lasa masikita ireny.Ny zavatra hitako tsy hita teto @ dinika POLITIKA ny
namana soanja nanameloka,na nandrara na tsy nanaiky ny hanaovan'i TGV fitaovana ny vahoaka madinika mba hazahoany ny seza :roll:
Koa nahoana ny vahoaka marobe mitolona ampilaminana mitaky ny hiverenan-dravalo no tsy ekenao????
ezahinao aolakolaka ny fanehonkevitrao izay mirona tanteraka amin'ny fitondrana vavao,no sady hita fa feno fankahalana andravalo,aleo ny vahoaka haneo ny heviny e!
Maro angamba no nitondra faisana t@ fitondran'i Ralomanana satria olona zatra gaboraraka sy be afera tamin'ny andron'ila raika lahy taloha ireny e!
Na tsy hiverina aza Ravalo dia tsy eken'ny saiko sy ny maro anisa izany DJ hitondra ny Madagasikara tsy lany olomanga arakin'ny filazanao azy :D
Fehiny: rehefa tsy azo atao ny fanehon-kevitra andalambe dia arosoy haingana arak'izay azo atao ny fifidianana,mba ho hita izay handresy arademokratika sy mba hoankatoavin'ny firenena mikambana ny fitondrana izay hijoro eo.Izay no vahaolana mijaly ny vahoaka madinika raha toa ka hitokamonina tsy hisy hanampy Madagasikara!

20. bazylou
(
29/03/2009 16:04)
""Na tsy hiverina aza Ravalo dia tsy eken'ny saiko sy ny maro anisa izany DJ hitondra ny Madagasikara tsy lany olomanga arakin'ny filazanao azy "" hoy i yuka.
Izany tokoa an, aleo izany mpanao abobo sy mpitery ronon andro ririnina ihany no ekana an!! tsssle.
FIsainana gasy ve izany sa efa lasa any swazi nareo ?? :-D :-D :-D