Izao no tena ilaina
1. Noue
(
28/03/2009 20:44)
Mitaky ny fialan’ny Andry tgv eo Ambohitsrohitra sy Iavoloha satria tsy lanim-bahoaka tamin’ny latsa-bato izy
Mitaky ny hanajanonan’ny miaramila mpiodina sady mpanongam-panjakana ny famonoana vahoak’Antananarivo.
Mitaky ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana eo amin’ny fitondrana
Miantso ny vahoaka Malagasy rehetra tsy hanaiky ny fampiasan-kery sy didijadona hampanginana ny vahoaka maneho hevitra
Miantso ny vahoaka rehetra tsy hiasa manomboka ny Alatsinainy 30 Mars hanehoana ny tsy fanekena ny Hat
Tsy hijanona ny tolona raha tsy mandresy ny tena demokrasia eto Mcar na hafaty vahoaka miisa an’arivony aza ny miaranila mpanogam-panjakana.Ny arivolahy tsy maty indray andro
Ho ela velona ny filoha Ravalomanana
Handresy ny tolon’ny vahoaka maro an’isa
Ho ela velona i Madagascar mahaleo tena entim-bahoaka fa tsy miaramila vitsy an’isa
répondu par moi le 30/03/2009 05:07
2. news2dago
(
28/03/2009 20:50)
Noue:

Tongava aty de manao fotoana isika @ alatsinainy e! lol
5. xxx
(
28/03/2009 20:54)
Amiko aloha d milamina io raha avela mametraka an'ilay transition ry TGV sy ny ekipany e ! taoko hanao élection sns... sa tsy zany ?
I ra-8 efa nitsoaka ary tsy ny fiverenany no tadiavin'olona, fa ny filaminana ! matoa ny miaramila tsy nanaraka d efa ampy ny fitondràny jadona ary efa be ny harena nalainy...
Tiako i Madagasikara sy ny mponina ao ary mivavaka mafy aho mba tsy ho rà mandriaka no hitranga satria ny ao Antananarivo miseho be saina ! mba mikaoty daholo anie ry Noue ireny manodidina sy ivelan'iarivo ireny e !
Gasy tia tanindrazana mahay mifanaraka foana, fa tsy miady na mampiady !

6. ra8enforce
(
28/03/2009 20:55)
alefa alafe kely sisa e
mitohy ny tolona
tsy miasa ny mpiasa,ny mpianatra
aleo ry tgv ny ny minisitra hidonaka samy irery ao
aleo hanapatra ny herin'ny capsat fa tsy maintsy mbola hoan'ny tena vrai militaire hiaro ny vahoaka
alefa alefa en force one 2

7. Noue
(
28/03/2009 21:04)
Andribe, ialahy oa tsy ho lany eo fa aza mitady hanao bodongerina eo koa aaa ! an'i Ravalomanana io toerana io satria izy no voafidim-bahoaka t@ ara-dalàna lesy aaa !!
9. bazylou
(
28/03/2009 22:54)
voafidin ny vahoka jamba izy e!! avyeo izy dia nitsoaka nanao fanjakana any amin'ny sadc indray. KA naninoa ary izy no nidemissionne raha tena manjaka vahoaka e!! :-P :-P :roll:
10. tsimatimanota
(
29/03/2009 05:10)
REHEFA AMBAVA BASY RY DONDRONA TSY MAINTSY MIARO TENA A
MAHATANTESA NY RETOUR DE FLAMME FOTSINY
LA VENGEANCE SERA TERRIBLE
MAHATANTESA NY RETOUR DE FLAMME FOTSINY
LA VENGEANCE SERA TERRIBLE
12. moi
(
30/03/2009 05:07)
saika tiako ilay fanehoan-kevitra ankoatr'ilay fangatahana fiverenan'dRa8.
Dia tsy maintsy takalo vahoaka an'arivony koa ve ?