Tena courageux ilay ranamana: Mahery fo
1. nancy
(
29/03/2009 06:45)
http://www.dailymotion.com/video/x8t0e9_28-mars-ambohijatovo-video-amateur_news
novalian'i andrywui ny 29/03/2009 18:38
2. zoam
(
29/03/2009 08:36)
aleo hanaovan'i razily ny tena vrai rasily fa tssssss
on set tous razily :^) :^) :^)
on set tous razily :^) :^) :^)
4. xxx
(
29/03/2009 12:59)
maivam_doha be ireto mpaka sary mihomehy!!sady amizay hita oe gasy be mizesista miteny frantsay( ny accent zero nefa teny frantsay no apatrapatrana)!!
sa ve de menatra amin'ny mahamalagasy azy izy ireo?
mbola tena ambany dia ambany be ny toetsaina!
ireo no tena fozaorana
sa ve de menatra amin'ny mahamalagasy azy izy ireo?
mbola tena ambany dia ambany be ny toetsaina!
ireo no tena fozaorana
6. mibalika
(
29/03/2009 15:31)
miarahaba,
izao no atao hoe fitiavan-tanindrazana ,tsy voavidimbola io ,ny fahafahana hijoro sy hiteny ny tsy mety no tiany nampisehoana , jereo ny sainampirenena no mba basy eny an-tanany,d jereo ny tsy fanajan'ireo miaramila ny saina , atsipy toy manipy ny kilaotiny izy,mahonena ny toe-tsaina............
misaotra ny mpandefa ,mba ho hitan'ny zao totolo zao ny famoretana ataon'itgv sy ny klikany

7. andrywui
(
29/03/2009 18:38)
Ady sy tolona ve hatao ko lasa ngah zilibe nanaton'afo ho gadraina !! tena vesaka mitsy reto Tim reto xkah