lesona azo notsoahina
1. diamondra27
(
27/03/2009 12:53)
teo amin'ny fitondravalomanana:
rehefa manao zavatra dia tsy vava fa tonga dia action
tokony mino amin'izay zavatra atao
manamboatra lalana tsara dia mandeha ny rehetra
tsy nahagaga raha toa ka tsy niteniteny izy tamin'ny diany fa rehefa tany sudaf izy vao gaga ny rehetra.
tsy mahalala an'i zorro gasy ve nareo e :wink: :wink:

répondu par diamondra27 le 27/03/2009 19:24
3. diamondra27
(
27/03/2009 12:55)
hafatra napetrany: aza afangaro mihintsy hoy izy ny firazanana sy ny fivavahana amin'ny resaka politika
4. xxx
(
27/03/2009 13:00)
dofinois !! innn lets no dikan'io (l) (l) io ?? sa le kobandravina ve no tena reventy aminio sa innn ? kozio kitana !!!! ary aona zao ry diams ? tsy ekeko kosa an !
7. diamondra27
(
27/03/2009 19:24)
tonga de tifiro any io n ataovy gratin daphinois any ry kalack refa tsy hety hilaza a