soa ihany fa teo i tgv!!!
1. bazylou
(
27/03/2009 12:41)
porofo izao fa efa matotra noho ny mpanao politika antitra rehetra ao MAda ny vahoaka!!
Porofo izao fa efa misy ny tanora sahy handray ny fahefana ary na iza na iza mikozy sy mamono vorona eo dia tsy hijanona eo mihitsy io !! ary izany le8 izany dia hanao exil sy haka vady 1000000000 any swaziland fatsy ho tonga ao Mada intsony e!!
Soa ihan fa teo i tgv hanapka ny systeme sy ny ra8ista and co, mpambotry vahoaka ireo!!!! raha nitohy ny mandat manko dia lasa à vie teo io!! soa ihany!! ny air force amini'zay misy 5000000.
Soa ihany fa teo tgv hanova ny fandehan'ny Mada!! :* :*

novalian'i KALACK ny 27/03/2009 18:41
2. xxx
(
27/03/2009 12:47)
I Onja anga adinlah ry bazylou ra nak vady 1000000000 any dadan'iTim de miampy an'i Onja de 1000000001 zany , ha ha ha
3. ifiona
(
27/03/2009 12:49)
soa ihany fa teo i tgv namoaka ireo gadra politika sy mpamono olona. Efa hifoteran'i rambony anie zao tgv satria nanome toky fa hanome grace presidentielle an'ireo olona 37 ireo kanjo
12:00 - Les prisonniers politiques protestent car seuls 28 sur les 37 promis ont été relâchés. Le général Fidy a précisé qu’ Andry Rajoelina avait promis que « tous les détenus politiques seraient libérés, sans exception. Mais là déjà, il a menti » Pety Rakotoniaina a ajouté qu’il voulait l’amnistie et pas seulement la grâce présidentielle
Ireo ve dia heverinao hanaiky hiverina ao am-ponja ntsony fa na ireo hanao mutinerie na ireo havoakan'i tgv tanteraka daholo dia eo vao hoe maty aho razako

4. bazylou
(
27/03/2009 12:51)
ireo bve?? tsssle, rehefa tsy manaiky izy dia asaina miverina any amponja e!! tsy olana !!
Izy avoak aindry ity hono no mizity tssle, avereno any amponja any ireo tgv!!! :roll: :roll:

5. xxx
(
27/03/2009 12:52)
tsy misy hifoteran'ny rambony eo fa lé kelyloha ty no manaparitaka tsaho satria tsy mahavita mampiady olona intsony LASAGAIGY RA8DIABETIKA
6. bazylou
(
27/03/2009 12:55)
Onja, OLga, SAhondra, .......... saim body ohatr'ireny hono no manara dalana ry zalahya!!! tsslee :-D
8. ifiona
(
27/03/2009 13:16)
xxx:
tsy misy hifoteran'ny rambony eo fa lé kelyloha ty no manaparitaka tsaho satria tsy mahavita mampiady olona intsony LASAGAIGY RA8DIABETIKA
mahonena zato fisainanao zato, kanefa moa ataoko ahoana fa sady KANOSA VELONA no tsy misy hazon-damosina ty ty
Mpanely tsaho ve? raha mpanely tsaho tokoa aho, maninona moa ny madagate avy zao no mampiseho ny sarin'ireo gadra navoaka?
dia za koa ve no namorona tao anaty resak'i tgv hoe hanao grace présidentielle ho an'ireo gadra politika anaky 37?
mba mamakia vaovao ihany ry vendrana ty a
heverinao fa magie magie nga izy ty hoe gadra gaigy be ireo dia hanaiky hiverina ao am-ponja nefa efa mba nisy occasion nivoahana? nnnntssss ry zareo aza efa manomboka tezitra @ tgv
9. taralila09
(
27/03/2009 13:28)
marina ny an'i ifiona.Ny an-dra xxx anie efa x hatr@ fisainana e,ka aza kivy @ zany.tgvendrana ve no hanarina ny firenana!biby mitorina reny e!aza maka lagy
-ny gadra indr1 zany zao no mibaiko ny tgvendrana sy hitokona rah tsy mivoaka daolo ny dahalo hiara-hisotro sy hihinana aminy.
-ny menaka nolazaina fa 10.000f teo ambojatov lasa 12.500f tonga teo @ 13mai
ary lasa 25.000f refa azo ny seza
-ny menaka 'tiko' halatra no hovaina ny marika ka atao 10.000f saingy tratra teo ampanaovana azy ny racil capsat dia tsy sahy namoaka.
-ny vary halatra tao @ magro ihany no hamidy 3.500f ny kg.
Ho ela velona ny Tsena Gaigy Vaovao.
8O