sao de tokony hividy tafika vaovao
1. Andribe
(
27/03/2009 20:21)
Sao dia tokony hividy tafika vaovao fa efa lafo le tafika ankehitriny dia mety hitohy ny tolon ny olona eo ambohijatovo. I tgv mantsy efa nividy ny anazy sa kosa miakatra ny encere amizao :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i Oay ny 28/03/2009 09:36
2. salopard
(
27/03/2009 20:23)
Mercenaire ny taranak'i bob denard ve izany, ireny ihany no azo amidy
3. Noue
(
27/03/2009 20:27)
ka ny mpanara-dalàna lesy Andribe tsy mila mividy zany aaa !! tsy mpamadika tsinona zareo ee !!!
4. salopard
(
27/03/2009 20:34)
ka ny mpanara-dalàna lesy Andribe tsy mila mividy zany aaa !! tsy mpamadika tsinona zareo ee !!!
Mpanara-dalana mon cul, L'autoproclammation de 2002, ahoana
voarakitra ho tantara iny, na ririnin-dasa tsy tsaroana aza.
5. soanja
(
27/03/2009 20:37)
Mampanontany tena ahy ny fomba na ny fampianarana azon'ireo tafika Malagasy rehefa mampiofana azy ho tafika????? Ny discipline anisan'ny laharana voalohany ao anatin'ny fifampitondrana ny tafika eran-tany. Ny antsika toy io angamba no farany laharana? Mampanontany tena tokoa hoa???
6. Noue
(
27/03/2009 20:58)
tena mampanontany tena marina !!! taiza no mbola nisy teto ambony tany oe tafika mpomba antoky iray sady manafika zany ee ?? indrisy anefa fa inona no tsy voavidin'ny vola eee ???
7. soanja
(
27/03/2009 21:21)
Noue> Misy zavatra tsy voavidin'ny vola tokoa eto an-tany dia ny Fanahy Fitiavana mampiahavana ny rehetra! Ao anatin'ny hatsaran'olombelona ny misy azy ary azo tarafina amin'ny asan'ilay olona. Misy io fa fisaka any MADA satria variana any andrenivohitra isika rehetra.
8. Andribe
(
27/03/2009 21:46)
nga kosa de vidiana vola foana vidina @ fahendreny sy ny fahatongavantsiny izy ampiasana foulozofia kely :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. fijo
(
27/03/2009 22:13)
ny tafik amalagasy dia mil aatsikafona manontolo mihintsy ,ary averina amin'ny laony,fa ten aratsy rah aizoa no mitohy
10. ra8enforce
(
27/03/2009 23:08)
salopard:
ka ny mpanara-dalàna lesy Andribe tsy mila mividy zany aaa !! tsy mpamadika tsinona zareo ee !!!
Mpanara-dalana mon cul, L'autoproclammation de 2002, ahoana
voarakitra ho tantara iny, na ririnin-dasa tsy tsaroana aza.
hiverina ny presidentsika lesy salopard f'aza manahy a,ary handohalika i Andre kely sy noel hifona2,allez ra8 en puissance
12. ravatorano
(
28/03/2009 07:07)
efa nihavana ny miaramila ry zareo ah
hitako tamin'ny tv omaly ry jenaraly sy vice amiraly isany tonga teny amin'ny cemes soanierana.Nandray fitenenana tao ny vice amiral Hyppolite Ramasoson notronon 'ireo jeneraly manana kintana telo sy roa avy ary isan'ny tao koa Ingahy minisitry ny fiarovana farany teo tamin'ny andron i Dadavalo.
Aza marary fo amin'ireo rasill reo tsony fa efa niravaina ny adilahin dry zareo e
hitako tamin'ny tv omaly ry jenaraly sy vice amiraly isany tonga teny amin'ny cemes soanierana.Nandray fitenenana tao ny vice amiral Hyppolite Ramasoson notronon 'ireo jeneraly manana kintana telo sy roa avy ary isan'ny tao koa Ingahy minisitry ny fiarovana farany teo tamin'ny andron i Dadavalo.
Aza marary fo amin'ireo rasill reo tsony fa efa niravaina ny adilahin dry zareo e
13. Oay
(
28/03/2009 07:35)
ravatorano:
efa nihavana ny miaramila ry zareo ah
hitako tamin'ny tv omaly ry jenaraly sy vice amiraly isany tonga teny amin'ny cemes soanierana.Nandray fitenenana tao ny vice amiral Hyppolite Ramasoson notronon 'ireo jeneraly manana kintana telo sy roa avy ary isan'ny tao koa Ingahy minisitry ny fiarovana farany teo tamin'ny andron i Dadavalo.
Aza marary fo amin'ireo rasill reo tsony fa efa niravaina ny adilahin dry zareo e
Ka tsy nisy adilahy izany teo fa ny olana d ny tsy nananan'i Ravalomanana fahatokisana t@ tafika ary io d efa ela no tsy tantindry zareo fa d nangina ry zareo satria tsy any afrika isika fa eto Madagasikara.
Fa ny nahatonga ny tafika tsy nankatoa an'i Ravalomanana intsony d iny izy nampiditra barbouzes iny d ireny milisy nisalotra ny ankajon'ny tafika ireny, aiza ve ka lazaina fa mpampiofana ilay tao aorian'ny camion ireny fa d efa zatra manavendran'olona loatra satria heveriny ho to azy ny olona ka fohy fisainana, ny fanofanana izany d tsy imasombahoaka fa atao any ampianarana na @ toerana voafefy, sady ny mpampiofana d izay hompampiofana no ampiofanina fa tsy ny mpanatanteraka, ny mpampianatra ve d ao andakilasy miaraka @ mpianatra no omena fiofanana, d iny no nahatezitra ny miaramila.
Fa ny tena marina koa d ny fanaovan'i Ravalomanana tsinotsinona ny manamboninahitra
ity misy tantara ka aoka izay efa nandre hanamafy:
Tsy mahita tory i Marc Ravalomanana d natsoiny ny manamboninahitra iray d rehefa tonga ilay manamboninahitra d izao ny ataony: "Tsy mahita tory letsy za ry J.... fa hanao sport kely ka mba mila mijery ana elah, d rafitra eo ny resaka d anontanian'i Marc Ravalomanana ilay manamboninahitra hoe elah moa zany zao efa tena manamboninahitra be an, d inn zao ny grady mbola tsy ampy an'elah" d refa vita izay d ozy Marc Ravalomanana hoe mandehana elah mody amizay.
D io manamboninahitra io ihany no tratran'ity zavatra iray ity: nisy fitokananjavatra vita tao Antsirabe d tany ilay manamboninahitra d nisy zavatra maika ary niseho taty Antananarivo ka tsy maintsy niverina maika ilay manamboninahitra d niresaka moramora t@ filou ilay manamboninahitra nanao hoe:"misy zavatra maika be any Tana fa mba azoko raisina ve ny hélicoptère" fa vazavaza ny navalin'i Marc Ravalomanana nanao hoe any anandahandrenin'ialahy angaha io d toa izany ny toetran'ity Ravalomanana ity ka rehefa tonga tany ampototsofin'ireo zandry ao @ tafika ny fanevatevana ataon'ny filou ny zokiny sy ny ray amandreniny d nampiasa ny lohany mahasahy maty ny zandriny ka nandray andraikitra satria izy ireo d vonona hofaty ho an'ny tanindrazany.
Ahoana no nahalalan'i Oay an'izany mbola averiko fa bobaka be ny akaman'i zandry kely Oay ao @ TIM ao!
14. eh
(
28/03/2009 08:26)
Ny fositra eto amin'ny ity Madagasikara ity dia ny Tafika, tafika mpamosavy ka ny ao an tanana ihany no haripaka, na inona na inona nataon'ny filoha ( ary filoha) no izy fa tsy filou!!!! fa hita fa ratsy loha toa ilay tafika niresaka taminao ihany koa enao fa eo no mody be resaka eo! tsarovinareo fa misy valiny ny zavatra vitanareo ka tsy maintsy hanody anareo izao !! tsarovy fa mandiha tany ianareo ary ny vahoaka no manome ny karamanareo ary tsy mankaiza ianareo fa mbola eto Madagasikara ka tsarovy fa misy hasiny ity tanintsika ity ka hahita ianareo!!! tokony hasiana fitsapa kevi bahoaka hoe mbola hilaina ve ny tafika??? satria tsy misy hataon'ireo afatsy ny mamoritra vahoaka fotsiny ary mitsikombakomba amin'ny ratsy!!!! kanefa dia velomina homena karama sy volabe tahaka ny inona!!! tsy vanona , tsy vanona ,.... :(
15. Oay
(
28/03/2009 09:36)
Marina ny anao ry eh! ny tody tsy misy fa ny atao no miverina soa toavina Malagasy io ary ataoko fa tsy mila averina aminao ny kabarin'i dada8 t@ 2002 rehefa nanaovandry Ratsiraka didy jadona ny TVM sy ny RNM d izao no tenin'i dada8:...ianareo ireo tsarovy fa tsy izahay no hitsara anareo fa ho avy ilay hitsara anareo ary ianareo manana taranaka d tsarovy fa hotsaraina @ nareo sy ny taranakareo izao ataonareo izao! d ny fiverenany d dada8 tsy nanao ampihimamba t@ TVM sy RNM d izao no niseho...lasa any swaziland aloha.Tsy sanatria faly @ mahazo anazy za satria tsy mety izany @ maha Kristianina ana fa ny tiako ambara d hoe mivaly izay atao na tsy hanozona aza ianao ary ny tena fahendrena d tsy manozona fa araka ny tenin'ilay vice amiraly minisitrin'ny fiarovana:...mivavaha ho an'ny fahavalonareo!
