vao2 TGV ndray o!

1. yvaj ( 27/03/2009 13:42)
- La liste du staff de Marc Ravalomanana interdite de sortie du territoire est sortie. iza no efa mahalala mba izarao zahay.
- 16H00 - La route d’Ambohijatovo sera coupée demain à partir de 15 heures. Répétition pour la cérémonie du 29 mars à Ambohijatovo



zany ve tsy efa matahotra sahady sao de.....
tsara klou refa mahalala manao repetition zany e! zay kou ne 29 mars tsy Ambohijatovo e.
tara TGV kle aza, tsy aleo ve mandeha Machine Aingam-Pandeha?
répondu par fijo le 27/03/2009 22:35
2. sadeky ( 27/03/2009 14:03)
hanao repition ny 29mars ve tsy efa ela izany no nomanina,mampitahoatra ny tena marina,satria ho maro indray no ho tonga eo ambohijatovo dem1(week end)
3. yuka ( 27/03/2009 14:34)
Mietsiketsika ny sezan'ialahy ry Vongany a! :-D :-D :-D
Miozongozina e!
4. KALACK ( 27/03/2009 18:26)
Mietsiketsika ny sezan'ialahy ry Vongany a!
Miozongozina e!


ny Tim ar ho kenda rapits ko mihetsiketsk aon n sezany e,
5. Noue ( 27/03/2009 19:15)
kendan'iza ???
6. fijo ( 27/03/2009 22:35)
manomboka mikorontana ny tgv.vao naheno hoe hiditra ny mpiasam panjakana.ary manomboka amin'ny alatsinainy io dia tsyhisy zavatra handeha intsony.iny minisitry ny fampianarana iny no ohatra voalohany nasehon'ny vahoaka azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0539