Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mazavajery, milahatra araka ny daty
mazavajery ( 07/04/2009 15:26)
Toe-tsaina mihitsy no mila fanamboarana ?
Rehefa jerena ny tantaran'ity nosy malalantsika ity dia saika miverina foana ny toe-draraha na iza mpitondra eo ? Ny maha lasa ny saiko dia hoe ny mpanana manana ihany fa isika vahoaka no mijaly sy ma... tohiny
novalian'i milamm ny 08/04/2009 05:07
mazavajery ( 06/04/2009 06:30)
tim na tgv ara psikolojia
ireto misy fanamarihana vitsivitsy ara psikolojia dia fantaro izay misy anao: tgv: ireo kamo be tenda ,manantena vakitrano lava mba hivelomana ,ireo mitady asa nefa tsy mahita noho ny tsy fa... tohiny
mazavajery ( 04/04/2009 14:02)
tratry ny tetezamita daholo eh!
arahabaina isika rehetra fa tafiditra natao anterisetra toy ireny mampiditra omby anaty vala hatao vakisiny ireny; atao ahoana moa fa tsy mba mananjo hiteny sy haneho hevitra intsony ny tena fa raha v... tohiny
mazavajery ( 28/03/2009 04:31)
nahoana no ahilika sahady ny TIM @lay assise nationale?????
satria efa fantatra fatsy mbola misy mahazaka ny filoha RAVALOMANANA eto madagascar dia atao daholo ny hevitra mamohehitra anilihana azy. Inona no vitan'i 2éme république nandritra ny 20ans nitond... tohiny
novalian'i rajy ny 28/03/2009 19:11
mazavajery ( 27/03/2009 16:56)
avy aiza ny ady an-trano?????
misy tsianjery ao @ bokin'Isambilo mitondra ny lohateny hoe "Ny lambo sy ny voay" mitantara ny fifankatiavan'ny lambo sy ny voay izy io izay niray trano sy niara nitady sakafo :!: Loza anefa taty ao... tohiny
mazavajery ( 24/03/2009 16:19)
HAT Anticonstitutionnellement
fanjakana nalaina ankerisetra nalaina t@ tafondro sy ny tank!!!! fampihororona saim-bahoaka :{ TGV : Taranak'i GALLIENIE VAO² nationalité double CAPSAT :Herimpamoretana vao² ny mpanjanan-ta... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0161