Efa firy izay ny ultimatum?

1. vilambava ( 26/03/2009 18:58)
Hahatratra ultimatum fahafiry indray ary ity fitondrana ity dia ho tapitra ny tantarany?
Ny teo aloha moa tsy voahisa fa efa hita talohan'ny fiafaran'ny tantara teo aloha fa hitsimbadika ny fandehan-javatra ka hamaly an'ireo ultimatum azony indray izao ny mpanohana ny raikalahy teo aloha. Dia eto indray isika hanisa.

Ny efa mazva aloha sady mampalahelo dia tsy mba fankasitrahana no azon'io fitondrana io hatramin'izao fa toa fanamelohana hatrany. Ny olona raha tonga amin'ny fitondrana izany tena mahazo telegrama sy lettre personnel feno fiarahana sy firarian-tsoa. Ity indray tena taratasy misokatra fanamelohana. Indrisy mantsy ra-TGV, mba andry ihany fa tsy mahay miandry, dia izao sisa: velona fa mitsipozipozy.
novalian'i Andribe ny 26/03/2009 21:02
2. sitlo ( 26/03/2009 19:38)

Vola
3. Andribe ( 26/03/2009 20:10)
aiza le vola :-D :-D :-D :-D :-D
4. fijo ( 26/03/2009 20:30)
aiza tokoa fa tena mil avol aaho izao
5. xxx ( 26/03/2009 20:33)
Mbola vao havadika chifre ny 4X4 sy ny force one fa andraso kely aloha
6. fijo ( 26/03/2009 20:44)
kibo noana tsy mahandry e.hoeny ambohijatovo izahay rah avao tsy tonga eo ny sosy an
7. Andribe ( 26/03/2009 21:02)
mety andrahoana angamba le 4x4 rehefa tsy lafo mety matsiro an =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1704