vahoaka 100.000 no handrasana ny dimenche 29mars eo mahamasi

1. dofinois ( 26/03/2009 20:59)
raha izao fandehan'ny tolona izao dia ho maro tokoa ny ho tonga eny mahamasina ny samedi dimenche izao,no demostration de force mba handresena lahatra an'i sadec hanomeha pression ny lundi 30novembre
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:57
2. xxx ( 26/03/2009 21:00)
diso le daty 30mars no izy eh efa maika koa e ny 1er avril efa akaiky :-D ^^ :-D :-D
3. Noue ( 26/03/2009 21:01)
aleo ho any daholo koa eee !!! io mahintsiny no tena ilaina zao !!! @ zay tena hitan'tgv fa tsy ny vondron'olona 3000 no atao oe vahoaka
4. fijo ( 26/03/2009 21:01)
feno ioka,mino afotsiny ihany
5. salopard ( 26/03/2009 21:02)
Eo Mahamasina marina.

Fa aiza foana ny manif any @ faritany ho an'ny pro-Ravalo e!

Tsy hisy io, na @ dimanche aza.; satria:

- RAVALO RACISTE tsy tia côtier;

-Ze m'en fous du 29 Mars 1947. ze n'ai pa été encore né (Ravalomanana ,2006)
6. Noue ( 26/03/2009 21:05)
ka tsy ianao mahintsiny ry salopard no hibaiko ny vahoaka na ho any zareo na tsia eee !
7. klitika ( 26/03/2009 21:07)
Fa nga efa nitarina i Mahamasina no ahazaka 100.000
8. vilambava ( 26/03/2009 21:07)
De atao inona sa haninona hono ireo vahoaka ireo sa hoe hanao démonstration fotsiny? Raha tsy misy acte kely nge tsy ho taitra ny ao Ambohitsirohitra ao e. Mafana tsara le seza ao de lasa bemarenina sy jamba daholo ze tonga ao. Teny matanjaka be le ody napetraka tao hatramin'izay.
Tsy hoe hasiana rà mandriaka no tiako hambara fa sao de misy diso fandray eo indray an. Tokony manao hetsika hafa mihitsy mba hanairana sy hanafainganana ny hetsika fa tsy mivorivory sy kabary be fotsiny le izy de lasa film miverimberina sy mandreraka ary ny farany de lasa mandainga sy mamorona ny tsy misy ny mpikabary.
9. dofinois ( 26/03/2009 21:10)
rehefa mandeha ny election ry salopard dia lany foana i ra8 any @ province ah,100.000 no tanjona amin'izay fantatr'i tgv izany atao hoe vahoaka marina
10. Andribe ( 26/03/2009 21:10)
misy fananambe ve any
8O 8O :-D :-D :-D :-D
11. fijo ( 26/03/2009 21:18)
amin'ny alatsinainy dia tsy misy miasa intsony ny mpiasam panjakana,,de vita hoazy le malama
12. xxx ( 26/03/2009 21:34)
mahagaga fa ny tafo bozaka no manohana an'i malama a
13. fijo ( 26/03/2009 22:02)
ka ireny mora homena vol ahamaky trano izay tsy tiana ka
14. xxx ( 27/03/2009 03:56)
Tongava daolo @ samedi eny ambohijatovo de ny dimanche eny mahamasina e! atao hitany masobe ndry zareo oe reo ny vahoaka tsy mankasitraka ny mpandroba fahefana.
15. fijo ( 27/03/2009 22:57)
ngah aireo mahita,taranak'i ratsirak aireo,jamba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1539