TS AZON FIRENN HAF IDIRAN NY RAH2 TOKATRN RAH TS MIS GENOCID

1. KALACK ( 26/03/2009 17:45)
Genocide (famonoan'olona faobe) na ny mitovy2 amzay no mitranga am firenen iray mikorotn na miady atrano (basy, grenade , ...armes lourds) d ts azon'ny firenena haf itsabahana miiits na hidirany ny rah2 tokatrannn firenena iray na mikorontn aza , ka ny atsik ty anef milamn b tsis ninonnnn mihts sad ravalo ef nidemission ka ts possible zany SADC s Mercenaires s ny tariny zany , fa ref ts voavah tsik eto ny olantsik eto de vita ny aminy
novalian'i fijo ny 26/03/2009 20:52
2. tsimatimanota ( 26/03/2009 17:51)
Article 60 de la constitution malgache :
- Lorsque les Institutions de la République, l’indépendance de la Nation, son unité ou l’intégrité de son territoire sont menacées et que le fonctionnement régulier des pouvoirs publics se trouvent compromis, le Président de la République peut proclamer, sur tout ou partie du territoire national, la situation d’exception, à savoir la situation d’urgence, l’état de nécessité ou la loi martiale. La décision est prise par le Président de la République en Conseil des Ministres, après avis des Présidents de l’Assemblée Nationale, du Sénat et de la Haute Cour Constitutionnelle.
La situation d’exception peut être prolongée au-delà de quinze jours dans les mêmes formes.
La proclamation de la situation d’exception confère au Président de la République des pouvoirs spéciaux dont l’étendue et la durée sont fixées par une loi organique.
Dès la proclamation de l’une des situations d’exception précitées, le Président de la République peut légiférer par voie d’ordonnance pour des matières qui relèvent du domaine de la loi.
3. zoam ( 26/03/2009 17:52)
marina lesy izany ry zandry fa tsy hamelantsika ireo ireo mercenaire ireo,efa vonona daholo koa ny kofa miaraka ny kapisaty sa ahoana :evil: :evil: :evil: :evil:
4. andrywui ( 26/03/2009 17:53)
Marina zany ZOAM sy KALACK a!!!!!! tsy misy tafiditra fahatany eto M/car zany ny mpampihorohoro sy ny Fahavalo e!!
5. zoam ( 26/03/2009 17:53)
aza besafara eo ela ry tsimatimanota , :evil: :evil: :evil:
6. ifiona ( 26/03/2009 17:53)
zany aloha eo ihany fa tena sahirana be zany ny tenako mamaky an'i KALACK e! toa fanoratr'ireny adolatsento @ sms ireny e!

fa hitako ihany aloha na zany aza! efa hitan'i KALACK moa anisan'ireo banderole ao ambohijatovo dia misy hoe: vonjeo izahay SADC.

Fa maninona aza ny olona no manao an'izany? efa hitany fa tsy alehany ireto miaramilantsika gasy.

Jeneraly baikon'ny kolonely, kolonely nitendry tena ho chef d'etat major, kolonely mampitahotra ambasadaoro...

zao ndray dia tedavin'ireo miaramila tapenam-bava izahay ka hoe arovana tsy hidiranay hono ny 13 mai? nefa izahay angaha moa nanakorontana akory, fa nahoana no manao an'izany nefa nareo isan'andro navela nidina tany, nga izahay nanadala anareo?


:lol:
7. andrywui ( 26/03/2009 17:58)
Io ndray Ifiona !!! hanao inona amin kalaky eo ndray ??
8. KALACK ( 26/03/2009 18:02)
Vita zan ny aminlah les ry akamak fa lasak ty a ! sa zaraina ve ? tsik sy nareo mants mb mpiakam ian faleo zarain ary e
9. Noue ( 26/03/2009 18:03)
marina aloha fa tsy azo atao zany oe misy firenena miditra @ tsy tokony hidirany zany ee ! lasa hivadika zavatra hafa eo ity mahazo an'M/car ity raha sanatria ka hisy zany !
10. ifiona ( 26/03/2009 18:03)
wiwi! maninn ndray e! nga moa izy ataoko n'inn n'inn f'enao ko aza saro piaro :-D

:* :* :* :* :* :* :*
11. tsimatimanota ( 26/03/2009 18:05)
NDANA MIPITSIKA ANY FRANCE DIENY IZAO AZA LISANY TGV
DIA HAJANOKO NY SADC
12. KALACK ( 26/03/2009 18:08)
Tsimatimnt a, ts tafiditra et zany oa ny SADC fa tsy azony hatao am lalana iraisampirenena zany , satri mlamn be i M/car rehef jerena faobe
13. Noue ( 26/03/2009 18:09)
:-D :-D :-D :-D
14. KALACK ( 26/03/2009 18:11)
Ny hevitr atoroko fotsin de aleo alo hikamofl any ananonannnn any ny dadanareo mandrpangitsy ny fon'ny olona mitad azy maf zao f met h fatin ol eo in
15. ifiona ( 26/03/2009 18:15)
d ôn lty klck rh esoriko dhl zny ny "a" di zo sis le feheznten

16. tsimatimanota ( 26/03/2009 18:24)
HO HITA EO IZAY HO FATY E
MINISITRA IRAY AZA TSY VOAPETRAKA INTSONY HATRAMIN IZAO
SA DEKY SAHADY !
17. KALACK ( 26/03/2009 19:53)
mitahi i dada fa ef lasank razan e, mivavah ho az f vovok iz ar hivern h vovok indray ,amen ,
18. Andribe ( 26/03/2009 20:03)
raikitra ny gera handeha be ndray ny risoriso mahazo vola beeeeeeeeee =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
19. KALACK ( 26/03/2009 20:05)
N hevitr at mandé n an'i andribe ze ahazoambol fon no ao andohan , ndan elah maner koks fa ren b sosy b ,
20. Andribe ( 26/03/2009 20:39)
KALACK:

N hevitr at mandé n an'i andribe ze ahazoambol fon no ao andohan , ndan elah maner koks fa ren b sosy b ,

koks nga maman ela no manambola be

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417