Misy idiran'ny Frantsay ...ve ? (tohin-dresak'i SOANJA)
1. rakaroka
(
26/03/2009 20:25)
Raha tsy voatery hamaly "eny" na "tsia" avy hatrany aho, dia satria mahatsiaro ho tompon'andraikitra @ resaka atoko sy ny "fiantraikan'izany" ho an'ireo fo misendaotra "ambony ihany tsy ampy fiheverana misimisy akory" ka zary midivitra toa itony !
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m49c3e729c295c
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m49c3e729c295c
novalian'i rakaroka ny 28/03/2009 13:13
2. vilambava
(
26/03/2009 20:31)
Tsotra ny valiny: misy idiran'ny frantsay ny resaka eto Madagasikara. Antony: manaraka ny fivoaran'ny toe-draharaha eto izy ary araho tsara ny vaovao izay avoakan'ireo izay lazaina fa mpampita vaovao frantsay dia hazava aminao ny tiany atao. Raha tsy manana interet eto amintsika izy tsy hanaraka akaiky ny toe-draharaha eto. Rah tsy hoe tena manana fitiavana be angaha izy dia hoe manaraka akaiky ny zava-misy eto Madagasikara mba hahafahany manampy antsika amin'ny fo tsotra sy feno fitiavana tsy mitaky valiny. Kanefa sarotra hinoana io amin'izao andro izao.
3. rakaroka
(
26/03/2009 20:32)
Raha niteny aho hoe mieux-placée, sy niresaka ny fiainana niainako ( tsy sanatria ho fisehoana araka ny fihevitry ny sasany fa ny "FAHATSAPAKO" ny "elanelam-pijery eo @ "Vécu" sy ny "tombatombana"
4. rakaroka
(
26/03/2009 20:35)
Tohizako ny resako : nolalovako tahaka ny maro ohatra raha mangataka "VISA" ao @ ambassade ianao dia ny vaninteniny dia hoe " la france vous a réfusé" le visa .
Dia iza ary no tokony hi-s'adressé-vanao ho La france ?
Dia iza ary no tokony hi-s'adressé-vanao ho La france ?
5. rakaroka
(
26/03/2009 20:39)
izay no maniteraka ny atao hoe "cible" fa tsy miady @ aloka akory , dumoins mba identifié-nao akaiky hoe "iza marina moa no rangory fototry ny afo tompon'andraikitra :?:
6. fijo
(
26/03/2009 20:42)
misy hidirany io ka,mba jereo amin'ny saina malalak afotsiny e,naninona no tsy nisy ambasadera teo rah atsy tonga i andry?????ary naninona no hoe niaraka raopilanina io olona io sy ny vadin'i andry???
iza no ambasady nanatona an'i andry voalohany??sa dia ten afifandrifian javatra be tokoa ngaha?
iza no ambasady nanatona an'i andry voalohany??sa dia ten afifandrifian javatra be tokoa ngaha?
7. Andribe
(
26/03/2009 20:50)
miditra sy mivoaka otran ny lelonjaza eo ihany eee rehefa misy sosy de miditra rehefa may ny tanana de mivoaka zay ihany ny azy fa angaha misy mihoatra izay
izy ve de tena hampandroso an i madagasikara alohan i france aza manofy re ry malagasy
:roll: :roll:
izy ve de tena hampandroso an i madagasikara alohan i france aza manofy re ry malagasy
:roll: :roll:
8. xxx
(
26/03/2009 20:56)
Ka io indrindra nge no hidirany eto e. Ahitany sosy hampandrosoana an'i frantsa ny eto dia interesée izy.
Tsy izay ve le valin-teny tedavin'i Soanja, sa lasa hors sujeet doly? Sady izy koa aza to tsy nanohy an'ilay resaka tsony, nefa hoe zavatra serieux no nataony. Zany ve de mba serieux?
Tsy izay ve le valin-teny tedavin'i Soanja, sa lasa hors sujeet doly? Sady izy koa aza to tsy nanohy an'ilay resaka tsony, nefa hoe zavatra serieux no nataony. Zany ve de mba serieux?
9. salopard
(
26/03/2009 20:59)
fijo:
misy hidirany io ka,mba jereo amin'ny saina malalak afotsiny e,naninona no tsy nisy ambasadera teo rah atsy tonga i andry?????ary naninona no hoe niaraka raopilanina io olona io sy ny vadin'i andry???
iza no ambasady nanatona an'i andry voalohany??sa dia ten afifandrifian javatra be tokoa ngaha?
qu'est ce que tu fais en france banane.
Ny sefonao au moins mana-kambo, nankany swaziland.
Mias toi, tu passes ton temps à critiquer la france, tout en restant sur le sol français.
t'es un vrai tafiole
10. rakaroka
(
26/03/2009 21:01)
'zaho tsy mianina @ fiheverako mety tombana ihany fa manao recoupement izay nisy . en effet raha ny marina fony niandoha ny Fifanolanana dia ingahy
Bernard Kousned niezaka ny handamina ny any ho "fitsimbinana" ireo
20.000 ressortissant frantsay azo arahina eto
http://www.premier-ministre.gouv.fr/chantiers/politique_etrangere_866/diplomatie_reconciliation_1095/madagascar_alain_joyandet_va_62613.html

11. dofinois
(
26/03/2009 21:05)
efa ho avy ny saction momba an'ireo ,tsy misy mahazo mivoaka ny dago intsony,ary ny double nationalité raha mivoaka ny dago dia toy ny olona rehetra ihany na dia minisitra aza.
12. Andribe
(
26/03/2009 21:15)
ary mbola mahazo miditra ihany ve aloha eto madagasikara sa tsy mahazo miditra no tsy mahazo mivoaka koa :-D :-D :-D :-D :-D
13. rakaroka
(
26/03/2009 21:15)
Azafady aloha fa misy tsipelina diso , de toute façon efa voahitsinareo ao amin'ny tranokala.
Heu...Ireo milaza fa dia mbola mis'accroche" bbbe amin'ny zana-taniny i Frantsa ! +> Tsy ny zana-tany irery anie no isian'ny exploitations frantsay amin'izao andro itenenantsika izao, ary raha heverina aza mbola be lavitra koa ny "investissement-drizareo any Chine" ohatra, vao haingana 'zao tany mexique Sarkô , mbola tsy tany Dago 'ngamba izy satria hoe "interessant" any :?: Ary hatrany Etats-Unis misy ny boutique de luxe-ny Louis Vuitton sns.
Firifiry akory aza ny namana teto no lasa any? dia manangana "entreprise sns".

14. rakaroka
(
26/03/2009 21:23)
Nonnnnnnn......sincèrement soa fa miaina eto Frantsa aho afaka mahita mivantana izany hoe placen'ny Gasy sy i Madagasikara eto amin'ny Firenena Frantsay. Fihevitro dia tsy ny gasy sy i Madagasikara loatra mihitsy no centre d'inter^t eto fa ny krizy eto sy ny fiatrehana izany no mibahana ary tsy mino aho hoe dia i Mcar no 'ndeha hidododon-drizareo hamahana ny olany!
15. rakaroka
(
26/03/2009 21:33)
Raha nanipy resaka "associations" aho teo am-panombohan'ny resak'i Soanja.
Dia satria "justement", ny karazana "associations" isan-karazany no niatombohan'ity resaka ity, ary azoko omena ny referansy fa tsy sanatria alaiko arak'hevitra fotsiny dia 'ndeha hanenjika izay tsy mifanaraka amin'ny hevitro aho!
Tao ny "terres-malgaches" izay nanangona "signatures" ho nananika ny 3000
nanohitra ny tsy hivarotana ny velaran-tany somary 'ngeza ihany @ daewoo.
Tao ny "hetsika" diaspora izay tsy mitsahatra ny mihevitra izay hanasoa an'i Madagasikara;
Nisy associations madagasikara soa ? ny Assidu sns....
ireo rehetra ireo dia misy referansa mazava fa soraty ny anarana dia jereo ao amin'ny GOOGLE

16. rakaroka
(
26/03/2009 21:50)
Nisy fotoan'andro tetsy amin'ny Ambassade aho . Nanomboka ny 10 janory ilay manif tao, dia nisy isak'asabotsy hariva;;;tamin'izany no nahafantarako fa mifandray mivantana @ any Madagasikara rizareo, ary t@ izany koa no nahafantarako fa misy "vondron'olona" maaaaro isan-karazany any an-tanàna,
izany hoe mbola resaka "associations" ihany, samy karazan'ny hoe "tonga saina izany" te hiaro ny "zony" , ny fisiany ? ohatra omeko ny vondron'ny mpianatra tany amin'ny "oniversité" sy ny taranja nisiany, ary na mpiasa madinika asa-tanana, sns... dia "araho" ny banderole nisy teny amin'ny 13 mey! tsy nijanona t@ resaka antoko fa na fivavahana , na " sela" maaaaro isan-karazany dia toa samy mangetaheta ....... Dia ho ataoko ve fa hoe ny "Frantsay no nanesika an-drizareo? TSIA DIA TSIA . Ny zava-misy iainany no tiany ioirana. Ka tsapako fa "faux probleme be ity manifika ny source ho Lafrantsa, sahala @ hoe gasy tsy manana hazon-damosina ni "fihevitra azy!" ; Ny gasy angamba plutôt no tompon'ny "initiative" rahateo rizareo no mahadidy mahaefa tompon'andraikitra VOALOHANY eo amin'ny taniny"
Tsy lojika aza ve ny fisainako izany e?
:?: :roll: :roll: :idea:

17. soanja
(
26/03/2009 21:55)
xxx:
Ka io indrindra nge no hidirany eto e. Ahitany sosy hampandrosoana an'i frantsa ny eto dia interesée izy.
Tsy izay ve le valin-teny tedavin'i Soanja, sa lasa hors sujeet doly? Sady izy koa aza to tsy nanohy an'ilay resaka tsony, nefa hoe zavatra serieux no nataony. Zany ve de mba serieux?
Manaraka akaiky aho ka. Tsy teo vetivety fotsiny aho fa manaraka ihany ka.
Mbola mifangaro amiko fotsiny ny zava-drehetra satria zah tsy maharaka ny resaka politika ao Mada loatra. Mamaky blaogy foana anefa, manaraka google alerte Madagasacar, mamaky gazety tribune sy Taratra ary misy mpanao gazety iray mitatitra isanandro ny heviny. Andraso omeko eto ny heviny dia hitanareo fa tsy very aho nefa koa tsy te hitongilana.
Ny tiako hita dia hoe manana porofo mivaingana ve isika Malagasy fa misy idiran'ny Frantsay no olana politika mianjady amin'ny firenentsika. Zany hoe hovelezina ve ny Frantsay raha hiresaka io olana io aho sa odiana fanina? Tsy afaka ny hiteniteny foana anefa aho fa mila zavatra azo tsapain-tanana fa tsy mety amiko ny honohono sns... Tena tao amin'ny Ambasady Frantsay tokoa ve i TGV no niafina tamin'ny fotoana nisy ny saika hifofo ny ainy? Miaro manokana ny fitondrana tetezamita izao ve ny frantsay ary inona no mahatonga azy hanao izany? efa voavakiko ny resaka momba izany ary misaotra anareo aho nandray anjara.
Misaotra an-dRakaroka nanokatra ity dinika ity. Tohizo izay hevitra fa eto aho mamaky tokoa sady maka naoty.
Raha misy zavatra tianareo tsindriako manokana momba ity resaka politika ity ka haparitaka dia lazao ahy eto. Manana roa andro isika eto hifanakalozana momba izany.
18. soanja
(
26/03/2009 21:59)
Indro fa hitako ny zavatra tadiaviko. Misoatra indrindra aloha momba an'iny
http://www.topmada.com/2009/03/26/la-position-de-la-france-reste-ambigue/
http://www.topmada.com/2009/03/26/la-position-de-la-france-reste-ambigue/
20. rakaroka
(
26/03/2009 22:05)
fijo:
misy hidirany io ka,mba jereo amin'ny saina malalak afotsiny e,naninona no tsy nisy ambasadera teo rah atsy tonga i andry?????ary naninona no hoe niaraka raopilanina io olona io sy ny vadin'i andry???
iza no ambasady nanatona an'i andry voalohany??sa dia ten afifandrifian javatra be tokoa ngaha?
Bien sure ny ambasadera tany anie hadinonao angaha fa noroasin-dRa8?,
Ny "associations isan-karazany manana relation amin'ny "leader maaaro eto"
ny fifandraisana mitohy ho an'izay olona te hifandray, ary marina ny remarque hoe maninn eto moa ianao raha tsy misy " interêt-nao eto?
Ka tombana ivelany daholo ny arosonao , tsy hoe rehefa tafaraka raopilanina anie dia ...manamarina ny fisainanao e! ...
'zaho tetsy amin'ny "ambassade efa nisy plan maro voavinavina ka! Ianao no surpris!