Misy idiran'ny Frantsay ...ve ? (tohin-dresak'i SOANJA)
21. soanja
(
26/03/2009 22:07)
Tiako ampatsiahivina anefa fa misy an'ity soratra ity efa azoko ato avy amin'ny mpanao gazety ao andrenivohitra ka ho vakiako tsara ary halaiko ambony alaiko ambany. Manantena anareo aho hanome ny hevitrareo. Misaotra.
Hoy ilay mpanao gazety:
Raha ny vaovao farany aty aloha de manao fihetsiketsehana lehibe tahaka izay
nitranga nataon'ny mpitolona TGV ny mpomba an-dra8 etsy amin'ny
kianjan'Ambohijatovo. Mahavory olona tokoa izy saingy tsy any no olana fa ny
fahotana mahafaty nataon'ilay olona lazaina fa manara-dalana.
1) Ara-dalana ve ny fanakatonana haino aman-jerin'ny tsy mitovy firehana
aminao ?
2) Ara-dalana ve ny rapadango nataon'ny TIKO tamin'ny tsy fandoavan-ketra
izay mitetina amina miliara maro be ?
3) Ara-dalana ve ny nividianana ny fiaraminidina Force One II izay tsy
naharesy lahatra ny mpampisambobola ny tatitra nataon'ny fitondrana Ra8 ?
4) Aara-dalana ve ny fitifirana ny mpitolona zay tana-polo niakatra
an'Antaninarenina fa tsy tonga akory teo amin'ny faritra mena izay nolazaina
fa fetra farany ahafahan'ny mpiambina ny Lapan'Ambohitsirohitra miaro izany
?
5) Ara-dalana ve ny fanomezana tany ho an'ny vahiny izay mitentina 1,3
miliara hekitara ho an'ny koreana ao anaty ny bail 99 taona ?
6) Ara-dalana ve ny fampasana bala réélle fampiasana amin'ny tany miady nefa
Lapa tsy misy mpitondra fanjakana arovana akory ao anatiny ?
7) Ara-dalana ve ny fakana ny volan'ny FLM teny Ankaramalaza zay manana ny
statut-ny manokana nefa jabahan-dRa8 de tsy nisy sahy niteny ny mpiangona
nefa rakitra tsy nifanarahana fa hanaovana izany akory ?
8) Ara-dalana ve ny fampiasana ilay bombe lacrymogene napoapoaka eran'ny
tànana tsy andro tsy alina tsy sekoly tsy hopitaly tetsy Anosy sy Mahamasina
?
9) Ara-dalana ve ny fakana ny port ny Toamasina izay nananganan-dRa8 sy ny
fanakaviany orinasa mamokatra la farine ?
10) Ara-dalana ve ny fampifangaroana ny raharan'ny fiangonana (amin'ny maha
filoha lefitry ny FJKM azy) amin'ny maha tompon'ny TIKo sy amin'ny maha
filoham-pirenena azy ?
11) Ara-dalana ve ny fampidirana olona iray am-ponja tsy misy mandat d'arret
fa tefitefena maimaika eo ampidirana ny fonja izany ?
12) Ara-dalana ve ny fanafarana mercenaire avy any ivelany (Afrikana tatsimo
sy israeliana) nandritra ny tolona namaivay teto nefa tany manana
mpitandron'ny filaminana eto ?
13) Ara-dalana ve ny halabato nataon'ny antoko TIM tamin'ny fifidianana
Ben'ny Tanana farany teo izay nolazaina fa ny TIM hatrany no nandresy eran'i
Madagasikara nefa rehefa niverenana nojerena sy natao ny fanadihadiiana de
hay vitsy tamin'ireo ihany no tena lany fa halabato ny ambiny ary naongan'ny
fitsarana. Tsy nisy fanazana kely akory nataon'ny fanjakana nanoloana izany
fa nangina izy. Nefa mitaky fifidianana fitsapan-kevibahoaka Ra8 (de
hangala-bato indray ?)
14) Ara-dalana ve ny fanelingelenana ny radio sy TV amin'ny alalan'ny
brouillage izay fantatra fa natsangany tery an-tendrombohitra tsy lavitra
an'Iavoloha le pilone be natao hanelingelenana ny feo tsy ho tonga any anaty
radio Antsiva, Viva radio, TV Plus ary TV Viva. An'iza ireo station ireo ?
An'ny olona tsy mitovy firehana amin-dra8 ka raha nanahirana an-dra8
tamin'ny vahoaka ny naka na nanidy azy ireo de ny fanembatsembanana ireo tsy
ho henon'ny isan-tokantrano indray no vahaolana nataony.
Sy ny sisa sy ny sisa. Misokatra ho an'ny rehetra ny fanontaniana.
Ny zavatra tsy azo adino koa ry Soa, eto ampamaranana ny resako, de ity.
N'iza n'iza mpitondra teto de niara-niasa tamin'ny mpitondra teto avokoa ny
ambasadaoro vahiny. Arak'izany de sarotra ho azy ireo ny hanaiky ny
mpitondra vaovao eo fa mampifilafila na mody mandrahona mihitsy aza izy
amin'ity rsaka fiaraha-miasa sy ny sisa ity. Ka tsy de mahagaga loatra ny
fanapahan-kevitry ny Sadc, ny UA, ny CI amin'ny zava-misy eto amin'ny
firenena. Afaka manaratsy arak'izay itiavany azy izy. Mampahatsiahy ahy ny
fotoana 2002 nisian'ny fihetseham-bahoaka nampiakarana an-dra8 teo amin'ny
fitondrana ny tantara. Lany tao anaty fifidianana Ra8 (1er tour de vita).
Iza moa no ambasadaoro nanaiky ny fahalanian-dra8 tamin'izay ? Iza no tsy
nanao filazana fa tsy manaiky ny investiture natao voalohany tetsy
Mahamasina ? Satria nafilotra ny fiaraha-miasa sy ny tombontsoa azon'izy
ireo tamin'ny fitondran-dRatsiraka (manakarena hono i Madagasikara ka atsipy
aty ny fiarahamiasa maharitra). Lojika mihitsy raha tsy hanaiky an-dra8 ny
vahiny mpiara-miasa na mpamatsy ara-bola. Inona no nitranga rehefa avy eo :
io fa nipoitra tsikelikely ry zareo na de nanao izay ho afany aza hitazomana
sy hiarovana an-dratsiraka. Niverina ny tantara 2009. Tsy resa-pifidianana
ndray ilay izy fa fitakiana tsotra izao. Ny antony, raha mitohy izao de
ripaka ny harena eto, ripaka koa ny mahantra izay mba manana zo hiaina
ankahalalahana sy hiaina toy ny olon-drehetra. Fanjakana mpanjaka ve no
tadiaviny atao eto ? Izay no nitambatambatra ankoatra ny fampitahorana ny
rehetra mitady hiteny mafy ny fitondrana ka nahatonga famoriam-bahoaka leo
azy."

22. rakaroka
(
26/03/2009 22:13)
[quote=vilambava]
Raha tsy manana interet eto amintsika izy tsy hanaraka akaiky ny toe-draharaha eto.
Sao mieritreritra aza ianao fa ny Frantsay irery no manaraka akaiky ny toe-draharaha any? Dia mino ve ianao fa tsy manana soucis amin'ny ambasadaorony any ny "amerikana" ohatra?...
Rah tsy hoe tena manana fitiavana be angaha izy dia hoe manaraka akaiky ny zava-misy eto Madagasikara mba hahafahany manampy antsika amin'ny fo tsotra sy feno fitiavana tsy mitaky valiny. Kanefa sarotra hinoana io amin'izao andro izao.
Dia lazaiko anao mazava fa tsy misy vahiny (afa-tsy i Père PEDRO avahako lé rangahy io ) 'ndeha ho any tsy amin'ny tombontsoany mihitsy aloha e, ka dia aza "avahana" loatra ny Frantsay satria io na Amerikana na sinoa sns tonga any mitovy aby ny "but"-ny !

23. fijo
(
26/03/2009 22:14)
inona no tian'ilay mpanoa gazety lazaina amin'ny hoe"aradalana"?????
raha manontany izy ohatra hoe "aradalana ve ny fividianana force one"????amiko,ny atao hoe aradalana ,dia izay tsy voararan'ny lalana.
raha io no valiako ohatra,dia tsy misy lalana gasy na vazaha mandrara ny filoham panjakan airay,hividy fiaramanidina.
raha nanontany izy hoe"rariny ve....?izay indray dia azo hiadiana hevitra.fa eto dia hafangaron'ilay "mpanao gazety" ny lalana sy ny rariny.

24. rakaroka
(
26/03/2009 22:18)
xxx:
Ka io indrindra nge no hidirany eto e. Ahitany sosy hampandrosoana an'i frantsa ny eto dia interesée izy.
Draiiiiiyyyyyyy koa saosy adala tompo kosa ve?...
Tsy izay ve le valin-teny tedavin'i Soanja, sa lasa hors sujeet doly? Sady izy koa aza to tsy nanohy an'ilay resaka tsony, nefa hoe zavatra serieux no nataony. Zany ve de mba serieux?
Tsia raha manarak ny valintenin'i Soanja vao tary amin'ny size voalohany ihany aza dia efa takany ny tiako holazaina ianao no tsy nahatakatra raha tsy eny na tsia!:wink:
25. soanja
(
26/03/2009 22:23)
Eny ary fa dia valio ary ireo heviny ireo aminy teny mifanaraka amin'i Fijo hoe RARINY VE? amintsika Malagasy izay ao anaty fahantrana ka ireo no nitranga?
Alefako eto izy hamaly izay tianareo hapetraka aminy koa momba ireo voalazany. Misoatra mialoha.

26. soanja
(
26/03/2009 22:27)
rakaroka:
xxx:
Ka io indrindra nge no hidirany eto e. Ahitany sosy hampandrosoana an'i frantsa ny eto dia interesée izy.
Draiiiiiyyyyyyy koa saosy adala tompo kosa ve?...
Tsy izay ve le valin-teny tedavin'i Soanja, sa lasa hors sujeet doly? Sady izy koa aza to tsy nanohy an'ilay resaka tsony, nefa hoe zavatra serieux no nataony. Zany ve de mba serieux?
Tsia raha manarak ny valintenin'i Soanja vao tary amin'ny size voalohany ihany aza dia efa takany ny tiako holazaina ianao no tsy nahatakatra raha tsy eny na tsia!:wink:
Misaotra Rakaroka. Mahavaly azy mihitsy ny voalazandry ka.
:-* :-* :-*
27. fijo
(
26/03/2009 22:33)
izay,ny fanontaniana tokony hapetraka dia hoe rariny ve raha nanao ireny i ravalo????
fa rehefa voavaly daholo izay,dia mba apetraka koa ny fanontaniana hoe:"rariny sy aradalana ve,raha sosotra i tgv sy ny mpomba azy,dia mandoro sy mandroba ary maka fahefana ankeriny?

28. soanja
(
26/03/2009 22:45)
fijo:
izay,ny fanontaniana tokony hapetraka dia hoe rariny ve raha nanao ireny i ravalo????
fa rehefa voavaly daholo izay,dia mba apetraka koa ny fanontaniana hoe:"rariny sy aradalana ve,raha sosotra i tgv sy ny mpomba azy,dia mandoro sy mandroba ary maka fahefana ankeriny?
Izay manko. Aleo ampiasaina ny fahendrena eto. Iza no mandeha voalohany? Iza no loharanon'ny fifanjevoana? Aleoko naotira tanteraka saingy mila manan-kevitra hijoroana aho na izany aza. Alefako eto izy hamaly anao raha vonona. Misaotra mialoha Fijo.
Mandritra izay dia mba jereo akaiky ireo namparary azy ireo. Inona no tena tombotsoantsika (Malagasy) rehefa dinihina lalina? Nisy fomba hafa ve nahafahana nanala io fantsika nanditsoka ny masontsika io?
29. fijo
(
26/03/2009 22:56)
za manokana di amisy zavatra iray tsy nitiavako an'i ravalo.dia ny tsy fahaizana mihaino ny hafa.
marina ,fa tena te hanao zavatra hoan'ny malagasy izy(na dia nangorona be koa aza)saingy ilay fombany no tsy mety.tsy nihaino ny olon ahafa mihintsy izy,ka izay n onahatonga azy nanaonao foana indraindray.

30. naughtyboy
(
27/03/2009 08:38)
ireo voalaza rehetra teo ambony ireo dia zv iainana daholo fa ny nahatonga azy dia iray ihany ,avy @ politika famotehana(fitiava-tena tafahoatra sy famoretana @ fanamparam-pahefana) nitaizan'ny frantsay ny mpanao politika malagasy hatr@ zao
Efa an-jato taonany maro no nikendreny frantsay ny harenan'ny nosintsika,ka tsy avelany mora fa ao ambadiky ny zv-miseho rehetra ao amintsika izy ireo.Tsy mbola tena tafatambatra tsara ny nositsika no tonga izy ireo ary ireo taiza ratsiny no nanohy ny asa nokasainy ela,tsy mbola nisy na 1 aza nanana hevitra hampitambatra tanteraka ilay nosy sy hanaja ilay soa toavina iombonana/collectivism araky ny filazany soanja ary hanome lanja kokoa ny vahoaka eo anivon'ny fianam-pirenena araky ny fiteny ilay mpanjaka nalaza taloha hoe "Tsihy be lambanana ny ambanilanitra..."hitohy avy eo ireo oh. vitsy2 ankoatry ny efa fantatrareo rehetra eto

31. ravonjison
(
27/03/2009 15:04)
soanja:
xxx:
Ka io indrindra nge no hidirany eto e. Ahitany sosy hampandrosoana an\'i frantsa ny eto dia interesée izy.
Tsy izay ve le valin-teny tedavin\'i Soanja, sa lasa hors sujeet doly? Sady izy koa aza to tsy nanohy an\'ilay resaka tsony, nefa hoe zavatra serieux no nataony. Zany ve de mba serieux?
Manaraka akaiky aho ka. Tsy teo vetivety fotsiny aho fa manaraka ihany ka.
Mbola mifangaro amiko fotsiny ny zava-drehetra satria zah tsy maharaka ny resaka politika ao Mada loatra. Mamaky blaogy foana anefa, manaraka google alerte Madagasacar, mamaky gazety tribune sy Taratra ary misy mpanao gazety iray mitatitra isanandro ny heviny. Andraso omeko eto ny heviny dia hitanareo fa tsy very aho nefa koa tsy te hitongilana.
Ny tiako hita dia hoe manana porofo mivaingana ve isika Malagasy fa misy idiran\'ny Frantsay no olana politika mianjady amin\'ny firenentsika. Zany hoe hovelezina ve ny Frantsay raha hiresaka io olana io aho sa odiana fanina? Tsy afaka ny hiteniteny foana anefa aho fa mila zavatra azo tsapain-tanana fa tsy mety amiko ny honohono sns... Tena tao amin\'ny Ambasady Frantsay tokoa ve i TGV no niafina tamin\'ny fotoana nisy ny saika hifofo ny ainy? Miaro manokana ny fitondrana tetezamita izao ve ny frantsay ary inona no mahatonga azy hanao izany? efa voavakiko ny resaka momba izany ary misaotra anareo aho nandray anjara.
Misaotra an-dRakaroka nanokatra ity dinika ity. Tohizo izay hevitra fa eto aho mamaky tokoa sady maka naoty.
Raha misy zavatra tianareo tsindriako manokana momba ity resaka politika ity ka haparitaka dia lazao ahy eto. Manana roa andro isika eto hifanakalozana momba izany.
Tsy ho lava resaka @ fanazavana aho ka dia hohezahiko hofintinina ny hevitro : ENY, MISY HIDIRAN \" I FRANTSA TOKOA.
Ny olana anefa dia ny porofo mivaigana, satria tsy adala akory ireo mpanao politika frantsay ka hataony hita maso ilay izy, mitandrina mafy mihitsy aza izy ireo mba tsy ho hita direct izany. Noho izany dia voatery tsy maintsy mionona @ porofo indirect, lojika, tantara isika. Ny porofo mivaigana dia mety afaka 30 taona vao hiseho.
Anisan\" ny nampisy ny fanjanahantany ny fitadiavana lalam.barotra ny harena ankibontany. Izany dia mbola mitohy ihany hatr@ izao saingy @ endriny hafa miafinafina ( atao hoe fiarahamiasa ). Nisy expert iray izay nilaza t@ telé fa resaka lalam.barotra sy harena ankibontany no antony mampisy ady lava ao Afrika ( ireo vahiny mpitrandraka, ireo antokon\" olona isankarazany ao antoerana). Toy izany koa ny zava-misy eto Mcar, manana interet eto ny Franrsay toy ny pays grand puissance rehetra, ary koa manantena fa tokony ho lohalaharana @ izany izy satria efa efa izy no teto.
Ohatra : Burkina Faso : Thomas Sankara ( filoha taloha) dia voatifitra ary voaongana ny fanjakany. I Blaise Compaouré ( filoha ankehitriny) no nanatanteraka izany. @ izao fotoana izao dia efa nandeha t@ telé tatý eoropa ny documents mikasika ny ady sy fanonganam-panjakana tao Afrika. Ireo documents ireo no nilaza sy nanome porofo fa ny Frantsay no tao ambadik i Blaise Compaouré, satria Thomas Sankara nanao politika somary niataka an i Frantsa. Izany hoe efa afaka taona ampolony maromaro vao fantatra ny marina. Mitovotovy daholo ny politikan\" i Frantsay @ pays afrikana.
Mitovitovy @ izay ny zavamisy eto Mcar, Tsy voatery izy miteny direct hoe : esory Ravalo, fa kosa araraotiny ny zavamisy ary ampiany izay olona hiakatra eo ka azony hifampiraharahana mikasika ny tombotsoany. Mandritra izany izy dia mody miteny hoe : neutre.
Amiko dia tsy misy maharatsy ny zavatra sasany nataon\" ny Frantsa,saingy ny olana dia izao : raha @ Frantsa irery foana isika no hanao fiaraha-miasa dia voatery miankina aminy tanteraka. Noho izany dia tokony hozarazaraina @ pays hafa ny fiaraha-miasantsika.
Ny hitako dia tsapan\" i Ravalo tsara izany zavatra izany , ka tsy i Frantsa irery ihany no tiany hiara-miasa amintsika ( n\" iza n\" iza mpanao buisness dia mahalala izany), noho izany izy dia niezaka nanao fiaraha-miasa t@ pays hafa. Izaany anefa dia nahatezitra an\" i Frantsa satria somary voahilika izy. Noho izany n\" iza n\" iza hanala an-dRavalo, na misy antony na tsy misy antony, dia vonona i Frantsa hanampy azy ankolaka ( na ara-bola, ara-moraly, sns...).
IZAY NO HITAKO FA LOJIKA, fa ny ankoatr\" izay dia resaka fanaratsiana sy fanararaotana, fanadalam-bahoaka.
Toy izany daholo ny olana miandry ny filohan\" ny firenena mahatra rehetra ka manana harena, izay mba te-hivoatra, satria tsy maintsy misy mankahala foana izy.
Zavatra hafa kosa indray ny hoe: ireo fiaraha-miasa natao t@ pays hafa ve mba nampandroso an\" Mcar ? Iny dia afaka taona maromaro ao voavaly ary koa miankina @ hoe: inona marina moa no voasoratra ao anatin\" ireo taratasy fifanarahana.
Ny lojika anefa dia izao : Ravalo dia olona mpanao buisness, fantany tsara fa tsy maintsy misy tombotsoa harahina aho, saingy io tombotsoa io ve hoa azy sa hoan\" ny malagasy sasany ( tsy voatery hoan\" ny malagasy rehetra).
Ny henoko dia izao : mahagaga ihany hono fa i Ravalo tao anatin\" ny fotoana fohy dia hita fa nampandroso an\" i Mcar, indrindra raha ampitahaina @ sasany ( Ratsiraka 18 taona nefa inona ny vitany, ny pays afrikana sasany tsy lazaina intsony). Io fihatsarána io anefa dia tsy mikasika ny malagasy rehetra, misy ihany no tsy mahatsapa izany, noho izany tsy maintsy misy foana ny tsy faly.
Ny resaka hoe i Ravalo dia tsy mety mihaino olona dia izao noa azoko lazaina : tsara mihitsy raha tsy mihainohaino foana izy satria misy ireo mody manoro nefa misy tombotsoa arahiny ao ambadika, misy indray ny manoro vohana, ao koa ny tsy ampy fahalalána sy experience nefa mba te-hanoro. Ny olona azony hitokisana ihany no tokony hohenoiny.
32. xxx
(
27/03/2009 16:05)
Rakaroka tena minia mikipy mihintsy fa tena tia frantsay . Averiko indray tsy misy ifandraisany ny associations sy ny politique économique. Andeha hatao hoe "tapi-maso" aza ny associations
Aleoko mangina, il n'est pire aveugle que celui qui ne veut pas voir.

33. rakaroka
(
27/03/2009 17:03)
[quote=xxx]
Au "contraire" tsapako fa "voazanaka ara-toe-tsaina loatra ny Gasy mino fa raha vao misy zava-manjo dia i frantsa no ao an-doha! Izany hoe "TENA TSY AFAKA AO AMBANY VAHOAN´NY Frantsay MIHITSY IZANY LE GASY E." Na dia efa mba hoe "Nahaleo tena aza t@ 1960, dia efa niala ny "zone Franc koa ingahy Ratsiraka, dia na i Ravalo aza mbola nidodododo taty!". Hankahalaina foana le Frantsa dia manenjika sy manaratsy, anefa toa tsy afa-miala aminy akory. Ka ny fieritreretana an´i Frantsa lava toa izao dia mampitombo ny poid-ny : zary mila fantarina foana ´zany le "heviny sy position-ny"? Ka tsy izany ve no fiankinan- doha tanteraka ?
Raha hanenjika ´angamba dia ny "fahadonendrina" manaiky ho voambaka no tokonz henjehina kokoa fa ny "fifampiraharahana" tokony ho "avantage" matoa natao!
Rakaroka tena minia mikipy mihintsy fa tena tia frantsay .

34. rakaroka
(
27/03/2009 17:36)
[quote=xxx]
Heu... Tiako marihana fa eto amin´ny misy ahy dia misy ny "associations a but lucratif" izay mifandray @ politique economique tokotrany!
Hafa tsy izany taoko ny "vondron`olona nitambatra" tsy fidiny tany
Madagasikara : Vondron´ny mpano asa-tanana, na createur d´entreprise" isan-karazany, nivondrona rizareo indrindra koa iarovany ny tombon-tsoany ara-economique indrindra indrindra!
Dia lazaiko aminao MAZAVA TSARA FA MATOA I LAFRANTSA tsy nanana olana loatra tamin`ny olana ara-tsolitany farany teo, satria nanana
reserve misimisy izy noho ny fahaizany mifampiraharaha t@ ireto
"associations arabo".Dia sahy hilaza ve ianao hoe "tsy misy resaka ekonomika izany?
Raha miteny ianao hoe "minia mikimpy"
Ianao no minia mikimpy satria ny referansa nomeko ponctuel mikasika ny fiatombohaníty fihetsiketsehana ity dia "hevitra nitsaika au seins de quelques Associations aloha vao mi-joue ny relation-ny amin´ízay rizarei hoenti-manana. Ka aza afotitra les charrues avant les boeufs!
Ka tsy tapi- maso araka ny fijerinao izy fa ianao no tsy manisy vidiny ny fisiany!
Averiko indray tsy misy ifandraisany ny associations sy ny politique économique.8O 8O 8O

Andeha hatao hoe "tapi-maso" aza ny associations
Ka tsy tapi- maso araka ny fijerinao izy fa ianao no tsy manisy vidiny ny fisiany!
35. rakaroka
(
27/03/2009 18:07)
xxx:
Aleoko mangina,=D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ :-$
Ny heveriko fa "FAHENDRENA" indrindra !
Satria :
1- Vendrana BBbbe : ilay mihikika ohatran'ny "adala" hoe:
Noho i LaFrantsa ry 'reto dia nivaralila ny fiainanay!
Dia hoy ny mpitazana hoe fa iza 'kay no tompon'andraikitra voalohany amin'ny fiainan-drizareo?...roll: :roll: :roll:
2- Ity LaFrantsa hoenjehina aza tsy voafaritra mazava: Hoe 'ndeha HANENJIKA an'i Sarko v sa ny tany? sa rehefa Frantsay sy ny mikasika azy rehetra?...
(Ary rehefa narahako aza lé tranon-kala nalefan'i Soanja mbola "commentaire
ahiahy le izy? TSY HOE REHEFA TSY MITENY NA MITENY I FRANTSA DIA IZY IHANY NO CIBLE SATRIA NY HAFA KOA NITENY SY TSY NITENY. KOA MANINN
NY HAFA TSY MBA ASIANA RESAKA HOE MISY IDIRANY, 'ZAY NANOME NY HEVINY MIKASIKA NY ZAVA-MISY!
Tsy hoe REHEFA TSY HITA i Andry dia ny "AMBASSADE" MONJA NO TOERANA AFAKA IAFENANA ANY!
il n'est pire aveugle que celui qui ne veut pas voir.
36. rakaroka
(
27/03/2009 18:17)
3- Amiko tsy fahendrena NO TSY "FAHAIZA-MIAINA " na dia atao aza hoe niharihary toa vay an-kandrina tahaka ny nidarohana'i Bush ny Afgan... Dia sanatria tsy 'ndeha hiantsy ady fa "anti-amerikana" ohatra, satria ao amin'ny tsirairay dia misy haratsiana sy hatsarana aby!
iLAINA INDRINDRA KOA NY MIJERY MIFANAKALO MIANATRA SNS AMIN'NY HAFA

37. rakaroka
(
27/03/2009 18:20)
4- Raha fankahalana sy fanenjehana ny hafa no "abahana an-tsaina" dia tsy mampiatrika ny tokony hatao izany . Sao dia hilaza koa isika fa raha tsy tonga ao am-bava ny vary dia satria i LaFrantsa!
38. rakaroka
(
27/03/2009 18:35)
5- Tena tsy tiako koa ilay fanenjehana satria nisy zava-bita maaaaro nitondra soa koa nentin'ireny olona ireny ary tahakan'ny odian-tsy hita lé izy "HOPITALY" , fanampiana isan-karazany ataon'ny ONG miatrika sy manampy ny olona any, à l'encontre hoe tsy hita akory aza 'zay "akory ataon'ny sasany"!
Ohatra raha nisy "blem" ilay "TSIKOUNGUONIA" tany "Tamatave". Nandefa
manampahaizana nitady "solution" anie ny taty! anefa ilay izy tsy dia tombotsoan'ny aty loatra fa ny any indrindra koa aza!
Ary TRANGA IRAY FOTSINY IO VOALAZAKO IO FA MAAAARO tsy tambo isaina ny tranga toa izany!

39. rakaroka
(
27/03/2009 18:37)
Noho ireo antonantony voalazako eo ambony ireo dia averiko aminao ny teninao hoe:
xxx:
il n'est pire aveugle que celui qui ne veut pas voir.
40. soanja
(
27/03/2009 20:31)
ravonjison:
soanja:
xxx:
Ka io indrindra nge no hidirany eto e. Ahitany sosy hampandrosoana an\'i frantsa ny eto dia interesée izy.
Tsy izay ve le valin-teny tedavin\'i Soanja, sa lasa hors sujeet doly? Sady izy koa aza to tsy nanohy an\'ilay resaka tsony, nefa hoe zavatra serieux no nataony. Zany ve de mba serieux?
Manaraka akaiky aho ka. Tsy teo vetivety fotsiny aho fa manaraka ihany ka.
Mbola mifangaro amiko fotsiny ny zava-drehetra satria zah tsy maharaka ny resaka politika ao Mada loatra. Mamaky blaogy foana anefa, manaraka google alerte Madagasacar, mamaky gazety tribune sy Taratra ary misy mpanao gazety iray mitatitra isanandro ny heviny. Andraso omeko eto ny heviny dia hitanareo fa tsy very aho nefa koa tsy te hitongilana.
Ny tiako hita dia hoe manana porofo mivaingana ve isika Malagasy fa misy idiran\'ny Frantsay no olana politika mianjady amin\'ny firenentsika. Zany hoe hovelezina ve ny Frantsay raha hiresaka io olana io aho sa odiana fanina? Tsy afaka ny hiteniteny foana anefa aho fa mila zavatra azo tsapain-tanana fa tsy mety amiko ny honohono sns... Tena tao amin\'ny Ambasady Frantsay tokoa ve i TGV no niafina tamin\'ny fotoana nisy ny saika hifofo ny ainy? Miaro manokana ny fitondrana tetezamita izao ve ny frantsay ary inona no mahatonga azy hanao izany? efa voavakiko ny resaka momba izany ary misaotra anareo aho nandray anjara.
Misaotra an-dRakaroka nanokatra ity dinika ity. Tohizo izay hevitra fa eto aho mamaky tokoa sady maka naoty.
Raha misy zavatra tianareo tsindriako manokana momba ity resaka politika ity ka haparitaka dia lazao ahy eto. Manana roa andro isika eto hifanakalozana momba izany.
Tsy ho lava resaka @ fanazavana aho ka dia hohezahiko hofintinina ny hevitro : ENY, MISY HIDIRAN \" I FRANTSA TOKOA.
Ny olana anefa dia ny porofo mivaigana, satria tsy adala akory ireo mpanao politika frantsay ka hataony hita maso ilay izy, mitandrina mafy mihitsy aza izy ireo mba tsy ho hita direct izany. Noho izany dia voatery tsy maintsy mionona @ porofo indirect, lojika, tantara isika. Ny porofo mivaigana dia mety afaka 30 taona vao hiseho.
Anisan\" ny nampisy ny fanjanahantany ny fitadiavana lalam.barotra ny harena ankibontany. Izany dia mbola mitohy ihany hatr@ izao saingy @ endriny hafa miafinafina ( atao hoe fiarahamiasa ). Nisy expert iray izay nilaza t@ telé fa resaka lalam.barotra sy harena ankibontany no antony mampisy ady lava ao Afrika ( ireo vahiny mpitrandraka, ireo antokon\" olona isankarazany ao antoerana). Toy izany koa ny zava-misy eto Mcar, manana interet eto ny Franrsay toy ny pays grand puissance rehetra, ary koa manantena fa tokony ho lohalaharana @ izany izy satria efa efa izy no teto.
Ohatra : Burkina Faso : Thomas Sankara ( filoha taloha) dia voatifitra ary voaongana ny fanjakany. I Blaise Compaouré ( filoha ankehitriny) no nanatanteraka izany. @ izao fotoana izao dia efa nandeha t@ telé tatý eoropa ny documents mikasika ny ady sy fanonganam-panjakana tao Afrika. Ireo documents ireo no nilaza sy nanome porofo fa ny Frantsay no tao ambadik i Blaise Compaouré, satria Thomas Sankara nanao politika somary niataka an i Frantsa. Izany hoe efa afaka taona ampolony maromaro vao fantatra ny marina. Mitovotovy daholo ny politikan\" i Frantsay @ pays afrikana.
Mitovitovy @ izay ny zavamisy eto Mcar, Tsy voatery izy miteny direct hoe : esory Ravalo, fa kosa araraotiny ny zavamisy ary ampiany izay olona hiakatra eo ka azony hifampiraharahana mikasika ny tombotsoany. Mandritra izany izy dia mody miteny hoe : neutre.
Amiko dia tsy misy maharatsy ny zavatra sasany nataon\" ny Frantsa,saingy ny olana dia izao : raha @ Frantsa irery foana isika no hanao fiaraha-miasa dia voatery miankina aminy tanteraka. Noho izany dia tokony hozarazaraina @ pays hafa ny fiaraha-miasantsika.
Ny hitako dia tsapan\" i Ravalo tsara izany zavatra izany , ka tsy i Frantsa irery ihany no tiany hiara-miasa amintsika ( n\" iza n\" iza mpanao buisness dia mahalala izany), noho izany izy dia niezaka nanao fiaraha-miasa t@ pays hafa. Izaany anefa dia nahatezitra an\" i Frantsa satria somary voahilika izy. Noho izany n\" iza n\" iza hanala an-dRavalo, na misy antony na tsy misy antony, dia vonona i Frantsa hanampy azy ankolaka ( na ara-bola, ara-moraly, sns...).
IZAY NO HITAKO FA LOJIKA, fa ny ankoatr\" izay dia resaka fanaratsiana sy fanararaotana, fanadalam-bahoaka.
Toy izany daholo ny olana miandry ny filohan\" ny firenena mahatra rehetra ka manana harena, izay mba te-hivoatra, satria tsy maintsy misy mankahala foana izy.
Zavatra hafa kosa indray ny hoe: ireo fiaraha-miasa natao t@ pays hafa ve mba nampandroso an\" Mcar ? Iny dia afaka taona maromaro ao voavaly ary koa miankina @ hoe: inona marina moa no voasoratra ao anatin\" ireo taratasy fifanarahana.
Ny lojika anefa dia izao : Ravalo dia olona mpanao buisness, fantany tsara fa tsy maintsy misy tombotsoa harahina aho, saingy io tombotsoa io ve hoa azy sa hoan\" ny malagasy sasany ( tsy voatery hoan\" ny malagasy rehetra).
Ny henoko dia izao : mahagaga ihany hono fa i Ravalo tao anatin\" ny fotoana fohy dia hita fa nampandroso an\" i Mcar, indrindra raha ampitahaina @ sasany ( Ratsiraka 18 taona nefa inona ny vitany, ny pays afrikana sasany tsy lazaina intsony). Io fihatsarána io anefa dia tsy mikasika ny malagasy rehetra, misy ihany no tsy mahatsapa izany, noho izany tsy maintsy misy foana ny tsy faly.
Ny resaka hoe i Ravalo dia tsy mety mihaino olona dia izao noa azoko lazaina : tsara mihitsy raha tsy mihainohaino foana izy satria misy ireo mody manoro nefa misy tombotsoa arahiny ao ambadika, misy indray ny manoro vohana, ao koa ny tsy ampy fahalalána sy experience nefa mba te-hanoro. Ny olona azony hitokisana ihany no tokony hohenoiny.
Misaotra indrindra Ravonjison nitondra ny fanazavana ahitana taratra ny fifandraisani Frantsay amin'ity olantsika ity.
Ekeko tokoa ireo voalaza ireo saingy kosa amiko dia tarazo izany resaka resahintsika izany fa tsy ny hita mibaribary. Fantatra tokoa fa tsy dia nankasitraka ny fidiran'i Frantsay loatra teo amin'ny ftondrany Ra8, ary mety tokoa io zavamahazo antsika io dia hanome vahana azy ireo satria lasa ilay sakana. Isika koa anefa mahalala fa tsy i Frantsa irery no te hahazo tombotsoa ao amintsika fa firenena be dia be. Raha dinihina koa ny niandohan;ity olana ity dia nanomboka tamin'ny valandresaka nataon'i Ratsiraka tamin'ireo mpanao gazety ary ao Frantsa izy no mialokaloka. Koa noho izany dia tsy afa miala ny Frantsay saingy tsy voatery ho mivaingana tanteraka.
Hitantsika eo amin'ny tantara akaraka io lazainao io tokoa anefa ny ho hiodin'izy ity koa dia aleo sokafana tsara tokoa ny maso ary atohoka ny sofintsika fa tsy mora ity raharaha ity fa tantara mitohy ....
Misaotra indrindra. Soanja