Ny TOP MADA dia site pro Ra-8.
Mazava ho azy tsy ny zava-nisy araka ny ordre chronilogiquen'ny tantara no mipoitra fa araka ny "fijeriny azy monja"
D'ailleurs ce n'est même pas une site de réference, sahala amin'ny site gouvernemental, madagate , na ny sera eto akory aza ! Donc tsy afaka hi-se basé @ fijerin'olon-tokana efa timiste aho , tsy ho "influencé-ny araka ny fijeriny monja ihany fa mba sokafana kokoa ny "horizon"!