Les évêques appellent Andry Rajoelina à ne pas être candidat

1. Noue ( 26/03/2009 17:15)
zany hono ee ! ka raha izany maninona no tsy atao aingana dia aingana ny election ??? tsisy mila an'zany "assise" zany eo fa avy dia election no haroso !!



La conférence épiscopale des évêques a pris fin, hier. La médiation, menée au le « Hintsy », s'est également terminée. Toutefois, des recommandations ont été émises, à cette occasion, pour la Transition. La conférence épiscopale des évêques appelle ainsi le président de la Haute Autorité de la Transition, Andry Rajoelina, à ne pas se porter candidat à la prochaine élection présidentielle. Il en est de même pour les membres du gouvernement.
novalian'i moi ny 27/03/2009 11:16
2. andrywui ( 26/03/2009 17:20)
Ka ny olona hatao election aza ry Noue ts hita zay tany nalehany ko election ahoana ? sa izy tsy mipoitr eo fa miafina de election alefa iany ? mb hafahafa zany election 2009 nareo zany kah !! rah sahy idadanareo de mivoaka aloh ho hitan'ny vahoaka oe ty aho ra olona de ampiresahina kely etsy Soanierana ambony etsy alo anotaniana ze nalehany elabe zay !! vita zay rah mazava ny dossier ny tsisy arakaraka de alefa ny election ,, moa rah nis conflit kely tao de misolo kely ny toeran'i Jly Fidy vetivety aloh i dadanareo
3. xxx ( 26/03/2009 17:22)
tsy maintsy ra wiwi indray io an
4. Oay ( 26/03/2009 17:34)
Noue:

zany hono ee ! ka raha izany maninona no tsy atao aingana dia aingana ny election ??? tsisy mila an'zany "assise" zany eo fa avy dia election no haroso !!



La conférence épiscopale des évêques a pris fin, hier. La médiation, menée au le « Hintsy », s'est également terminée. Toutefois, des recommandations ont été émises, à cette occasion, pour la Transition. La conférence épiscopale des évêques appelle ainsi le président de la Haute Autorité de la Transition, Andry Rajoelina, à ne pas se porter candidat à la prochaine élection présidentielle. Il en est de même pour les membres du gouvernement.


Momba ny fifidianana ry Noue d tsy maintsy atao io fa ny mahamaika aloha izao d ny fiarahan'ny hery rehetra misy eto Madagasikara hifandinika araka izay haingana indrindra mba handrafitra ny rafitra rehetra ilaina @ fananganana ny repoblika vao²!
Mbola averiko fa raha tian'ny vahoaka d mbola averiny eo ny TIM tahaka ny namerenany ny Arema t@ 1996 é!
Fa ho anay aloha d tsy mila goaika antitra izahay ka na Ratsiraka na Ravalomanana na Dadapsy sy ny taranany na Ratsirahonana na Ramaromisa sy ny sns d tsy mila an'ireny izahay fa mila olona vao² izahay.
Momba ny fanirian'ny eveka d raha za ary ny teo @ toeran'i zokilahy Andry Rajoelina d tsy nitondra an'i HAT io za fa nomeko ny olona tany io d manao ny asako milamina za d rehefa matotra ka misy tsy mety d miverina manao politika za! Ka amiko d tokony tsy hilatsaka mihintsy i Andry Rajoelina @ fifidianana ary lazaiko fa raha misitaka @ politika izy fa manao ny asany d lazaiko fa ny fiverenany avy eo d tsy hisy hahasakana ka @ izay d fomba demokratika no hiakarana eo @ fanjakana.

5. Noue ( 26/03/2009 18:07)
tsy hitako mahintsiny aloha oe mbola inona no hidiran'io eveka odon io @ zany ee ! efa samy nahita ny zavatra nataony ny olona ee!
6. KALACK ( 26/03/2009 18:09)
Ka ny olona hatao election aza ry Noue ts hita zay tany nalehany ko election ahoana ? sa izy tsy mipoitr eo fa miafina de election alefa iany ? mb hafahafa zany election 2009 nareo zany kah !! rah sahy idadanareo de mivoaka aloh ho hitan'ny vahoaka oe ty aho ra olona de ampiresahina kely etsy Soanierana ambony etsy alo anotaniana ze nalehany elabe zay !! vita zay rah mazava ny dossier ny tsisy arakaraka de alefa ny election ,, moa rah nis conflit kely tao de misolo kely ny toeran'i Jly Fidy vetivety aloh i dadanareo



ok ! zandrilahy a , marin zan les ,
7. sitlo ( 26/03/2009 18:34)
Oay:
ka @ izay d fomba demokratika no hiakarana eo @ fanjakana


fa tsy fanonganam-panjakana

Koa raha tsy kilalao izy ity koa.
8. fijo ( 26/03/2009 20:47)
tsimaintsy mankeny soanieran aizany izao ny rehetra aloha hoanontaniana an???avec le basy sy fampisotroana ranon javatra hafahafa io.milay le tgv ka,tsy misy menaka fa ama;;;;N sotroina ny gasy an
9. Noue ( 26/03/2009 20:57)
de toute façon aloha fantatry zareo oe tsy ho lany eo io tgvendrana io na andeha mbaka ny lohany aza eee ! dia aleo manaja-tena !!
10. Andribe ( 26/03/2009 21:05)
Les évêques appellent Andry Rajoelina à ne pas être candidat
Les évêques appellent Andry Rajoelina à être Bold textcandibavy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. fijo ( 26/03/2009 22:06)
hihihih tonga saina ny eveka,fa navadik'i odon ko
12. pitchou ( 26/03/2009 22:35)
izaho indray aloha mahita hoe tsy resaka tonga saina ny eveka fa resaka lojika izany: tgv tsy ampy taona!
na izany na tsy izany kosa aloha dia izao e! izay vao nisy olona sahy nanozongozona ny tongo-tsezan'i ra8! asa raha capable ny hanamarina ny diany @ izay izy na mandringa kely d miverina @ izay ratsy fanao nahatongavana h@ izao kouroutamboul izao!
13. fijo ( 26/03/2009 23:00)
azony hovan any lalana fototra de milatsaka izy ka.fa i odon no efa lavin'ny akamany.

i levalo koa rah atafaverina eo,dia mila mitandrina,fa tsy olona tia azy daholo akory no mamerina azy eo,fa ilay fomba nataon'i andry no tsy tian'ny vahoaka.
14. ravatorano ( 27/03/2009 07:16)
aza hadino fa i Andry Rajoelina miohitsy no niteny an'io teny amin'ny 13 mai hoe : " izaho tompokolahy sy tompokovavy dia tsy hilatsaka ho fidiana filoham-pirenena izany fa ny ahombiazan'ny tolona ety amin'ny 13 mai sy izay ialan'ny fitondrana ravalomanan eo no tanjotsika sy hanomanana ny fifidianana vaovao"
Izay ilay tian'ny fivondronan'ny eveka katolika mba ho hamafisin'Ingahy Andry Rajoelina !
Ka hatana ny teny nataony ve izay sa kabary politika araky ny filazan'Atoa Andriamanjato Richard azy koa ireny :?:
15. moi ( 27/03/2009 11:16)
Tokony mba haneho hevitra kosa ry zareo etsy andaniny hoe iza avy no tokony hilatsaka !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1236