firenena hoentin'ny olona efa nigadra, zaza etsy sy eroa batard, sy mpanao fitaovana ny fivavahana ho propriete priveny dia mambotry vahoaka sa firenena entin'ny tanora vao misondrotra, tsy nigadra ary hanasaraka ny fivavahana sy ny fitondrana firenena, fana ovana ny mandatn'ny filoha ho indray mandeha ihany !!
IZA no TIANAREO ??
Ary ra avadika ndry ny safidy àry:
iza no tsara: firenena entin zaza mbola tsy mikatona ny lohamaleminy ^:^ sady mpanao loham boto tsy misy saina no( sady te ho derain'ny alika ka mitsoka ny vodin'ny maty =)) =)) =)) =)) ) SA:
firenena entin'ny olona mba manana feon'ny fieritreretana na dia ampahany amin'ny feno aza? :?: :?: :?: :idea: :D