TSY GASY intsony aho. Vive DALAÏ LAMA

1. salopard ( 27/03/2009 21:31)
Fini ça suffit maintenant.

Ariako ny nationalité malagasiko. Gasy tia ady , tia RAVALO, Mpamono olona.

Je suis Tibétain maintenant. Boudhiste.

Vive DALAÏ LAMA;


FREE TIBET,

De toute façon orange koa ny tibetain.
Aminay Tibetain, rehefa miova Karma i RAVALO, dia mi s'incarner KISOA, lasa kisoa, satria nanao ratsy, namono olona

Vive dalaï Lama
free TIbet


sniff...
tchouff...
2. rakaroka ( 27/03/2009 21:35)
:lol: :-D :-D :-D =)) =)) =))
Tena Salopard marina! ´za rangahy hivadika "sinoa" an
tsi-tsing...nihao! sady tsy fantatry rizareo hoe tsy sinoa aho e :?: :wink:
3. xxx ( 27/03/2009 21:37)
salopard !! za hivadika kisoa rah te hindrana elah , sa hovidialh ve ny kisoanay , omena anlah ambongdiny lets
4. Andribe ( 27/03/2009 21:50)
tsss reto tena mivadika daholo mivadik ondana sady mivikan ny politika ny farany raha tsy diso aho mbola malalaka ny eny @ 18 fa tsy nalain ny tim na ny tgv :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. fijo ( 27/03/2009 21:54)
hivadika any an kady ny hiafarany ko
6. salopard ( 27/03/2009 22:35)
ho hitanareo tsara fa ho ratsy ny karman- dravalo

Tsy ny karamany ry andribe an! elah manko toa vendrana izay indraindrai

ravalo lasa kisoa

lalao lasa ôsy
y
7. ra8enforce ( 27/03/2009 23:05)
aiza salopard ndao hitsena ny dada afrika du sud e,omeko karatra ho membre tim ela f'aza matahotra
8. fijo ( 27/03/2009 23:31)
lasa biby eo io raha mahita an dravalo
9. xxx ( 28/03/2009 03:05)
Dia ny naha an' i ramalai -manana vé r' i salopard no hanariana ny ray aman- dreny sy havana amam- pianakaviana ? asio zone rouge kely aloha ao tibet é !ohatry ny natao tao ambohitsirohitra .Amin' ny anaran' ny boudhisahtvah ,ho ketrika anie ny fisiako ! Vishnou hitahy ahy ,Krishna hiandrandra ny fahiratako ,Shivas handripaka ny tsy mety eo @ 'ny fisiako , Ganesh hitondra ny zavatra iriako ! Dharaham salahm sakashao advanimah vedish omaigah !
Ashram alay !
10. eightman ( 28/03/2009 09:31)
Mvadiha any daholo koa nareo fa ny toe-tsaina mirefarefa amin'ny tany otran'ny anareo izao mihitsy koa no tsy mampandroso an'ity firenenay ity e!!! ndana daholo mivadika e!!
Allez , ouste!!!
11. ra8enforce ( 28/03/2009 09:52)
kely sisa zareo dia hiongana tgv an alefa alefa an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0703