Tsy mahazaka demokrasia ny HAT
1. news2dago
(
28/03/2009 12:32)
Vao herinandro no nitondra dia efa ny basy no mitatata etsy @ 13mai!!! aiza re izany e! izao ilay oe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina e!
Ireto capsat ireto kay mpamono vahoaka fa tsy misy an'izany miaro vahoaka izany. Ty vola no marina e! jamban'ny vola ry zalahy ireo. Misy fetrany ihany izany ary vao maika hafana ny raharaha @ herinandro ho avy io.

novalian'i pink ny 28/03/2009 22:28
2. bozyboleta
(
28/03/2009 12:45)
Izao no tena herim-pamoretana.
Ireo tao @ RM1 no tena nitifitra rehefa natosiky ny polisy sy zandary hiverina niakatra ny avy teny Ambohijatovo ka nandalo teo akaikiny teo.

3. zandikely
(
28/03/2009 13:00)
Tsy misy zavatra vaovao mba manaraka ny nataon'ireo mpitondra teo aloha izy ireo.
Ataoko koA fa na ny teny hoe DEMOKRASIA izany tsy niatra tamin'ny fitondran'i Ravalomanana. Efa adinonareo sahady ve ny poabasy nahafaty olona maro tamin'ny andron'i Ravalomanana teo.
Mandreraka fotsiny mahita anareo milaza fa tsy mahatanty demokrasia ny HAT. Raha ny marina ary tsy misy afaka manda izany dia tsy mbola nisy mpitondra demokratique zany teto Madagascar.
Aza fanatique fa rehefa mitsikera dia tsikerao daholo izay tsy mety fa tsy zany tsy atao hoe fanatique fotsiny ianareo.

4. ifiona
(
28/03/2009 13:09)
nnntsss! fa @ fomba ahoana no hampitahana zone rouge toeran'ny palais présidentiel ( nanomboka oviana koa moa ny palais présidentiel no tsy zone rouge e, n'aiza n'aiza) sy toerana efa natokana hanehoana hevitra, izay efa nampiasainareo tgv rahateo, nefa tsy nosakanan'i ravalo mihitsy fa navela foana, sady ny ministranareo tgv ihany anie no nilaza teo mialoha teo hoe malalaka ny fanehoan-kevitra e!
tsy mahita hiarova-tena ntsony nga nareo zany e!

5. yuka
(
28/03/2009 13:20)
Rehefa ianareo no mitifitra dia tsy mihosindra ny tananareo,na dia vahoaka tsy eny amin'ny zone rouge aza no tfirina? :roll: :(
tsy hay ilay atao hoe demokrasia ka aza vetesina lava ry HAT sy CAPSAT sy ny
tafibahoaka rehetra a!

6. bozyboleta
(
28/03/2009 13:21)
Inona le demokrasia e!
Mbola tsy teo @ fitondrana hafa ny dikany fa rehefa eo @ fitondrana miova indray le dikany?
Vao herinandro fotsiny dia efa izao no atao. Kanefa mihevitra ny hijanona eo 24 volana?
Raha androany firy no maty (sanatriaviko ihany na dia efa misy milaza fa maro aza), mandram-pahatapitr'ity tatezana mitatra ho firy no ripaka?
Iza no tena mihoson-drà @ zao.
Manameloka anao aho ry... :cry: :cry: :cry: Avereno iny ranomasom-boay iny raha sahy.

8. bozyboleta
(
28/03/2009 13:29)
Farito aloha hoe inona le demokrasia. :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
Toa samy manana ny azy mantsy.
Toa samy manana ny azy mantsy.
9. patrick2002
(
28/03/2009 13:31)
firy hono no matyt eh! ny vaovao azoko dia tir en l'air no nataony miaramila ,dia niotsoaka ny olona ka nisy ny nianjera dia nifanosoka ,
10. patrick2002
(
28/03/2009 13:39)
mbola mahazaka demokrasia tsara ny HAT ,satria mbola afaka mampiseho hevitra eo @ kianjan'i demokrasia ianareo ,
Demokrasia no hilaina fa tsy fanonganana ,
Andry matoa nidina teny @ 13 mai satria efa fanonganana no nitakiany ,ka ataovy mazava ny fitakiana ,fanehoan-kevitra sa hanongam-panjakana.

11. yuka
(
28/03/2009 13:46)
tsy nahatanty demokrasia ravalo fa tsy nitifitra anareo nialan'Ambohijatovo nakeny amin'ny 13 mai :twisted: :twisted:
efa mazava ny fitakiana fa mitaky ny aradalana fa aza mody jamba e!
nanongana ko matahotra ho voahongana :-D :-D :-D
tsy mijanona io e!
mamy anie hoa io seza io e! :D

12. news2dago
(
28/03/2009 13:48)
bazylou:
Ary le8 angaha nahatanty demokrasia koa!!! :roll: :roll: :roll: :-P
NY zao aloha no fantatro dia ilay niseho nilay oe mahazaka iny kay no tena FOZA ORANA be manadala
13. patrick2002
(
28/03/2009 13:56)
efa mazava ny fitakiana fa mitaky ny aradalana fa aza mody jamba e!
f'angaha tsy efa ara-dalana izy io :roll: :roll:
mazotoa eny ambohijatovo ,fa izahay hiaro an'i 13 mai teo no nandevenanay ny fitondrany Ravalo ,ary toerinay izay mitady hanangana velona ny fitondrany Ravolera eo . :-D :-D :-D
mazotoa eny Ambohijatovo. :-@ :-@ :-@
14. news2dago
(
28/03/2009 14:03)
patrick2002:

Ambano basy daholo izahay isan-tokantrano oh ny natao t@ pasitera sy ny jenarely 3 h@ HCC raha mafy elaisany ao @ capsat e! Raha izay no vitanareo de milefitra izahay. Lehilahy ela raha mahay manodina an'io masinina administrativa io. Hitanao zany hikatso tanteraka izany. Aiza koa izay vola ampesaina sy ho robaina eo anefa e!
15. patrick2002
(
28/03/2009 14:39)
Izahay tsy hamerina ny erreur nataony EMMONAT ka nampihorohoro isaky ny faritra miaro ny ara-dalana izahay ,fa ianareo izao no tsy manara-dalana ,fanehoan-kevitra ekena ,fa ny fanonganana tsy hilaina ,
ho hitantsika eo izany hampikatso ny machione administratif izany.

16. yuka
(
28/03/2009 14:57)
Ny aradalana aminareo fozaorana ra pat tsy aradalana amizao tontolo izao a! :-D :-D :-D :-D mbola tsy manaiky ihany nefa efa voakiana eran'ny vazatany
:lol: :lol: :lol:
13 Mai angamba nandevenana ody mifono lamba orange de arovana mafy :-D
ianareo manao ihany mantsy no mahana :-D :-D :-D :-D
manongana tsy maintsy voahongana ry fanjakana mitoka-monina a!

17. patrick2002
(
28/03/2009 15:14)
Ny aradalana aminareo fozaorana ra pat tsy aradalana amizao tontolo izao a! mbola tsy manaiky ihany nefa efa voakiana eran'ny vazatany
fa iza anky ity ara-dalana amin'izao tontolo izao :* :*
veloma indry fa may ny steak -ko ,
18. zandikely
(
28/03/2009 15:24)
Ifiona: Zone rouge zany ny teny Analakely nosakanan'ny miaramila tamin'ny fotoanany.
Zone rouge teny Ankatso nahafaty olona ireny.
Ny tiako lazaina dia tsy mbola niaina izany demokrasia izany isika ary mbola lavitra an'izany koa izao.
Tsy ekeko fotsiny ny filazanao fa izao fitondrana izao iany tsy mahatanty demokrasia, ireo taloha koa tsy nahatanty.
Sokafy re ny maso ary aza terena ny hanaiky ny tsy mety ny fisainana

19. news2dago
(
28/03/2009 15:41)
patrick2002:
Izahay tsy hamerina ny erreur nataony EMMONAT ka nampihorohoro isaky ny faritra miaro ny ara-dalana izahay ,fa ianareo izao no tsy manara-dalana ,fanehoan-kevitra ekena ,fa ny fanonganana tsy hilaina ,
ho hitantsika eo izany hampikatso ny machione administratif izany.
Hitnala eo e!
Enao nanongana tsy nahalala maty koa rhf ahongana vao wa wa wa eo
20. Mirananirina
(
28/03/2009 15:51)
NY MPANOME BAIKO NY MIARAMILA NO MPAMONO OLONA,NANDIKA ZONE ROUGE KOA ANGAHA IREO EEEEEEEEEEEEEEEEE
tsy mitifitifitra foana izy ireo raha tsy mahazo BAIKO.