Tsy mahazaka demokrasia ny HAT

21. andrywui ( 28/03/2009 16:06)
hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi!
22. RanOBe ( 28/03/2009 17:01)
hoy i yuka:
Rehefa ianareo no mitifitra dia tsy mihosindra ny tananareo,na dia vahoaka tsy eny amin'ny zone rouge aza no tfirina?
tsy hay ilay atao hoe demokrasia ka aza vetesina lava ry HAT sy CAPSAT sy ny
tafibahoaka rehetra a!
De hoy 'za hoe :
Rehefa olona afa ve no anapoahana basy mandritra ny 2 volana mahery de tsisy dikany izany fa rehefa olona afa(...) no anapoahana basy ao anatin'n,y 1 semaine de misy dikany ! (raha jerena amin'ny fo tsy miangatra)
fa amiko manokana de tokony ampitoviana tamin'izay niseho nandritra ny 2 volana mahery ny zavatra mitranga amin'izao de amin'izay 1 sy 1 ny baolina de miditra amin'ny PROLONGATION de rehefa tsy vita de miditra amin'ny PENALITE! de zay!
23. yuka ( 28/03/2009 17:12)
Aza mapitovy zavatra tsy mitovy e!
tadiavinao ande handoro ny RNM sy ny VIVA angaha ny panohana ny aradalana,de andeha handroba sy hamotika fananan'olotsotra sy fananam-panjakana koa ve zany zay dia amizay mitovy aminareo????? :roll: :roll: :-D :-D
24. pink ( 28/03/2009 22:28)
chacun a son tour.Avo feo nyTGv teo aloha nanompa,nampatahotra...aleo mba toriny hafa indray no avo feo dia hitany izao tontolo izao izay...Mendrika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0869